Liste des messages

Liste des messages, inserés par lemenakely, par ordre de date
lemenakely ( 11/11/2007 14:45)
VAZAHA VAVY ...
Asa aloha ato @ serasera ato raha misy zatovolahy gasy miaraka @ vazaha vavy indrindra fa frantsay fa tena VRAIMENT INSUPPORTABLE !! ...raha ny zavatra hitan'ny masoko .Réunionais ilay lehilahy ary f... suite
répondu par rakapy le 03/12/2007 04:07
lemenakely ( 09/11/2007 15:48)
Vitesse de connexion internet any dago ..
Mbà mampanontany tena ihany ry zareo hoe inona loatra no tena olana mbola mahatonga ny vitesse de connexion internet miadana be any @ tanàna sady lafo en plus ...raha mbà manao contrat ao @ moov ia... suite
répondu par kent le 04/01/2008 05:25
lemenakely ( 09/11/2007 14:42)
Ny zavatra vita sinoa .......
Fanontaniana manitikitika ny saina : tokony hatahotra ve isika raha mividy entana vita sinoa ? ny zava-mahagaga mantsy dia toa presque MADE IN CHINA daholo izao ny entana rehetra raha mividy téléph... suite
répondu par soanja le 15/11/2007 14:38
lemenakely ( 31/10/2007 13:48)
Raharahan'ny ONG l'arche de ZOE ao TCHAD mazàva be!....
Raha ny fijeriko manokana ity raharaha ity dia manao karazana chantage ingahy IDRISS DEBY filoha tchadien momba ny raharaha enlevementn'ireo ankizy.Fomba entina hitadiavam-bola ilay izy ,izaho mino f... suite
répondu par arialy le 13/11/2007 20:03
lemenakely ( 25/10/2007 15:24)
Le plus vieux métier du monde !...
Mbà manontany tena aho hoe aiza re no mety toerana tsy ahitàna andry zareo ireo e ?... suite
répondu par koffman le 05/11/2007 07:48
lemenakely ( 14/10/2007 08:40)
nofiratsin'ny frantsay ny anglisy!!!!@ rugby ...
Mbola resy indray ny frantsay t@ RUGBY e ! tsy nahendry azy ilay zidane anglais JHONNY WILKINSON ..@ manaraka indray manarina !!!:°):°)... suite
répondu par iradera le 14/10/2007 14:41
lemenakely ( 09/10/2007 19:20)
Feno hani-masaka TANA na maraina na hariva ....
Vao mangiran-dratsy aloha dia misy ohatra ny vary @ anana etsy Analakely ao @ ZAIMAIKA raha somary mamomamo mampody aina haingana io ...avy eo indray ho an'izay mahalàla an'AMBOHIMANARINA ao avarats... suite
répondu par dongadonga le 10/11/2007 14:54
lemenakely ( 09/10/2007 12:01)
REGIS GIZAVO!! nankaiza toa tsy hitahita
izaho dia mpankafy manokana ity artista iray avy any atsimon'ny nosy izay mipetraka eto FRANTSA dia REGIS izany fa ny olana dia tsy dia hitahita intsony izy tato ho ato!... suite
répondu par lemenakely le 09/10/2007 18:17
lemenakely ( 25/09/2007 19:38)
Inona no antispams sy anti pub gratuit tsara ?
Inona no tena antispams sy anti pub (bloqueurs ) tena tsara afaka manome liens ve ianareo ? misaotra mialoha ... suite
répondu par rush le 29/10/2007 19:56
lemenakely ( 19/09/2007 15:33)
Nodimandry ingahy COLLIN MC RAE
Ho an'ireo izay mpankafy ny WRC dia tsy nisy tsy nahalàla an'ingahy COLLIN MC RAE ,na ny mpilalao PLAY STATION koa aza angmba dia mahalàla azy .Araka ny vaovao dia accident d'hélicoptére no nah... suite
répondu par tsaramaso le 19/09/2007 18:27
lemenakely ( 11/09/2007 17:09)
Anarana tarika mpihira hafahafa t@ taona 80....
Tsy misy tsy nahatadidy loatra angamba isika fa t@ fiatombohan'ny taona 80 dia nisy anarana tarika mpihira sampotsampona teto @ tanàna :KADRADRAKA 2000,BALAFOMANGA,JENERALY,SON SY ZAKA,DOC HOLIDAY...... suite
répondu par Kwasi le 20/09/2007 16:32
lemenakely ( 04/08/2007 21:23)
RAHARAHA 10 AOGOSTRA 1991 ....
Sendra nijery ny vaovao no sandre ahita ity extrait ity mitantara ny zava-nisy marina t@ io andro io http://zagasy.blogspirit.com/ ... suite
répondu par lamie le 08/08/2007 11:06
lemenakely ( 03/07/2007 09:12)
Mpanao hira gasy nandevozina tatsy LA REUNION !!
Asa raha hitanareo ilay article ao @wanadoo.mg androany fa dia mahalàsa saina tokoa raha @ izao mbola misy olona manana toe-tsaina tena mampalahelo tokoa àry tena mahamenatra! Nanafatra mpanakanto ... suite
répondu par mignone le 04/07/2007 14:29
lemenakely ( 30/06/2007 18:50)
Rehefa mahazo bandy ny sipa dia mizesta!...
Asa ianareo ry zalahy raha miremarque fa ny sipa refa mahazo bandy izay dia somary mizesta ! asa misy afaka manazàva kokoa ny momba an'io ve ...... suite
répondu par rtol le 21/09/2007 06:21
lemenakely ( 19/05/2007 20:49)
Soso-koditra ,tourteau,cylindre....
Dia tena nampalahelo tokoa ny gasy teo @ faramparan'ny taona 80 fa dia nihinana ny tsy fihinana mihintsy ! aiza ve ko hitanao teny an-tsena ny soso-koditra ,ny tourteau ,ny jeu des îles (mofo gasy ka... suite
répondu par sympa le 24/05/2007 23:55
lemenakely ( 18/05/2007 21:47)
Raha ianareo sipa no sendra tratra toy izao dia ahoana?
Ny tampoka hono tsy mahalehilahy nefa raha izao kosa tsy mahavehivavy http://www.dailymotion.com/relevance/search/SLIP/video/x12odb_slip-hunter... suite
répondu par xxx le 28/06/2007 05:26
lemenakely ( 17/05/2007 22:46)
SABRINA SALERNO ,nymphomane ve sa salope sa in?
SABRINA ilay mpihira hoe: boys boys ,sexy girl,...iny ve r'ireto nymphomane sa ahoana fa toa tena MAFANA be daholo izay hira sy clip ataony?... suite
répondu par sendra1 le 24/05/2007 17:23
lemenakely ( 30/04/2007 14:51)
VADY PIRATE ...!!!!!!!
Makorelina , kox,mpivaro-tena....sns izany no teny iantsoana ireo mpivarotra fitombenana eny rehetra eny !nefa raha dinihina @ saina tsy miangatra dia somary mahery vaika ihany ny fomba iantsoina an'i... suite
répondu par dongadonga le 19/05/2007 06:01
lemenakely ( 15/04/2007 11:06)
aleo mbà asiana tsikitsiky kely kosa e!
asa iza @ ireo candidat no tena mampihomehy anareo araho hatramin'ny farany ilay vidéo http://www.dailymotion.com/related/191890/video/xijk8_les-betisiers-de-pazzapa/1... suite
répondu par Fiffi le 16/04/2007 20:40
lemenakely ( 10/04/2007 19:10)
Olon-dehibe manao sain-jza sa zaza manao sain'olon-dehibe?
Tsy hita moa rey olona fa dia samy manana ny toetrany olona fa dia atao ahoana e! Iza no tianareo kokoa olon-dehibe manao sain-jaza sa zaza manao sain'olon-dehibe?... suite
répondu par fasaly le 12/04/2007 07:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0273