Mpampandia makorel no hitondra an'Antananarivo Renivohitra
1. penguin
(
18/06/2009 05:48)
Efa lazaina fa tsy misy hain'ireto tgvendrana ireto saingy ny CAPSAT moa no miseho matanjaka nametraka ireo. Flou FAT(y) efa DJ avy eo ny hanoloana ty Ratsivalaka nefa voalaza ho VALAKABE tsy nahala fako sady nanome halalana ny mMpandala ny ara-dàlana ho teo Ambohijatovo dia mbola DJ ihany. Nolazaina fa nisy ny TIKO BOYS saingy afaka lazaina koa vé izany hoe maninona no tsy omena ny CV mazavan'ireo rehetra omena andraikitra sahalan'ny nilazana ny tsy fianaran'ny Filoha teo aloha. DJ BOYS sa DJ MEN indray izany izao sa izay no endrika hanehoana ny tanora ary hampandroso azy haingana manaraka ny Vitesse TGVendrana ?
novalian'i rodro ny 20/06/2009 12:53
3. bozyboleta
(
18/06/2009 06:51)
Ka lasa DJ misolo DJ.
I kreesan ndray zany no asolo an'ikala ratsy fa efa tena valaka. :-D :-D :-D :-D
Ny fako ty toa miavosa tsy mety afaka mihitsy.
I kreesan ndray zany no asolo an'ikala ratsy fa efa tena valaka. :-D :-D :-D :-D
Ny fako ty toa miavosa tsy mety afaka mihitsy.
5. Bazily
(
18/06/2009 08:29)
Efa lazaina fa tsy misy hain'ireto tgvendrana ireto saingy ny CAPSAT moa no miseho matanjaka nametraka ireo. Flou FAT(y) efa DJ avy eo ny hanoloana ty Ratsivalaka nefa voalaza ho VALAKABE tsy nahala fako sady nanome halalana ny mMpandala ny ara-dàlana ho teo Ambohijatovo dia mbola DJ ihany. Nolazaina fa nisy ny TIKO BOYS saingy afaka lazaina koa vé izany hoe maninona no tsy omena ny CV mazavan'ireo rehetra omena andraikitra sahalan'ny nilazana ny tsy fianaran'ny Filoha teo aloha. DJ BOYS sa DJ MEN indray izany izao sa izay no endrika hanehoana ny tanora ary hampandroso azy haingana manaraka ny Vitesse TGVendrana ?
Raha mahavita kosa izy tsy maninona e! Tsy izay rehetra avy @ HAT akory dia ho ratsy aby, fa mba mety misy tsara ao na dia 10% fotsny ihany aza. Saingy takona izay te ho tsara raha mbola ilay hoe: Mpanongam-panjakana no nivoahany.
6. sakaymena
(
18/06/2009 09:16)
hoy Bazily
fa aleo ve zany hoe hahitsy lay ray teo aloh hoe Mpanongam-boafidy mba ho hafahafa kokoa sa?????????????????
raha mahavita kosa izy tsy maninona e! ts izay rehetra avy ao @ HAT akory dia ho ratsy aby, fa mba mety misy tsara ao na dia10%fotsiny ihany aza.saingy takona izay te ho tsara raha mbola ilay hoe:Mpanongam-panjakana no ivoahany.
fa aleo ve zany hoe hahitsy lay ray teo aloh hoe Mpanongam-boafidy mba ho hafahafa kokoa sa?????????????????
7. general
(
18/06/2009 09:38)
Mpampandia makorel no hitondra an'Antananarivo Renivohitra
tena raha manotany olona kosa ry penguin de aleo "mpampandihy toy izay mpanompo sampy" no mitondra ny firenena a
8. penguin
(
18/06/2009 09:47)
Taiza no nisy mpanompo sampy fa tsy amin'izao fotoanan'ny tgvendrana izao vé no tena fanompon-tsampy be ? Nivory ny miaramila teny Ivato dia inona no nataony fa tsy nalahany teny ambony latabatra ny lohan'ny omby maromaro tapaka inona no dikan'io ? Averimberina ao amin'ny TVM ny fanosorana zavatra ny tsangambato ary fangatahana fitahiana amin'ny razana koa fanompoan-tsampy izany sa inona ? Ny fampandihizana makorel ary fampandihizam-body vavaka koa vé izany ? Na izany aza tandremo koa fa tsy izaho no miteny hoe ajanony ny fampandihizam-body. =)) =)) =))
9. halloween
(
18/06/2009 09:56)
fa inn nataon'ny dadalisany tena ambohimanambola ry lity ry paingo-tra sa nanalana parasy lay paingotra d arafesina, d dadalisany no tena matimaty @ ireny mpampadihy vody ireny, iza moa ilay mpihira vevavy nenjehany tao @ glacière iny maty a vodibeko ha ha ha ha ha TAPITRA!!!!
10. essera
(
18/06/2009 10:06)
penguin:
Taiza no nisy mpanompo sampy fa tsy amin'izao fotoanan'ny tgvendrana izao vé no tena fanompon-tsampy be ? Nivory ny miaramila teny Ivato dia inona no nataony fa tsy nalahany teny ambony latabatra ny lohan'ny omby maromaro tapaka inona no dikan'io ?
D mandainga indray elah rapenguin rah nisy niteny tao wé :
- masina ianao radada oz, aty afrika a zao ozy, manala parasy lafrika a zao ozy
11. ravatorano
(
18/06/2009 10:45)
za mahatsapa fa lasa fifanasana vangy fotsiny ato izany fa tsy ady hevitra politika tsony !
koa izaho dia mba miangavy anareo akama rehetra ato mba miangavy antanan droa aoka izay ny fomba fiteny hafahafa toy ny teny ratsy
ohatra izao : "Na izany aza tandremo koa fa tsy izaho no miteny hoe ajanony ny fampandihizam-body"-(peguin)
"Na izany aza tandremo koa fa tsy izaho no miteny hoe ajanony ny fampandihizam-body" halloween !
misaotra anareo mialoha !

12. essera
(
18/06/2009 11:05)
Mahaiza manavaka ny hoe mpanao sikidy sy ny fomban-drazana. (us et coutumes).
14. Bazily
(
18/06/2009 12:36)
hoy Bazily
Voalaza teo :.
raha mahavita kosa izy tsy maninona e! ts izay rehetra avy ao @ HAT akory dia ho ratsy aby, fa mba mety misy tsara ao na dia10%fotsiny ihany aza.saingy takona izay te ho tsara raha mbola ilay hoe:Mpanongam-panjakana no ivoahany
fa aleo ve zany hoe hahitsy lay ray teo aloh hoe Mpanongam-boafidy mba ho hafahafa kokoa sa?????????????????
Sakaymena a! Mbola ho ela ianao vao hahay hanakatra hevitra lalina. Vakio dia diniho ny ventikevitra voalaza ao.
15. captation
(
18/06/2009 13:04)
ravatorano:
za mahatsapa fa lasa fifanasana vangy fotsiny ato izany fa tsy ady hevitra politika tsony !
koa izaho dia mba miangavy anareo akama rehetra ato mba miangavy antanan droa aoka izay ny fomba fiteny hafahafa toy ny teny ratsy
ohatra izao : "Na izany aza tandremo koa fa tsy izaho no miteny hoe ajanony ny fampandihizam-body"-(peguin)
"Na izany aza tandremo koa fa tsy izaho no miteny hoe ajanony ny fampandihizam-body" halloween !
misaotra anareo mialoha !
misaotra Ravatorano @ toromarika, aleo hadio ny sehatry ny ady hevitra mba tsy gaboraraka sy feno ompa toy ny sehatra forum hafa
Ny fo manko hono tsy namana fa samy mafana fo @ "cause" tohanany na ny andaniny na ny ankilany
Mazotoa mi-forum ampanajana daholo ô
16. sakaymena
(
18/06/2009 13:44)
azo ngeh ny tinao ry bazily e na tsy mirevy tgv ianao de zahay makafy tgv fa ianao no tsy mahatakatraaaa e sa matahotra fa te hanamafy le hoe panelanelana mitongilana
17. Bazily
(
18/06/2009 14:30)
azo ngeh ny tinao ry bazily e na tsy mirevy tgv ianao de zahay makafy tgv fa ianao no tsy mahatakatraaaa e sa matahotra fa te hanamafy le hoe panelanelana mitongilanaIo ilay isan'ny mahavoa anao ry Sakaykely rano. Raha vao ahatarafana endrika manohitra HAT ilay hvt dia tsy tia ao e! TIM aho e!!! Vakio tsara ny famosahan-kevitra nataoko eto ary averiko tsara aminao izy :
saingy takona izay te ho tsara raha mbola ilay hoe:Mpanongam-panjakana no ivoahanyRaha mbola HAT no manendry azy dia eo foana ilay fomba fijery fa tsy mamely na manao ezaka be aza ilay voatendry ho @ fampandrosoana marina. Raha tsy mahazaka an'izay dia aleo tonga dia mametra-pialàna.
18. rodro
(
20/06/2009 12:53)
Tsimila Dj hitondra ny gasikara izahay
amizay mbola zazakely 34ans no hitondra donga de famnjakany mbaroa nga izy ty no hitondrana Dj angamba fety isanandro no atao egny IAVOLOHa miaraka aminy Dj tgvendrana ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ =)) =)) =)) =)) =)) =))