Liste des messages
Liste des messages, inserés par penguin, par ordre de date
penguin
(
03/04/2009 08:13)
Mesures anti-économiques rehefa tia ahazo fom-bahoaka, Lozab
Resaka tsy mitombona ary loza no ataon'ny fitondrana tetezamita. Tairina ny vahoaka ary faly sy mitsinjaka saingy tsy hainy fa tsy ho tafavoaka io. Resa-be tao anaty taxi-be satria nisy nitondra mofo ...
suite
répondu par penguin le 03/04/2009 14:27
penguin
(
02/04/2009 13:11)
Ny Gadra afaka averina miasa atao PDS hoy TGVendrana
Tsy hay na PDS na Maire fa Maire i Pety no nogadraina noho izany averina maka ny andraikiny izy hoy andry tgvendrana. Maninona moa no tsy avy dia ravana ireo BIANCO sy ny hafa izay nanao fanadiadiana ...
suite
répondu par rasobakobako le 02/04/2009 14:34
penguin
(
01/04/2009 12:15)
Vonona ara-miaramila,matanjaka ara-toekarena M/kara an?an?
Tsy misy ahatahorana ny miaramilan'ny SADC hoy i monja roindefo ary vonona ny hiaro tena ka afaka hanome lesona azy ireo ny miaramila gasy. Ny Jeneraly moa retirety tsy nahita gerrragerrra ny mbola am...
suite
répondu par fijo le 01/04/2009 20:41
penguin
(
01/04/2009 09:21)
Hadinon'i TGVendrana lay hoe tsy handray karama fa sehatra
Mbola any vé lay hoe tsy handray karama andry tgvendrana ry mpomba azy a ? Sa sehatra hafa ny HAT ka tsy asiana izay resaka izay ? Hiana aty Madagasikara daholo ny Harvard sy ny Cambrige ary ny naman...
suite
répondu par penguin le 01/04/2009 11:47
penguin
(
31/03/2009 13:39)
Fitantanan'ny tanora ty hoy ny TGVendrana
Ireo tokoa fa miseho ny goaika tanora ary tsy nahafehy ny andry tgvendrana ka tsy ny tanora mirijarija entin'ny olona @'ny sangany sahala azy no mpikambana @'ty HAT. Miarahaba ireto olo-manga ary tair...
suite
répondu par fijo le 01/04/2009 21:16
penguin
(
31/03/2009 06:09)
Pastora vonoy fa ny GADRA no reharehan'i Madagasikara
Vao naverin'ny TVPlus ny sary nanaovan'ny CAPSAT ny lehiben'ny FJKM teny Antanimena. Nandà ilay miaramila CAPSAT hoe tsy nisy nampisotro amany ny Pastora nefa tratra teo amin'ny sary izy tenany nandr...
suite
répondu par fanou14 le 01/04/2009 07:24
penguin
(
30/03/2009 10:47)
Fanjakana petatoko vé no aleo hilamina. Bay ary
Rehefa azo ny fanjakana petatoko dia tonga ny hoe aleo hilamina amin'izay vé ? Tsy misy mihevitra ny hanankorontana ny Malagasy eto fa ny fanjerana ny fitondrana tematemaka no himasoana. Rehefa ireo ...
suite
répondu par penguin le 31/03/2009 05:57
penguin
(
27/03/2009 13:07)
Kristiana TGV sy Coutiti Silamo. Hahahaha
Niventy ny fanompoana sampy sy ny osy ry TGVendrana ary nilaza fa avy amin'i Jesosy Kristy tompontsiaka hoy izy ny fandresena. Hahahaha, Silamo be no miseho ka hohita ny ahaizan'ny TGVendrana hampikam...
suite
répondu par fijo le 27/03/2009 22:41
penguin
(
27/03/2009 11:35)
Miseho ny tena mpiasampanjakana nangina hatrizay
Sahirana ny Ministra notendren'i Roindefo Monja satria tsy hankatohavin'ny mpiasa isan-tokony. Izao vao misy izany Ministera mitondra Banderole eny Ambohijatovo saingy tsy nahitana izany ny 13 Mai n'n...
suite
répondu par fijo le 27/03/2009 22:46
penguin
(
26/03/2009 12:44)
Anaty vahoaka ny vady amanjanaky CAPSAT
Tena mamporisika ireto CAPSAT ny mpomba ny TGVendrana ary milaza fa ho maro nohon'ny TGVendrana maty ny mpiaro ny ara-dàlana ho faty. Tsy lasa alavitra izany satria tsy hisy an-dafy ahafahan'ny amanj...
suite
répondu par Andribe le 26/03/2009 13:56
penguin
(
26/03/2009 06:25)
Aza miala mihintsy ny mpanaraka ny ara-dàlana
Ho hitan'ny voamason'ny rehetra na eto an-toerana na ny an-dafy dia mila maneho hatrany isiaka fa maro ny tsy mankatoa izao fanerena miampy fampitahorana miaramila izao. Ampitahorina dia manao sonia s...
suite
répondu par fijo le 26/03/2009 22:40
penguin
(
25/03/2009 14:30)
Ratsirahonana satria aferan'ambany andro i Madagasikara an ?
Tenin'ny akama ity tanteriko ity hoe fa ahoana no Ra8valomanana dé Rajoelina dia Ratsirahonana fa manomboka @'ny RA ihany ngah no Malagasy nianatra sy mahatantana firenena ? Miala tsiny fa zava-misy ...
suite
répondu par fijo le 25/03/2009 21:36
penguin
(
25/03/2009 12:45)
Mbola nanao tifidanitra indray ny miaramila
Tsy mahatanty mihintsy ry TGVendrana nefa milaza handala ny fahafahana. Rehefa nidina avy Ambohijatovo ny tsy mankasitraka izao tetezamita kitoatoa izao dia nanirahana banikely hitoratoraka ka rehefa ...
suite
répondu par fijo le 25/03/2009 22:19
penguin
(
25/03/2009 10:24)
Atao inona ny Jeneraly ho baikon'ny ambaniny izany ?
Voalaza hoe voavidy vola daholo ny Jeneraly rehetra ary tsy nizara ka izay no tsy nankatoavan'ny ambaniny azy. Nampalahelo mihintsy aza satria hatramin'ny sous-officiers avy no maniraka ny Jeneraly mi...
suite
répondu par Harinavalona le 25/03/2009 19:47
penguin
(
25/03/2009 06:24)
Tsy navoakan'ny TVM ny Rodobe izay vahoaka marobe
Milaza ny naka lesona ny TVM nefa omaly dia nodiany tsy hita ary tsy navoakany ny hetsiky ny olona marobe avy teny Ambohijatovo ary nampiseho fa mbola misy ny manohana an-dRa8 hatramin'izao. Izay ilay...
suite
répondu par xxx le 26/03/2009 09:38
penguin
(
23/03/2009 14:20)
Tsy atao SORONA ny VAHOAKA. Mendrika Ravalomanana
Rehefa voavidy ny Miaramila dia ny VAHOAKA tsy atao Sorona ka ny miaro ny ainy no dikan'ny Fialana fa tsy inona akory. Tsy adala ny mijanona ho TIM ary tsy mihevitra ny hivadika ho TGVendrana ny akama...
suite
répondu par taralila09 le 24/03/2009 07:49
penguin
(
23/03/2009 13:45)
Miaramila mila manaja Promotion taloha hoy Ratsiraka ?
Raha nalefa tao amin'ny fahita lavitra ny telefonina nifandraisan'ilay Filohan'ny Antenimiera tamin'ny androny Radidy taminy izay avy any Frantsa dia nilaza ny Amiraly fa tsy manaja zokiny ny fitondra...
suite
répondu par penguin le 23/03/2009 14:38
penguin
(
23/03/2009 06:33)
Marefo ihany satria ny Miaramila eo ihany no mihodina
Aza mihevitra fa misy Miaramila avy an-danitra tonga fa ny avy niambina ny teo aloha nifanesy ihany no mihodina ary mampiasa ny hoe tsy mitaingina soavaly maty. Mety ho hery tokoa amin'ny voalohany fa...
suite
répondu par molota le 28/03/2009 16:50
penguin
(
20/03/2009 13:51)
Ratsiraka havototra koa Ravalomanana no ho samborina ahoana?
Ny vahoaka maty ny 10 Août nandraraka ny Rà-ny hampia karina izay nitondra nanaraka ary fitaovana nanalana ny teo antoerana. Sahala izay koa ny amin'izao ny vahoaka maty sy maratra dia fitaovana iha...
suite
répondu par andrywui le 20/03/2009 16:55
penguin
(
20/03/2009 06:04)
Merina misolo Merina mbola misy grevy any Ambanja
Mivadika ny tantara ary mbola misy grevy amin'ny faritra hafa. Resaka hafa mihintsy satria tsy manaiky izany Merina misolo Merina izany hono Ambanja ka mbola misy fitokonana any. Vao omaly koa nisy ni...
suite
répondu par fijo le 20/03/2009 22:52
