Liste des messages

Liste des messages, inserés par penguin, par ordre de date
penguin ( 01/07/2009 06:56)
QMM nenjehina teny @ 13 Mai, reharehan'ny TGVendrana
Dia gaga mihintsy fa izay nejehin'ny TGVendrana teny @'ny 13 Mai no hireharehany ny fisiany. Manimba tontolo hiainana é; marary daholo ny vahoaka é sns tohizo. Izao ka io ndray no anaovana resabe ny... suite
répondu par penguin le 01/07/2009 09:39
penguin ( 30/06/2009 05:55)
Tazony n vidin'y MAKAMBA (crevette) ry TGvendrana b kabary a
Anisany mampiditra vola vahiny ary hatrany @ 10% ny miditra no vitan'ny Makamba na "Shrimp" na "crevette". Nidina ny vidiny satria nihena ny tinady nohon'ny fisian'ireo avy any Asia izay mora vidy. Mi... suite
répondu par pikatti le 30/06/2009 12:13
penguin ( 29/06/2009 14:33)
Mihevitra ny tompon'ny vahoaka Manontolo ny TGVendrana ?
Tsia tompoko fa tsy tompon'ny fanirian'ny vahoaka Malagasy manontolo ny TGVendrana. Iaraha-mahita fa nisy diso paika ny nataon'ny mpitondra teo aloha ka nahatonga izao toe-javatra hiainana izao. Na iz... suite
répondu par diloo le 30/06/2009 16:42
penguin ( 25/06/2009 05:47)
Hotel IBIS Asa Ra8, reharehan'ny TGVendrana
Ny tgvendrana moa dia tsy misy ny "Train à Grande Vitesse" fa ny asa nimatimatesan'ny mpitondra teo aloha no tokanany ary ilazany ny fahatongavan'ny mpandraharaha vahiny hira-miasa @ FAT(y). Menatra ... suite
répondu par fijo le 25/06/2009 21:09
penguin ( 24/06/2009 06:27)
Lasantsy miakatra,Ratsivalaka mitaraina, menaka 12.500F/l
Tsy nahita ny menaka 12.500 fr hono ny akama nefa feno eran'ny rehetra ny menaka 12.500 fmg ny 1/2 litre. Kay atsasany. Mofodipaina sarany kely nolazaina 200 ariary avy eo niverina 1.500 fr nefa mbola... suite
répondu par xxx le 25/06/2009 08:26
penguin ( 23/06/2009 07:28)
16 Miliara an miaramila Kabary+Kawitsy ho an'ny vahoaka
Asa aloha na faly ny miaramila amin'io tarehimarika 16 Miliara ho tambiny io fa ny vahoaka maty moa izany inoana fa ahazo mitombo 4 heny noho izany satria ny fahafatesan'ireny no nahazoana ny fahefana... suite
répondu par penguin le 24/06/2009 07:06
penguin ( 22/06/2009 13:11)
Mampanankarena vé ny kabary ry tgvendrana a ?
Manao kabary ambony vavahady ndray ny tgvendrana fa hoe "na ny mpitarika posy, na ny mpitondra fiaramanidina, na ny filohampirenena sahala ahy sns ..." dia samy sahirana sy milofo mitady ka asa na ten... suite
répondu par benkintana le 23/06/2009 20:46
penguin ( 19/06/2009 14:57)
par "Tâtonnement" no itondran'ny tgvendrana ny firenena
Samy mahalala ny rehetra fa par "tâtonnement" no itondran'ny tgvendrana ny firenena. Na iza na iza na avy aiza na avy aiza dia mba mahalala ny hitondrana ny raharaha saingy tsapatsapa no ataon'ny t... suite
répondu par fijo le 19/06/2009 20:38
penguin ( 19/06/2009 06:02)
Manangantsaina fa very asa, voaroba orin'asa, fitokonana sns
Mirehareha ny olona matoa mananganan-tsaina ary faly daholo ny vahoaka nohon'ny dingana vita. Ny eto Madagasikara dia saritaka no mahazo ny tokan-trano tsirairay. Very asa marobe, tsy fandriampahalema... suite
répondu par fijo le 19/06/2009 21:38
penguin ( 18/06/2009 05:48)
Mpampandia makorel no hitondra an'Antananarivo Renivohitra
Efa lazaina fa tsy misy hain'ireto tgvendrana ireto saingy ny CAPSAT moa no miseho matanjaka nametraka ireo. Flou FAT(y) efa DJ avy eo ny hanoloana ty Ratsivalaka nefa voalaza ho VALAKABE tsy nahala f... suite
répondu par rodro le 20/06/2009 12:53
penguin ( 17/06/2009 10:00)
Vonona hanampy ny miaramila avy any dilambato izahay
Matahotra ny olona sy vahoaka Malagasy ka tsy sahy milaza mivantana ny tena ao antsainy. Raha ny marina dia nalahelo ary tsy faly nohon'ny nafitsokin'ny CAPSAT ny maro an'isa saingy mangina satria tsy... suite
répondu par rodro le 18/06/2009 12:37
penguin ( 16/06/2009 13:37)
Andrio hilika fa tsy maintsy esorina ny TGVendrana
Hahaha, Aza miala fa tsy maintsy esorina ny tgvendrana natosiky ny CAPSAT na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana. Milaza i LéPety fa manome lesona ratsy raha afahana daholo ny meloka ara-pol... suite
répondu par Noue le 16/06/2009 15:22
penguin ( 16/06/2009 10:48)
BASY KILALAO tsy azo amidy koa hoy ny TGVendrana
Nenjehina ny fitondrana teo aloha raha nametraka fepetra tamin'ny fivarotana fanamiana mitovy loko amin'ny mpitandro ny filaminana (polisy, zandary, miaramila) ary nolazaina fa misakana ny sasany tsy ... suite
répondu par xxx le 16/06/2009 22:29
penguin ( 16/06/2009 05:51)
Frantsay lasa alavitra fa ireo ataony kilalao no vendrana
Efa ela aho no nampahatsiahy fa tsy vizana akory ny Frantsay ary tsy afaka apetraka hilahatra amin'ny Firenena osa dia osa. Ny resaka lazaina kosa dia na lasa alavitra aza ry zareo tsy hain'ireo izay ... suite
répondu par penguin le 16/06/2009 10:54
penguin ( 15/06/2009 10:48)
Lanim-bahoaka taiza moa i andry tgvendrana ?
Tsy olona lanim-bahoaka i andry tgvendrana noho izany tsy afaka mijoro ho mahalala ny hetahetam-bahoaka manontolo. Ny manao "Mada Raid" ary mitarika ny vahoaka tsy hiray hina fa hifanenjika no himasoa... suite
répondu par penguin le 16/06/2009 14:11
penguin ( 12/06/2009 05:43)
Samy namono olona hoy Lékaséra, Amnistie ho an'ny rehetra
Malahelo mafy mihintsy ry tia tena tgvendrana satria mijoro daholo ny ankolafiny maro ary manaiky fa samy namono olona sy nahavita ratsy koa ahoana no misy omena Amnistie ary misy tsy izy ? Miezaka ny... suite
répondu par fijo le 12/06/2009 20:15
penguin ( 11/06/2009 10:33)
Az miala, insister-hou foana,mivoraka ny lohan'ny tgvendrana
Hahaha, aza miala izany ry mpandala ny ara-dàlana fa tomory hatrany satria mivoraka ihany ny lohan'ny tgvendrana. Lazao ho tonga sy tsy tonga eo dia aleo hivezivezy hiandry eran'ny sisin-tany eny @'n... suite
répondu par mihitsy le 12/06/2009 09:35
penguin ( 11/06/2009 06:05)
TGVendrana: MIFANIPAKEVITRA i OLALA sy NYHasina. TGVENDRANA
Nijoro ary nilaza ho saropiaro tamin'ny ezaka sy famoan-tena nataony hatramin'ny 2002 i OLALA ary sahy nilaza koa fa maro ny mpikambana ao @ HAT no efa taty aoriana vao hita na mpijapy train no filaza... suite
répondu par fijo le 11/06/2009 20:31
penguin ( 10/06/2009 05:46)
Tombontsom-BAHOAKA tsy ho an'ny TGVendrana irery
Hita mazava fa tsy ireo teo @ 13 Mai niaraka t@ TGvendrana irery no atao hoe vahoaka Malagasy. Noho izany dia tsy ry zareo irery no afaka hilaza fa mahalala ny tombontsoan'ny vahoaka Malagasy manontol... suite
répondu par fijo le 10/06/2009 19:46
penguin ( 08/06/2009 10:20)
Tanora mahavita azy nefa tantanan'ny antitra tgvendrana
Raha ny resaka fampiakarana avo ny resaka Tanora dia anisany tena nankaleo ny sasany aza nandritra ny fitondran-dRavalomanana. Eraky ny Ministera ohatra raha misy fampiaofanana na fiofanana dia tonga ... suite
répondu par tsiafoi1 le 09/06/2009 05:54
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0418