Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lemenakely, milahatra araka ny daty
lemenakely ( 23/07/2008 09:10)
misy psychologue milàza fa.......
Misy psychologue milàza fa hita taratra eny @ endrik'olona iray ny toetsainy ,izany hoe raha tsara tarehy ilay olona dia tsara fanahy sy tsara toetra fa raha ratsy tarehy dia ratsy toetra ;asa marina... tohiny
lemenakely ( 03/07/2008 16:46)
Môtera hely ,double pont!.......
Môtera hely ,môtera be.... Double pont ! dia tsy misy hira afatsy resa-body sy mampandihy vody izany izao no malàza sy hira mandeha any DAGO , nefa mankaleo ilay izy refa ho lava ary manimba ny k... tohiny
novalian'i nofinofy ny 04/07/2008 05:55
lemenakely ( 14/06/2008 11:34)
JIRAMA 500 milliards de perte?
Mandraky ny efa tsy mahafapo ny qualité de services:déléstages,gréves,lafo....Dia mbola faty antoka 500 milliards no hita ao @ ity orin'asa MONOPOLE izay tsy mamely ity !MAHAGAGA.....Tsy tokony ha... tohiny
novalian'i xxx ny 16/07/2008 17:02
lemenakely ( 09/06/2008 11:37)
T SHIRT avy ve dia hifamonoana sy hifandratràna!
Araka ny vaovao hita ao @ MADAGASCAR TRIBUNE androany 09 jiona dia nifamono sy nifandratra ireo mpihazakazaka refa vita ny fifaninanana ka hizara ny loka;loka izay inona moa fa tsy T SHIRT! Efa sa... tohiny
novalian'i agoago ny 09/06/2008 13:28
lemenakely ( 03/06/2008 11:27)
Tsy sarotra izany ny fiainana fa....
Tsy sarotra ny fiainana fa isika olombelona no manasarotra azy satria fahiny :"tain omby nivadika aza tsy nisy sahy naka "ary hoy ny NTAOLO hoe:" aza ny lohasaha mangina no jerena fa ANDRIAMANITRA an... tohiny
lemenakely ( 24/05/2008 10:46)
Crise mondiale aiza ho aiza ra malagasy?
Raha ny zavatra hita ankehitrio dia mandainga izay tsy mahatsapa fa tsy mitsahatra ny midangana ny vidimpiainana :na ny lasantsy,ny gasoil,ny PPN...ka aiza ho aiza ny toeran'ny gasy @ izao olana izao... tohiny
novalian'i ndenn ny 01/05/2009 01:00
lemenakely ( 15/05/2008 10:16)
3V ireo no prioritén ny mpanao pôlitika malagasy !
ireto 3V ireto ny prioritén ny mpanao pôlitika malagasy : -VOLA -VONINAHITRA -VODY(vodim-behivavy)..... ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 18/05/2008 05:18
lemenakely ( 15/05/2008 09:36)
Inona no antony tsy mampandroso ny gasy mandrak 'izao?
-Ny mpitondra ve ? Tia tena ary tsy mahalàla afatsy ny mameno paosy aloha vao ny an ny vahoaka -Sa ny vahoaka ? Mahantra , izay ny ankabeazany à 75% dia tantsaha ary tsy mahalàla ny zony akory ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 16/05/2008 16:21
lemenakely ( 09/05/2008 13:33)
I PHONE
Azo lazaina fa avo lenta aloha pour le moment satria sady téléphone no lecteur MP3 no vidéo sns....Nefa toa betsaka ihany no mitaraina fa misy olana ity IPHONE ity asa ho an izay manana ve mbà afa... tohiny
lemenakely ( 07/05/2008 15:36)
Ny zavatra vita amerikanina no fiable sy mafy !
Raha ny fijeriko azy manokana dia ny zavatra vita amerikanina no mafy sy fiable na eo aza ny japoney sy ny européanina. Oh: ny BOEING fotsiny dia efa taona marono nisiany mbola azo atao hoe mitàna... tohiny
lemenakely ( 08/04/2008 15:41)
Kivy ny gasy ary tsy mahatoky n iza n iza intsony !
Kivy ,ketraka,...ary tsy mahatoky n'iza n iza intsony ny gasy : -Mpanao pôlitika:niaraha-nahita ny valim pifidianana farany teo -Fanatanjahantena:raha ny baolina kitra fotsiny ohatra MAHONENA -Zan... tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/04/2008 23:56
lemenakely ( 14/03/2008 05:34)
ANTANANARIVO @ alina.....maizina!!!
Tena tsy azo lalovana hariva tsy ny eo antetezan 'ilay BEKIRARO hoy ireo mpanakanto saingy tsy BEKIRARO irery fa dia ANTANANARIVO mihintsy no tsy misy jiro @ alina AMBOHIMANARINA ALAROBIA ANKAZOMANG... tohiny
lemenakely ( 25/02/2008 16:44)
Inona avy ireo zavatra mety maha momba ny kôfa?
Ny atao hoe momba dia stérile izany hoe tsy afaka miteraka !ka raha ny fanadihadiana tsotsotra aloha dia ireo MST ratsy tsabo toy ny gonocoque,siphylis..ny hafanambe indrindra ireo miasa @ fonderie..... tohiny
novalian'i apache ny 03/04/2008 13:57
lemenakely ( 28/01/2008 10:01)
28 janvier 2002-28janvier 2008 ...6 taona tokoa izay!!!!
feno enin-taona tokoa izay no niangavy hanao ny gréve générale teny @ 13 mai andriamatoa RAVALOMANANA MARC ...Raha jerena @ saina tsy miangatra ny zava-misy ankehitrio dia mampanontany tena hoe NI... tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/01/2008 03:03
lemenakely ( 26/12/2007 22:24)
Maromaro ihany ny inventaire t@ ity taona 2007 ity
Maromaro ihany ireo inventaire izay nahazo ireo artiste malagasy t@ ity taona 2007 ity tao ohatra :i ZAFIHITA ,tao koa i TOTY , izao koa hita @ gazety fa lasa ihany koa i ramatoa PERLINE zanak'i RAMI... tohiny
novalian'i rakaroka ny 02/01/2008 11:27
lemenakely ( 20/12/2007 19:44)
YAHOO GO !
Manandrana mi télécharger ilay yahoo go ny tena fa tsy mety satria mila izany firmware r1kc izany ho an'ny sony ericsson ! asa izay mbà efa nanandrana azy ity fa tsara tokoa raha compatible ny pho... tohiny
novalian'i ds ny 20/12/2007 22:29
lemenakely ( 18/12/2007 19:31)
sao mbà misy manana cd norton 2007 na 2008
sao mba misy manana cd norton 2007 na 2008 dia averiko refa avy installéko ity ny mail ko ramamolava@yahoo.fr misaotra mialoha raha misy manana eto PARIS sy ile de France ... tohiny
lemenakely ( 06/12/2007 08:53)
Clip gasy taratry ny fahantràna ....
Asa ianareo raha mbà mandinika fa @ ankapoben' ny clip gasy dia taratry ny rendrarendra ivelany izany daholo ny ankabeazany : tsy maintsy misy mizesta @ automobile na trano tsara be misy piscine oha... tohiny
novalian'i audoo ny 08/12/2007 13:32
lemenakely ( 27/11/2007 12:27)
Débat sur MADAGASCAR sur publicsenat ...
Asa isika izay nahita ilay reportage sy débat t@ public sénat nikasika ny raharaha 2002 iny fa dia nahaliana tokoa Ity misy échantillon momba izany ho an'izay tsy nahita mila clickéna ilay... tohiny
lemenakely ( 20/11/2007 17:17)
Téchnologie HDI fiable ve sa manao ahoana ?
Hono hoa ho an'izay manana fiara HDI manao ahoana mitaha @ fiara essence? ny avantages ary ny incovenients! ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0276