Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i penguin, milahatra araka ny daty
penguin
(
03/03/2009 14:36)
13 May: Asiana lakroa mainty hono ny tranon'ny TIM
Izany no mitady fahafahana ary nanangana kianjan'ny demokrasia. Tsy mbola mahazo fanjakana akory dia mila eny amin'ny 13 May kila fa asiana lakroa mainty hono ny tranon'izay mpikambana TIM. Ny mpitoko...
tohiny
novalian'i yuka ny 04/03/2009 07:03
penguin
(
03/03/2009 05:51)
Faty kila 5 hita halevina am-batan'oron'i andry TGV
Voaporofo ny fanirahan'i andry TGV ny olona tarihiny tamin'ny fandoroana sy fandrobana tetsy sy teroa. Rehefa henoina fotsiny dia milaza i andry TGVendrana fa misy olona voakarama handroba kanefa nent...
tohiny
novalian'i penguin ny 03/03/2009 14:27
penguin
(
02/03/2009 09:57)
Milliard ahoana ty azon'i TGV é ? Gazety androany
Anjaran'elah mpitokona indray no manazava misimisy satria tratran'ny olona ny seseseskkki nalefa ho an'i TGV ary navoakan'ny olona angazety androany na ny anaran'ny mpandefa na ny mpahazo. Avy any Fra...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/03/2009 15:05
penguin
(
27/02/2009 10:14)
Ny Malagasy no manao ny tantarany.RA8 mendrika htr@'izao
Ny Malagasy tsirairay no manamboatra ny tantarany. Porofon'izany, tsy misy tolona tafavoaka raha tsy tonga manamaro isa eo amin'izay tolona isankarazany ny vahoaka madinika nagariana sy tsy norahirahi...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2009 21:07
penguin
(
26/02/2009 13:51)
Izahay dia RA8 hatrany ary tsy miroharoha saina mihintsy
Tsy mampiova inona anay fa ny ara-dà lana no fantatray. Andraso ny fifidianana raha tia izany resaka fanjakan'ny be sy ny maro izany. Vita ny fifidianana arabainay nereo raha ahazo sahala ity TGV nihe...
tohiny
novalian'i Noue ny 26/02/2009 19:34
penguin
(
24/02/2009 14:10)
Tsipaka miala aina very fotsiny, fa ireny no mahita lavaka
An'iza ny lamba miahy. Ny filazan'ny gasy hoe tsipaky ny miala aina dia tsy mahavoa fa hialana fotsiny ary dangy ho azy eo. Ento nefa ny zaza tsy afaka BEPC akory no fitahina alefa eo aloha ary tariti...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 02:01
penguin
(
24/02/2009 08:55)
Sanga lava taritin'ny olona na fahanana vao mandeha ny TGV
TGV haingana dia haingana nefa sady tsisy là lan'ny TGV aty Madagasikara no lava sanga ka taritin'ny olona ny andriny. Fahanana vao mandeha ka manimba zavatra satria mandeha ho azy ary mandeha mamotik...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 25/02/2009 12:06
penguin
(
24/02/2009 07:17)
Ravalomanana no Filohanay fa TGVendrana tsy ilainay.
Rehefa tsy azoazonareo dia lazainareo ratsy toetra kanefa ny toetra asetrinareo azy dia vao mainka hatratsian-toetra. Mpiasan'ny Radio VIVA izao no manambara hoe Tranon'olona mapiahiahy fa mandraisa f...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 25/02/2009 11:51
penguin
(
23/02/2009 14:31)
I penguin tsy mety ho TGV. Fandrebirebena ny pengiun
Fomban'ny TGVendrana ny mandrebireby saimbahoaka ary mitarika ny olona hisavorovoro. Rehefa hita fa tsy tia TGV tanteraka i penguin dia mamorona solon'anarana [u]pengiun[/u] ary milaza ho TGV mafatrap...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 02:32
penguin
(
23/02/2009 09:54)
Gisa mangalaketsa, be vava,ny tratra mangana, ny hanina dila
Gisa mangalaketsa, be vava,ny tratra mangana, ny hanina tsy azon'i TGV sy ny namany....
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 25/02/2009 00:28
penguin
(
20/02/2009 11:41)
Troupes de maintien de la paix Frantsay hantsoina ry donto a
Efa mitomany any Frantsa ihany ka ny Troupes de maintien de la paix Frantsay hantsoina ry donto a. Hanontanio azy ny dikan'izany Zone Rouge izany....
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 14:30
penguin
(
20/02/2009 10:24)
Mila basy ny andrywuimasompokonofa hono fa mba té hamaly
Hamaly aho é, hamaly aho a hoy ny andrywuiwuimasopokonofa. Mba olona niofana apetraka eny ry andrywui fa tsy izao hita eran'ny lalà na rehetra io a. Avy eo hanaovana rakitra indray hinanany hanina. E...
tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 12:57
penguin
(
20/02/2009 06:47)
andrywui tapaka là lan-drà , kidoropamba lasa adala.
Ré fa voa mafy ny havana roalahy izay nifaly sy nirebika raha vao nandré fa nahazo Ministera 4 ny mpandroba kinanjo voadona tampoka indray ny andrywuimasompokonolona ka tsy nahatohitra. I andrywui t...
tohiny
novalian'i ratavao ny 20/02/2009 12:20
penguin
(
20/02/2009 06:20)
Misy tafaverina ny Ministera fa aza mandihy tsy afa-tavony.
Araka ny vaovao renay koa dia mba namaly ny ara-dà lana ka efa misy ny tafaverina ireo Ministera nidirana andro hariva. Tsy nahatohitra ny andrimasom-pokonola ka nilefitra ary efa nosoloan'ny olona in...
tohiny
novalian'i penguin ny 20/02/2009 10:19
penguin
(
19/02/2009 09:18)
Efa azo vé ry TGVendrana. Efa mifona vé Zay é? Hehehehe
Toa mbola tsisy azo na Ministera iray aza ry TGVendrana a ? Ny vizana tsy han'asa indray no apetraka mamay vody eo nefa lazaina fa efa akaiky ny fandresena. Ny tolana no voa fa tsy ny rindrina vé éÃ...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 20/02/2009 00:40
penguin
(
17/02/2009 06:48)
Nirehitra tsara ny OTRIKAFO notsofona tany Frantsa vé ?
Hehehe dia nirehitra ihany ny otrikafo nokopakopahina tsy ho faty tany Frantsa. Na ny milaza Profesora aza niezaka nitsako mafy ka efa milaza ny handrombaka loka fa efa nisy maro ny may ny fananan'olo...
tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 17/02/2009 11:20
penguin
(
16/02/2009 09:55)
Misokatra ny maso ary hita fa tsisy dikany ny TGVendrana
Tena misokatra ny maso ary mahita fa mitetika ny ho lasa amin'ny revin-gadra ny TGVendrana. Tsy hanampy azy ny vahoaka fa hano aloha ny saosiny rehefa mitpitapy ry boay kely é. Izaho no MIBAIKO hoe d...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:55
penguin
(
16/02/2009 09:35)
Dé ahoana hikopaka sa hamely fantsy TGVoa ?
TGV ary haingana dia haingana na tsisy là lana andehanany aza eto Madagasikara fa maika hirosoroso amin'ny mokondohabe. Ka ahoana hanorana sa hanavandra sa hikotroka sa hitondra zaza tsy ampy taona in...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:56
penguin
(
13/02/2009 06:34)
Mampiditra baolina ny totonondry bory. Mihaosa ny mpitondra
Mbola mankasitraka ny ara-dà lana i penguin saingy tsy afaka ny hanampi-maso ny zava-misy. Nipetraka ny hoe [u]TSY MISY MPANOHATRA CREDIBLE[/u] dia variana koa ny Mpitondra ary faly [u]MIARA-MIASA AMI...
tohiny
novalian'i penguin ny 13/02/2009 12:39
penguin
(
12/02/2009 11:43)
Ministra 4 vaovao indray hoy ry TGVoa ééé
Dia miandry ny asa ataon'ireo Ministra efa ho 8 ary izahay ééé. Dia arabaina Ny Hasina fa raharambahiny maninona tsara izy teo oooo ? Mampiomehy fa iarahana mahita eo ary ééé....
tohiny
novalian'i penguin ny 13/02/2009 07:15
