Liste des messages

Liste des messages, inserés par penguin, par ordre de date
penguin ( 05/06/2009 05:49)
TGVendrana:Vorona andanitra misy sira, Prix PPN, Hotel d vil
Nolazaina fa miteniteny foana ilay hoe "MINOA FOTSINY IHANY" kanefa io no tena ampiasain'ny tgvendrana ankehitriny. - Herinandro dia tonga ny entana PPN avy any Arabia Saodita koa minoa fa tonga vé... suite
répondu par fijo le 05/06/2009 22:36
penguin ( 04/06/2009 09:38)
Ministry ny Fitasarana tgvendrana nandà ny asan'ny CNME
Fa mitapy marina ireto tgvendrana ireto. Ny CEMGAM milaza zavatra hafa ary ny Ministry ny Fitsarana tgvendrana milaza fa tsy nanome halalana ny hisavana ny ALMA. Dia milaza koa ty Ministra tgvendrana ... suite
répondu par penguin le 05/06/2009 06:23
penguin ( 03/06/2009 14:56)
Elah rehetra tsy migadra koa ahoana no higadra Ra8 ?
Tsy migadra izany izy fa rehefa tsisy migadra dia samy afaka daholo. Izay no atao hoe samy miala zanako. Mopera vaky damozana io ry le leiry é. =)) =)) =)) . Tanànan'ny be olomanga koa samy mifamp... suite
répondu par fijo le 04/06/2009 21:02
penguin ( 03/06/2009 06:09)
Fako no be ny Lapan'ny Tanàna miandry aloha. TGVendrana
Asa raha hotohizana ity sarisarin'endrikin'ny Lapan'ny Tanànan'Antananarivo nilokalokan'ny andry tgvendrana satria atsy ambadika milaza fa manomana ny Repoblika faha-4 no andraikitry ny Tetezamita tg... suite
répondu par fijo le 03/06/2009 21:09
penguin ( 02/06/2009 11:49)
Ny A azo terena ho B na Z hoy izahay TGVendrana
Fifanarahana io hoy ny tgvendrana ka na lazain'ny hafa ho A aminay dia B io ary mety hovainay Z koa ka tsy maintsy manaiky izany ny rehetra satria anay ny hery sy ny fahefana. Mila manova fomba fijery... suite
répondu par Noue le 03/06/2009 06:18
penguin ( 29/05/2009 10:18)
Ministra 29, ataovy maro ny hafa fa be ny vola ry tgvendrana
O ry tgvendrana isany a ! fa tena be mihintsy ve ny vola ao amin'io kitapom-panjakana io fa dia manome soso-kevitra mamely hatrany e ? Izay tsy hay dia modiana hoe tombontsoam-pirenena ary tazonina fa... suite
répondu par fijo le 29/05/2009 21:44
penguin ( 28/05/2009 05:59)
Terena ny tsy hidinanan'ny ARIARY saingy donto ny tgvendrana
Manazava tsara ny mpandraharaha fa tsy mety ny hevitra hitazonana ny lanjan'ny ARIARY. Nazavain'ny mpandraharaha ihany koa ny fahavoazan-dreo nohon'ny filatsahan'ny sandan'ny ARIARY mihoatra amin'ny E... suite
répondu par fijo le 29/05/2009 21:38
penguin ( 27/05/2009 09:38)
Fotoana FIAKARAN'NY VARY izao fa tsy fahaizana tgvendrana
Olona mitapy sy mijapy "Train" ny tgvendrana. Fotoana fiakaran'ny vary izao fa tsy namboly vary nandritra ny tolon'adalany akory ny tgvendrana. Eo dia milaza indray fa ny fahaizany no mahatonga io vid... suite
répondu par fanou14 le 28/05/2009 05:48
penguin ( 27/05/2009 06:32)
Lasa nidegany daholo hono ny TGVendrana éééé
Mivoraka ny tgvendrana ka hafa ny mety heken'ny solon-tenany mivory ary hafa no resahan'ny aty ivelany. Tsy vitan'ny revy capsat daholo ny rehetra ry tgvendrana a. capsater-ooo indray ny rehetra raha ... suite
répondu par andrywui le 27/05/2009 14:43
penguin ( 26/05/2009 09:38)
Ny Gadra afaka averina ve no heverina handresy lahatra ?
Olona hitam-poko hitam-pirenena fa jiolahy ireo lazaina fa gadra politika. Tsy ireny mihintsy no hitondra vahaolana fa ireny no tena mitarika olana goavana ho an'ny firenena. Tsy mila ireny ny Malagas... suite
répondu par penguin le 27/05/2009 05:56
penguin ( 25/05/2009 10:44)
Nosaritahan'ny TGVendrana ny tanànny be olomanga
Midera tena mafy ho be olomanga i Madagasikara ary ao ny misoratra ho olo-kendry fotsiny izao. Ny zava-misy anefa dia iarahan'ny rehetra mahita ny toerana misy ny nosy sy ny zavatra vitan'ireto olo-ma... suite
répondu par penguin le 27/05/2009 09:54
penguin ( 20/05/2009 14:43)
Nitsiky nahita tain-drameva ny tgvendrana
Nitsiky nahita tain-drameva ny tgvendrana. Tsy sahy manala ny STAFF taloha. Tsy mahatana vidin'entana tsy hisondrotr. Hanjakan'ny asan-dahalo. Variana miodikodina @ mpandala ny ara-dàlana dia tsy mah... suite
répondu par essera le 02/06/2009 06:34
penguin ( 20/05/2009 06:13)
Ministra tgvendrana ao @ MEI tsy manova STAFF
MEI dia avy amin'ny fanasarahana ny MECI na Ministère de l'Economie, du Commerce et de l'Industrie nentin'i IVOHASINA izay tena azo nolazaina fa nankasitrahan'ireo mpiasa tao. Izao moa ny tgvendrana ... suite
répondu par fijo le 20/05/2009 20:10
penguin ( 19/05/2009 06:08)
Fampaherezana sa DAKAN-DRAMEVA no azon'i tgvendrana ?
Sao mitomany ry tgvendrana isany fa malaza be fa dia manomboka "reconnue" hoy ny filaza ny tetezamita tgvendrana. Dia mandreka ny tgvendrana indray koa ny feon-gazety iray milaza fa VOAN'NY DAKAN-DRAM... suite
répondu par penguin le 20/05/2009 06:04
penguin ( 18/05/2009 06:00)
Vahoaka sy Olom-pirenena samihafa hoy ny TGVendrana
Matahotra fifidianana ny tgvendrana satria Vahoaka hono no betsaka eto Madagasikara fa ny Olom-pirenena vitsy. Ny vahoaka hono tsy ampy loha nefa dia vahoaka no lazainy nametraka azy koa asa fa izy no... suite
répondu par xxx le 18/05/2009 12:01
penguin ( 15/05/2009 08:10)
Tsy hilaina ny SADC koa mbola hiadivana hevitra ry tgvendran
Lazaina fa manery é, baikon'ny olo-tokana ny SADC é, tsy hilaina é nefa dia hiadivana hevitra sy raisina hatrany. Manino no tsy alefa mandeha any araka ny taim-bavanareo ireo SADC ireo ary tsy avel... suite
répondu par xxx le 15/05/2009 23:23
penguin ( 15/05/2009 05:59)
Razana Masina sy Fanalana demony vé mifandray ry tgvendrana?
Niorakoraka mafy ireto mpanala demonin'ny tgvendrana ary naneho nanako ako ny hoe: OSY VOLAMENA, OSY FOTSY, OSY MAINTY sns ary NANALA NY OTA SY NANDORO IZANY. Izao indray mitady hevitra hafa hameleza... suite
répondu par bobopendo le 15/05/2009 11:34
penguin ( 14/05/2009 06:14)
Miseho ho milahatra @ VOAFIDIM-BAHOAKA i andry tgvendrana
Olona avy nioko ianao ry andry tgvendrana fa tsy olona lany tamin'ny fifidianana fa aza adino. Tsy ny Malagasy rehetra no nadany an'i Marc Ravalomanana saingy lany tamin'ny fifidianana izy. Ianao kosa... suite
répondu par fijo le 14/05/2009 21:51
penguin ( 13/05/2009 05:46)
Ny Jeneraly sisa no tsy miverina hoy Cdt LYLISON mafibe
Nanazava ary nanadio tena mikasika ny tsy mety rehetra nataony ity LYLISON mafibe ity ary nahagaga fa tafahoatra be manoatra nohon'ny ministra manazava mihintsy ny anao lahy. Tsy nijanona teo amin'ny ... suite
répondu par MAVITRIKATAX le 14/05/2009 09:45
penguin ( 12/05/2009 11:39)
Naninona tsy nataon'i roindefo teny "Anglisy" ho an'i U.S.A.
Hahahaha toa mba niseho niteny Anglisy le roindefo tamin'ny andro nanoloran'i andry tgvendrana azy ho praiministra ka naninona raha nataony teny Anglisy ny hafatra sy vavabe nataony ho an'ny Ambasadao... suite
répondu par penguin le 13/05/2009 05:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0257