Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lemenakely, milahatra araka ny daty
lemenakely ( 18/05/2006 06:57)
JAMES BOND blog !....
ho anareo izay liana ny momba ity agent secret malàza eran-tany ity dia ity ny blog-ny http://www.bondjames.skyblog.com mazotoa e!... tohiny
novalian'i ja ny 04/07/2006 21:44
lemenakely ( 17/05/2006 13:30)
Logo AIR MAGAGASCAR?....
Samy manana ny eritreriny moa fa raha izaho manokana -dia ilay taloha no tsara kokoa http://www.jetphotos.net/viewphoto.php?id=395591 misy ravinala izay maitso dia ilay papango menamena -ity ilay... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/05/2006 04:17
lemenakely ( 17/05/2006 09:45)
Mpiasam-panjakàna éternel probléme!...
Ré fa vita ny audit momba ny mpiasam-panjakàna ary 2/3 dia tsy ara-dalàna fa fantôme ny ankabeazany,izany hoe tsy miasa akory nefa mandray karàma! Nandray fepetra ny fanjakàna fa ho an'ireo 1... tohiny
lemenakely ( 16/05/2006 11:03)
Vaky fasana , halatra taola-paty atao inona?
Mbola mitohy ity raharaha manga ity @ iny faritra atsinanan'ny nosy sy faritra vitsivitsy ampovoan-tany .Tamin'ny faramparan'ny repoblika faha 2 dia nanomboka ny repoblika faha 3 (ZAFY ALBERT) no tena... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2006 06:40
lemenakely ( 14/05/2006 15:37)
Tsy ankiteniteny!!!!!
Aleo mbà hihomehy kely fa ny fiainana efa sarotra !sa ahoana e nisafidy ireto sary vitsivitsy ireto aho ka asa izay tena mampihomehy anareo e=))=))=)) http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?... tohiny
novalian'i watafon ny 15/05/2006 14:09
lemenakely ( 13/05/2006 21:07)
Andao analyséna 1 par 1 ireo candidats @ 2007 ary e!
Andao analyséna 1 par 1 ireo candidats @ 2007 dia ho jerena iza no maillon fort sy maillon faible. -RA8. -MONJA ROINDEFO. -PASTERA DANIEL RAJAKOBA. -HERIZO RAZAFIMAHALEO. -LAHINIRIAKO. -HASINA ... tohiny
lemenakely ( 04/05/2006 19:34)
ARAHABAINA E...
-Arahabaiko ho tratry ny alarobia mbà tsy hanova fitàna na hiova fitia fa raha ho lany ny fetran'ity tany ity dia miara-mandova an'iry lanitra iry. -Arahabaina ho tratry ny alakamisy ny lain... tohiny
novalian'i onjah ny 06/05/2006 08:11
lemenakely ( 19/04/2006 07:12)
ahiana ny hisian'ny fifandomana indray !!!!
Ahiana ny hisian'ny fifandomana ao ATANANARIVO ny 01 mai izao raha zoina ny zava-misy.Ny antoko AVI dia hanomana fihetsiketsehana @ io 1er mai io nefa ny bén'ny tanàna dia tsy haniky ny hisinan'a fi... tohiny
novalian'i xxx ny 01/05/2006 04:42
lemenakely ( 06/04/2006 10:40)
tafakatra 14.000 fmg ny 1 euro androany!!!!
tafakatra 14.000 fmg ny 1 euro androany ny lasantsy koa nisondrotra nanomboka omaly !!!asa tsy misy mésure d'accompagnement tokony ho raisin'ny fanjakàna ve na subvention ohatra rien que ny carburan... tohiny
lemenakely ( 04/04/2006 09:06)
NY FAMADIHANA hono ka hoe....
Resaka FAMADIHANA indray ity r'ireto a !ao no manao hoe fomban-dràzana io tsy misy maharatsy azy ao koa ny manao hoe izahay tsy manao an'io fa mandany vola ao koa ny resaka ara-pivavahana.Ny zavatra ... tohiny
novalian'i roja ny 30/06/2023 05:02
lemenakely ( 03/04/2006 20:08)
SECTE hono ka hoe....
Raha nandinika aho dia mihamahazo vahana ny SECTE ao MADAGASIKARA ao ,tsy hanonona aho hoe iza no secte ary iza no tsy secte sao miteraka polémique ....fa na any @ toerana ambanivohitra tsy ampoizina... tohiny
novalian'i aly ny 01/06/2006 17:21
lemenakely ( 31/03/2006 14:35)
toko 3 namamasaka ny nahandro !
Nampahantraina, Ampahantraina ary Hampahantraina ny malagasy izay no zava-misy ! http://www.lexpress.fr/info/monde:dossier/madagascar/dossier.asp MARINA ARY TSY MISY HO KIANINA IO ARTICLE IO... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 06:58
lemenakely ( 22/03/2006 14:44)
o ry andriambavilanitra isany mbà fanontaniana ity?
Ny lehilahy moa dia samy manana ny toetrany e ka mbà omena safidy ianareo iza no azoazonareo @ ireto? lehilahy mpifoka (sigara) sa misotro (toaka na labiera)sa tia vehivavy sa mpiloka ? anareo ny sa... tohiny
novalian'i Aino ny 23/05/2006 16:53
lemenakely ( 21/03/2006 12:18)
IREO VEHIVAVY LESBIENNE !
Raha nandinika aho dia tsy misy signe ivelany mihintsy ahalalàna andry zareo sauf angaha hoe mifampitantana fa raha mandeha irery tsy hita mihintsy!:?: sahala @ ity mpanao tennis frantsay malàza i... tohiny
novalian'i titis ny 27/06/2006 05:33
lemenakely ( 15/03/2006 20:07)
ito i sexyboy e
http://www.madanight.com/madanight-photo-28353.htm tokony hisokatra @ izay kosa e tsy izaho kosa aloha io ry fasaly a.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/03/2006 10:26
lemenakely ( 15/03/2006 17:26)
itony kosa ny sexy boy e ha ha ha !!!
itony kosa efa mba misy sexyboy kosa e aiza dia ny jo foana no enjehina ha ha ha asa izao izay hevitry ny anabaviny mahita an'io ny vazaha aloha tsy intéressé raha ny fijeriko azy izao:-D:-D htt... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 06:05
lemenakely ( 11/03/2006 10:11)
VALALA VALALA BE MANDRY IALAHY...
VALALA VALALA BE MANDRY IALAHY!!! rahoviana ihany vao valala be mifoha:-D:-D mahatsiaro an'iny hiran' i SARERAKA iny ny tena e àry mba lasa aiza tokotrany ary izy iny izao aiza enooo ra -yvon a!!... tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 19:43
lemenakely ( 09/03/2006 09:39)
i MAX RATSIMANDISA ve mbola any !!!!
hono ho aho i MAX RATSIMANDISA ve mbola any ilay mpanao gazety mampihomehy iny ?le manao hoe: Miarahaba anaooo presidant ,manao ahoana aloha e !!!ahoana ity resaka banque modiale ity...aiza ny voanda... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/03/2006 05:22
lemenakely ( 06/03/2006 07:59)
ancien SAINT- FRA Antanimena ity ny site e
ho an'izay ancien ST- FRA Antanimena e ity ny site .. ho an'ireo izay mbola tsy mahalàla ...ancien tao koa mantsy ny tenanay e http://csfxa.free.fr ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/03/2006 10:22
lemenakely ( 02/03/2006 14:14)
ho anareo rehetra izay mitady coordonnés -na particulier
HO ANAREO REHETRA IZANY MITADY COORDONES TELEPHONIQUES NA PARTICULIER NA ENTREPRISE ANY DAGO DIA ITY NY SITE AHITANA IZANY www.annumada.com izay fa dia mino sy manantena fa mba manampy anreo e bl... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1876