Liste des messages

Liste des messages, inserés par penguin, par ordre de date
penguin ( 12/05/2009 09:18)
Adinon'ny tgvendrana ny sivily nitondra basy teo @ 13 Mai
Asa na heverin'ireto tgvendrana ireto tsy mipetraka @ horonan-tsary, gazety izay miely eran'izao tontolo izao ireo olona nitam-basy nefa tsy nanao fanamiana miararamila niambina azy teo amin'ny 13 Mai... suite
répondu par xxx le 12/05/2009 12:29
penguin ( 12/05/2009 06:38)
Esorina ny Razana rehefa amboarina ny Fasana ry TGVendrana a
Avadika ho fanimbazimbana ny Razan'ny Mpanjaka angamba ny fanamboarana ny Rova. Raha mamanamboatra trano dia tsy maintsy havoaka ny entana ary raha mikitika fasana ihany koa dia avoaka ny Razana fa ts... suite
répondu par fijo le 12/05/2009 22:40
penguin ( 11/05/2009 10:25)
CAPSAT manimba ny rafi-pifehezana sy ny toe-karena
Efa lasa verbe ankehitriny ny hoe CAPSATER. Misy manoratra atsy ambany hoe hisaorana ny CAPSAT saingy aminay dia tsy misy dera tokony omena ireo CAPSAT ireo na kely aza. Ny rafitra dia mikorontana sat... suite
répondu par fijo le 12/05/2009 22:49
penguin ( 07/05/2009 07:34)
Fitaovana vita sinoa tsisy dikany nefa iasan'ny TGV ndray
Rehefa nahatonga ireo fitaovana avy tany Chine ny fitondrana Ravalomanana izay nampiasan'ny EMONAT tamin'izany dia nilaza ny teo amin'ny 13 Mai fa fitaovana tsisy dikany ireo. Ny mahagaga anefa dia ir... suite
répondu par fijo le 07/05/2009 20:09
penguin ( 05/05/2009 10:59)
"Shariah Finance" sy ny mpanao politika tgvendrana
Ny "Shariah Finance" dia nahitan'olona fahombiazana ary efa miely sy manomboka malaza eran'izao tontolo izao. Na ny tany mandroso izay hianteheran'ny Malagasy aza mandinika fatratra izany "Islamic Ban... suite
répondu par penguin le 06/05/2009 13:44
penguin ( 05/05/2009 06:03)
Nampian'i Kristy dé nanantona ny ALLAH ny tgvendrana
Nodradradradraina fa tsy miantso Kristy mihintsy ny Filoha Ravalomanana satria miaraka amin'ny demony. Dia noventesin'i andry tgvendrana hatrany ny anaran'i Kristy ary nilaza izy fa nanampy nahazoana ... suite
répondu par penguin le 05/05/2009 14:16
penguin ( 04/05/2009 07:25)
Iza marina moa ty RINAH solon-tenan'ny sesin-tany ?
Ny mpitolona tao amin'ny 13 Mai izay nanampy tosika an'i andry tgvendrana sy ry roindefo monja vé mba nampahafantarany ny tena marina sa dia faly manosika fotsiny? Nanitrikitrika ery ty RINAH nijoro ... suite
répondu par fijo le 05/05/2009 21:01
penguin ( 30/04/2009 06:05)
Tapaho ny lohan'izay MANOHITRA io no FAHAFAHANA tgvendrana
Mafy ary matanjaka ny tgvendrana ka manapatra ny heriny. Rehefa kely hery dia milefitra na manana rariny aza koa mahereza ry tgvendrana ary tapaho daholo ny lohan'ireo vahoaka rehetra mitady hanohitra... suite
répondu par xxx le 30/04/2009 13:12
penguin ( 29/04/2009 05:51)
Kabinetran-Dramaroson nadine izy dia mivadika ny Kung-Fu
Loza ny vokatr'ity tgvendrana foza orana ity fa misaritaka avokoa ny rehetra: - Ny Pastora ampihinanana ny tsy fihinana, sady voasintona amin'ny vozon'ankanjony imasom-bahoaka - Ny Vice Amiral teren'n... suite
répondu par fijo le 29/04/2009 20:10
penguin ( 28/04/2009 06:14)
Vary 500Ar-Gony mavo nanenjehana ny TIM na tarika Ra8
Rehefa nisy ny vary namidy isaky ny Ministera ary ny fokontany maromaro dia nenjehina fatratra izay mitondra Gony Mavomavo fa hoe varin'ny TIM hoy ireto tgvendrana foza orana. Nividy ihany ry zalahy f... suite
répondu par fijo le 29/04/2009 20:04
penguin ( 27/04/2009 10:55)
Ny vahoaka no mendrika hajaina satria avo fa ts ny mpitondra
Rehefa mitomany haka fahefana ry tgvendrana dia milaza fa ny vahoaka no tompon'ny fahefana ary hajaina. Rehefa azony kosa izay endrika fahefana hisalorany dia mibitaka ry zareo ary milaza fa MILA HAJA... suite
répondu par penguin le 28/04/2009 06:20
penguin ( 27/04/2009 06:13)
Ny vidin'entana tsy tanan'ny BASY miaramila ry TGVendrana a
Dia variana ery ry tgvendrana ny hitazona ty seza mangozohozo ary mampiasa ireo avy nolazainy ho HERIM-PAMORETANA. Dia mampiomehy fa tsy mbola misy akory ny manafika dia misahotaka ny miaramila ary no... suite
répondu par tsiafoi1 le 27/04/2009 11:28
penguin ( 24/04/2009 11:19)
Sahirana ara-tsaina ny manaraka sy mioby TGVendrana
Misy manoratra eo ambany hoe ny sahirana no tena maro nanaraka ny hetsika TGVendrana. Mety ekeko fa ny fanazavana azy nno disoako. Ireo olona avy nitondra tany aloha dia tsy sahirana daholo ary manana... suite
répondu par bazylou le 24/04/2009 21:47
penguin ( 24/04/2009 06:12)
CAPSAT nandray vozon'i Pastera no naka Parlemanta
Asa moa na manana andraikitra manokana inona amin'ity HAT ity ny CAPSAT satria ilay miaramila nisintona ny vozon'ankajon'i Pastora Rasendrahasina ary nanamaritena tao amin'ny Haino aman-jery misy no ... suite
répondu par fijo le 24/04/2009 21:35
penguin ( 23/04/2009 13:59)
Niresaka demokrasia ary mametraka JADONA tgvendrana
Nanao angoan-tenda tokoa ny tgvendrana satria navela nanaram-po niresaka izay tandrify ny vavany amin'ity hoe demokrasia. Amin'izao dia tsy tahotra tsy henatra fa ry zalahy indray no manao JADONA ka m... suite
répondu par karavasy le 24/04/2009 06:19
penguin ( 23/04/2009 10:50)
Ciment Holcim, Euro, Dollar miakatra ry TGVendrana a!!!
Ny hialana amin'ny tombontsoan'olo-tokana ary ny hampidinana ny vidin'entana ho zakan'ny vahoaka Malagasy moa no mb resahan'i andry tgvendrana. Ny MALOCI nosavaina fa ahiana misy zavatra ary nohon'ny ... suite
répondu par endrika01 le 24/04/2009 17:57
penguin ( 22/04/2009 12:50)
Ravalomanana assure qu'il est toujours président
Ity kosa dia nolazain'ny Filoha Ravalomanana fa tsy nosoratan'ny SADC akory. Aoka samy hamoaka ny marina ary tsy hanodikodina ny vaovao mihodina eran'izao tontolo izao satria Internet no miasa eto. ... suite
répondu par andrywai le 22/04/2009 13:29
penguin ( 22/04/2009 12:48)
Ravalomanana assure qu'il est toujours président
Ity kosa dia nolazain'ny Filoha Ravalomanana fa tsy nosoratan'ny SADC akory. Aoka samy hamoaka ny marina ary tsy hanodikodina ny vaovao mihodina eran'izao tontolo izao satria Internet no miasa eto. ... suite
répondu par ralevazou le 23/04/2009 09:12
penguin ( 22/04/2009 11:17)
l’Afrique australe condamne la prise de pouvoir de Rajoelina
Mandainga amin'ny vahoaka Malagasy i Hasina Andriamanjato sy ny fitondrana tgvendrana. Tsy Ravalomanana Filoha Malagasy mihintsy no mibaiko ny SADC fa ireo nivory no manapaka. Voalaza fa mamafy lainga... suite
répondu par fijo le 22/04/2009 21:14
penguin ( 22/04/2009 06:44)
AMPAMOAKA hizahavana asa hatao. Ngah tsy efa hampandroso?
Milaza hitondra fanatsarana ny TGVendrana saingy na efa nanao FAMIN-DRAMPAHEFANA style CAPSAT aza dia resaka ampamoaka indray no asesika. Inona moa ny style CAPSAT ? Mandalo miaramila fotoana fohy dia... suite
répondu par essera le 22/04/2009 08:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0276