Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i lemenakely, milahatra araka ny daty
lemenakely
(
12/09/2006 06:14)
Fivarotan-tena ao ANTSIRABE roboka koa ny lehilahy!
Asa isika izay nahita ny lahatsoratra ao @ wanadoo.mg na ny gazetiko androany 12 septambra fa dia misy lahatsoratra ao momba ny fivarotan-tena ao ANTSIRABE.
Ny fivarotan-tena ve moa atao ahagàga f...
tohiny
novalian'i kitjo ny 04/11/2006 06:25
lemenakely
(
09/09/2006 12:31)
11 sept 2001 -11 sept 2006 .......AIZA I BEN LADEN?
Isan'ny mbola tena nofy ratsy teo @ tantaran'i AMERIKA ny raharaha 11 sept 2001! eny fa na manerana an'izao tontolo izao mihinsty aza.
Araka ny fantatsika dia nirodana moa ny 2 tours jumelles atao ...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 11/09/2006 09:32
lemenakely
(
07/09/2006 14:39)
AIR FORCE 1 amidy sa omena ny AIR MADAGASCAR? sa....
Niteraka resa-be tokoa ny momba an\'ity AIR FORCE 1 ity. Izay tsy mahalàla moa dia ilay BOEING 737-400 izay novidiana mbà ho avion présidentiel no atao hoe AIR FORCE 1.
Hita tao @ gazety miseho ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/09/2006 15:37
lemenakely
(
03/09/2006 14:11)
Isika kôfa hono refa mijery sipa @ voalohany dia ....
Isika kôfa hono refa mijery jô vao voalohany indrindra dia tsy mantsy ary ambany ary aloha..
http://www.madanight.com/madagascar-photo-34013.htm
ary aleo mbà anontaniana ny sipa hoe raha mijery ...
tohiny
novalian'i fasaly ny 08/11/2006 11:46
lemenakely
(
16/08/2006 11:20)
Dia isaky ny fifidianana izao ve?.....
Raha sendra namaky ny vaovao tao @ wanadoo.mg indrindra ny tribune dia nanambara i PIERROT RAJAONARIVELO fa tsy mihemotra ny tenany manoloana ny fiampangàna azy 15 taona be izao ! fa tsy maintsy ho a...
tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 10:21
lemenakely
(
12/08/2006 09:25)
Ho tonga anio alina ireo gasy miisa 21 via LIBAN
Ho tonga anio alina eny IVATO tokoa ireo andiana malagasy miisa 21 izay nonina tao LIBAN asa raha ho anisany ry AKAMATIANA sy ry YONIKAFOPLA!...
tohiny
novalian'i lost ny 14/08/2006 09:30
lemenakely
(
11/08/2006 14:30)
Ny artista sy ny pseudo ?
Angamba tsy vitsy amintsika no mahalàla fa ireny artiste ireny matetika dia tsy tena anarany ireny entiny iantsoana azy ireny fa anarana nofidiany fotsiny ihany mbà ahalalàn'ny olona azy sur scéne...
tohiny
novalian'i Tanjaka ny 01/04/2019 11:43
lemenakely
(
10/08/2006 19:06)
Lunettes déshabilleuse tena misy tokoa ve?
Asa izay efa nahita ny filmn'i JAMES BOND 007 :" le monde ne suffit pas". Misy ilay gadget, ilay solomaso iny dia rehefa anaovana dia hita miboridana ny olona.
Tsy mbola nanana confirmation aloha aho...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 29/09/2006 18:08
lemenakely
(
10/08/2006 05:26)
10 aogostra, .... 15 taona lasa izay an'iza ny tsiny?
15 taona lasa tokoa izay iny raharaha mampalahelo iny !
Raha jerena @ zava-misy ankehitriny dia toa mampanontany tena ihany hoe fa dia ho atao sorona noho ny ambo- po pôlitika foana ve ny vahoaka ka...
tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 15:27
lemenakely
(
06/08/2006 17:07)
STRIPTEASE miaraka @ MODESTINE anio ny farany!
Anio alina ny tohiny sady farany ao @ FR3 à 23h ! à ne pas manquer....
tohiny
novalian'i nanoukely ny 09/08/2006 09:44
lemenakely
(
02/08/2006 12:04)
PARAKY sy ny rora-paraky mila fiheverana!
Mbà zavatra iray isan'ny mampanontany tena ahy koa ity resaka paraky ity misy tokoa moa ny mandray azy ity na lahy na vavy na antitra na tanora indrindra any ambanivohitra .Fa na eny an-drenivohitra ...
tohiny
novalian'i prime ny 24/08/2006 12:44
lemenakely
(
01/08/2006 14:44)
Koa raha misy ihany ve ny vola @ 03 désambra ?...
Mahavariana ihany r'ireto ity fahantràna any @ tanàna ity ! Toa isan'andro tsy mitsaha-mitombo ireo kandidà raha tsy diso aho efa 10 mihoatra izao ireo kandidà potentiels.Ny fanontaniana mipetraka...
tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:19
lemenakely
(
26/07/2006 14:21)
FANAMBADIANA samy hafa finoana toa mbola olana!
Mandrak'ankehitriny dia mbola hita sy tsapa fa mbola mametraka olana @ fanambadiana ny maha samy hafa ny finoana .Rien qu'entre catholique sy protestant dia misy olana! indrindra ny momba ny ankizy re...
tohiny
novalian'i mami14 ny 23/12/2014 19:04
lemenakely
(
26/07/2006 05:52)
JIOI 2007 toa tena tsy mbola misy tokontaniny tokotrany!
Mahavariana tokoa ny momba ny JIOI na jeux des îles de l'océan indien 2007 izay ho atao any an-tanindrazana ,fa tsy mbola misy tokontaniny mihintsy.Raha ny lôjikan-javatra 4 taona mialoha dia efa m...
tohiny
novalian'i raketaka ny 20/08/2006 22:48
lemenakely
(
23/07/2006 15:28)
Momba ny hira miverimberina matetika @ radiovazogasy...
Mbà remarque hanatsaràna zavatra re ity ho an'ny mpandrindra ,tsy inona fa misy hira au moins 3 eo ho eo miverimberina matetika LOATRA!!! dia manjary mankaleony :FENO FITIA (Felaniary),misy ilay avy...
tohiny
novalian'i antso2005 ny 30/07/2006 04:50
lemenakely
(
23/07/2006 09:13)
STRIPTEASE 2 hitohy anio alina ny tantara à 23 h
ho an'izay tsy nahita dia hitohy anio alina STRIPTEASE 2...
tohiny
novalian'i cutie ny 25/07/2006 20:04
lemenakely
(
21/07/2006 13:18)
BASIC INSTINCT!!!!
Mafàna tokoa ny andro. Raha ny eto FRANTSA fotsiny dia mahatratra 37°refa atoandro ny andro, ka tsy omena tsiny ireo andriambavy lanitra indrindra fa ny vazaha no tsy manao kilaoty intsony ny ankabe...
tohiny
novalian'i Ralay ny 23/07/2006 04:26
lemenakely
(
21/07/2006 09:35)
Fangatahambodiondry sa fivarotana olona ?
:-DNahavariana ahy indray mandeha tany an-tanindrazana indray asabotsy @ iny làlana mianatsimo iny akaikin'AMBOHIMANDROSO nanatrika fanateram-bodiondry anakiray,mpangataka moa izahay t@ io izany hoe ...
tohiny
novalian'i prime ny 01/08/2006 12:09
lemenakely
(
20/07/2006 13:20)
Raha latsaka ny orana!
Iza kay no anaran'iny mihira ilay hoe :RAHA LATSAKA NY ORANA iny izy sy HARLY RAJAOBELINA no nihira azy tao @ TVM t@ taona 1985 tao @ HILTON t@ izany.Ary lasa aiza iny mpihira iny izao?
Raha lats...
tohiny
novalian'i Soubee ny 05/10/2016 17:08
lemenakely
(
17/07/2006 08:13)
STRIPTEASE tao @ FR3 omaly nahaliana tokoa!
Asa izay nahita ilay émission STRIPTEASE tao @ FR3 omaly fa dia nahaliana tokoa.Momba an'i MODESTINE izay vehivavy malagasy tena courageuse tokoa.. sy ilay rafozan-dahiny izay tsy mifankahazo aminy, ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 06/08/2006 14:16
