Liste des messages
Liste des messages, inserés par penguin, par ordre de date
penguin
(
19/03/2009 07:07)
Tsy ilaina fa ho atao ny FIHAONANA AFRIKANA hoy TGVendrana
Rehefa eny @ 13 Mai haka fitondrana dia lazaina hoe tsy ilaina ity Fihaonambe Afrikanina ity. Omaly ihany dia nilaza ny TGVendrana fa hatao eto io....
suite
répondu par penguin le 20/03/2009 06:11
penguin
(
18/03/2009 05:50)
Tsy nanapaka tetezana ny mpitondra taloha ka ndao ny TGV
Tsy nanapaka tetezana ny mpitondra teo aloha ka miandry ny hafangainam-padehan'ny TGV ho fandrosoan'ny firenena izahay. Aza maka ny tarika mpitondra teo aloha fa izay no nahavizana sy nahapotika anay ...
suite
répondu par Oay le 18/03/2009 09:11
penguin
(
17/03/2009 09:49)
Mbola mitohy manala demony ao Ambohitsirohitra ry zalahy
Azo Ambohitsirohitra alina ary manala demony eraky ny toerana rehetra ny mpanala demony hatramin'izao. Ho hita tokoa fa ho afaka ny FAHANTRANA ary HANDROSO i Madagasikara satria asa-demony ny FAHANTRA...
suite
répondu par tataka le 17/03/2009 10:53
penguin
(
17/03/2009 09:08)
Mbola tsy resy fa mitohy na ady mangatsiaka aza
Raha ny miaramila Malagasy moa tsy omena tsiny fa zanaka sy rahalahy izay nahazo galona tsy nandia izany ADY na GUERRE izany ka tsy mahagaga raha miala sy resy tsisy maratra. Ny maro aza dia nihevitra...
suite
répondu par penguin le 17/03/2009 11:30
penguin
(
16/03/2009 09:27)
Ny tarika 13 Mai no tsy manaiky referendum fa aza avadika
Betsaka no mamadika resaka. Ny tarika 13 Mai no milaza hoe efa tsy tia an-DRavalomanana intsony ny vahoaka ka tokony miala izy. Avadika indray ny resaka satria matahotra ry zalhy ary tsy mahatoky tena...
suite
répondu par penguin le 16/03/2009 10:32
penguin
(
13/03/2009 06:15)
Tohin'ny 2002 izao hoy ny AREMA RALAIDOVY
Efa miseho fatratra moa ireo AREMA izay nolazaina hoe ambadik'ity hetsika tian'i Andry TGV ity tanterahina. Nilaza moa ireo fa tsisy fifandraisana izany fa ny tsy mety ataon'ny fitondrana no toherina....
suite
répondu par xxx le 13/03/2009 11:13
penguin
(
12/03/2009 05:50)
Resy vé zay manara-dàlana? Tsy mijanona io ary mitohy
Na inona hitranga na inona hidona ny ara-dàlana ihany ny anay na ho resy tosikin'ny barofo na ahoana. Tsy karazanay ny mifaly sy mitaingina izay mihevitra ho matanjaka amin'ny tsy izy. Maninona moa r...
suite
répondu par fijo le 12/03/2009 21:45
penguin
(
10/03/2009 05:50)
Efa lasa 24 heures vé ? Ny andrina no tsy naniry volo.....
Ka ahoana efa niala 24 heures sa ampitomboina 72 heures indray ry TGVendrana a ? Efa niady ary raikitra ny Miaramila sa mahay mifanakalo hevitra izy samy izy ? Aminay dia mazava fa ny hamotika an'i Ma...
suite
répondu par fijo le 10/03/2009 22:12
penguin
(
09/03/2009 12:42)
Nolazain'ny VIVA fa KITAHORINA hono ny miaramila Malagasy
Tsy tahotra tsy henatra fa nandrahona ny mpampiresaky ny Radio VIVA ary nilaza sy naka ohatra ny resaka tamin'ny GAL Fidy. Nolazain-dreo fa mandositra hono no hain'ny miaramila Malagasy ka mitandrema ...
suite
répondu par penguin le 10/03/2009 05:56
penguin
(
09/03/2009 11:46)
Fandrobana no rehareha. TGV Ho Fitondranan'ny Fandrobana
Izay no izy fa samia miomana fa ho avy ny Fitondran'ny Fandrobana. Izay manana dia ireny no alaina hampanana haingana ny tsy manana...
suite
répondu par aloalo le 09/03/2009 12:52
penguin
(
09/03/2009 11:11)
Ny Fitondran-DRa8 mitohy ary tsy miala io
Na hanohy ny resaka bontolo ny mpandroba, na hitady hevitra maloto isan-karazany mba hanasarantsarahana ny Miaramila, na hampiady ny finoana Katolika sy ny hafa, na mody miantso Andriamanitra nefa ny ...
suite
répondu par TEGEVE le 10/03/2009 09:24
penguin
(
06/03/2009 14:00)
Oay, sty tezitra fa ravo misy EMMONAT izahay ooo
Izahay aloha tsy hanaraka TGVendrana fahanana tànana sady tsy nametraka làlana handehanan'izany i lava sanga. Entin'ny olona amian'ny sangany koa aiza no tsy ho TGVoa. Miasa manaraka ny fivoatran'ny...
suite
répondu par xxx le 06/03/2009 22:14
penguin
(
06/03/2009 12:01)
Ny za-dratsy no mangitakitaka. Faly ny mpanara-dàlana.
Mamorona indray mba ahazoana ny fon'ny KIL ny tarika TGVendrana. Enjehina no mendrika ny mpanao ratsy ka na milaza mangitakitaka nohon'ny ratsy ataony izy dia azy izany. Ny mpanara-dàlana kosa midera...
suite
répondu par fijo le 06/03/2009 20:14
penguin
(
06/03/2009 06:56)
EMMONAT tohizo ny famerenana @ laoniny ny fiainam-pirenena
Niaina tsy nisy izany fandrobana, doro orin'asa, fandrahonana teto Madagasikara talohan'ity hetsika TGVendrana ity. Ny fahasahiranana lainga mantsina ny filazana fa ny korontana no ahavaha azy ary aha...
suite
répondu par penguin le 06/03/2009 11:55
penguin
(
05/03/2009 13:45)
Roa andro tsisy varany 13 mai. Nikonetaka TGV
Roa andro tsisy varany 13 mai. Nikonetaka TGV...
suite
répondu par TEGEVE le 05/03/2009 14:46
penguin
(
05/03/2009 12:34)
Zay tsy mahavita soloana. Nomination mandeha
Ny an'i andry TGVendrana aza nomination eny ankalamanjana ary milaza ny mibaiko ny Ministera rehetra koa tsy izany vé no tokony homena loka betsaka satria nahabaiko ny rehetra. Ireo ara-dàlana rehef...
suite
répondu par molota le 05/03/2009 16:26
penguin
(
05/03/2009 08:51)
Tsy fanjakan'ny mpandroba akory eto. Darohy mafy
Na iza hamorona hoe mpamono olona sy ny sisa dia manamafy ny mpanara-dàlana fa tsy fanjakan'ny baroa ny eto Madagasikara. Izay manao barofo tsy maintsy faizina ka mandrika ny mpitandro filaminana han...
suite
répondu par penguin le 05/03/2009 13:42
penguin
(
04/03/2009 12:03)
Ravalomanana no Filoha miavaka ary tsara indrindra hatrizay
Samy nodinihana ny Filoha nifandimby saingy hita fa Ravalomanana no Filoha miavaka ary tsara indrindra hatrizay. Tao ny nitondra efa ho 24 taona saingy pahana tao ary hafa anjaran'ny sasany manazava a...
suite
répondu par gasmlay le 04/03/2009 13:09
penguin
(
04/03/2009 11:02)
Samy manana ny andraikiny. Miaramila, Mpitsara, Filoha sns
Izay mipoaka rehetra dia samy manana ny andraikiny ny rehetra. Ny mpampianatra mampianatra ny ankizy ary tsy Ra8 no mitantana azy amin'ny rehetra. Ny miaramila manana ny mpitantana azy ary mahalala ny...
suite
répondu par tsoraka le 04/03/2009 12:07
penguin
(
04/03/2009 06:17)
Fahafahana = barazy, Maka Ministera, haka Mpiasam-panjakana
Efa fantatra hoy andry TGVendrana ny anaran'ireo mpandraharaha sy orin'asa lazainy ho mpisolelaka. Androany hono no hitsarana ireo orin'asa manohatra ny tolona TGVendrana. Izany ve no fahafahana sy de...
suite
répondu par xxx le 04/03/2009 11:04
