Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i lemenakely, milahatra araka ny daty
lemenakely
(
12/07/2006 10:48)
Raharaha JULIETTE LARCHER mahalasa saina tokoa!
Asa tsy vitsy tamintsika angamba no nanontany tena t@ 26 juin farany teo nanoloana ny vavahadin'ny ambassade gasy eto PARIS .T@ io andro io tokoa dia nisy andian'olona nitondra pancarte sy nisiotsiok...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/09/2006 07:43
lemenakely
(
11/07/2006 17:31)
VADY ATOLOTRA NA MARIAGE ARRANGE !
Fomba fahiny izy io àry mbola misy manao any @ faritra vitsivitsy any an-tanindrazana any.Ka ny fanontaniako dia ahoana no eritreritrareo momba io fomba io ?Olona roa tsy mifankahalàla ,dia terena a...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 13/08/2006 11:51
lemenakely
(
03/07/2006 15:58)
RAHA MAHATRATRA OLONA ....
Raha mahatratra olona 2 eo am-panaovana firaisana ianareo dia inona no ataonareo ? .:°):°)...
tohiny
novalian'i fasaly ny 08/07/2006 06:22
lemenakely
(
03/07/2006 13:09)
MADACOM lasa CELTEL be ny zavatra mbola tsy mazàva!
Raha mandefa sms par internet toa tsy mety intsony?
Faharoa marina fa afrikanina ny directeur ao raha mijery ny PUB sy ny page d'accueil dia sarinà afrikanina daholo ! sanatria tsy manakiana ny afr...
tohiny
novalian'i belahasa ny 17/08/2006 08:37
lemenakely
(
01/07/2006 19:42)
tany européanina daholo no hanao demi-finale
Firenena samy européanina daholo no hanao demi -finale .FRANCE-PORTUGALE
ALLEMAGNE-ITALIE
raha ny fijeriko azy manokana dia
ALLEMAGNE-FRANCE no finaliste...
tohiny
novalian'i sasa ny 05/07/2006 02:51
lemenakely
(
28/06/2006 13:13)
Boeing 767-300 AIR MADAGASCAR ech:1/500
Ho anareo izay maniry ny hanana collection ny boeing 767-300 AIR MADAGASCAR dia afaka manao commande @ ity site ity ,raha eto PARIS moa dia ao @ 75008 avenue MALHERBES no misy azy. 3 semaines no delai...
tohiny
novalian'i gaba ny 10/07/2006 08:56
lemenakely
(
27/06/2006 22:34)
LIBERTE, EGALITE ET FRATERNITE...
isa 3 - 1 no nandresen'i FRANCE ny ESPAGNE ka ny nahatsikaiky kely dia ny but voalohany frantsay RIBERY iny angamba no LIBERTE
ny faharoa dia mainty hoditra i VIEIRA izy no EGALITE ary tavaratra(kabi...
tohiny
novalian'i Samoana ny 28/06/2006 13:42
lemenakely
(
26/06/2006 18:12)
Tsara tokoa ny foot e indrindra ho an'ny lehilahy!
tsy misy lehilahy angamba tsy tia foot mahita ny tekinika maro toy izao
http://www.wackyvids.com/movies/sports/254/bestsoccermoments.html
nefa mbà tandremo ihany ny toy izao
http://www.wackyvi...
tohiny
novalian'i onjah ny 27/06/2006 17:08
lemenakely
(
26/06/2006 08:08)
Atao ahagàga ve raha mandroso kokoa ny sport any ivelany?
Izay mpanazàtra mitondra ny equipe any @ faharesena dia :MIALA ! Izay ny an'ny vazaha !
Tsy nisy tsy nahatadidy ny nahazo an'ingahy ROGER LEMAIRE ilay mpanazàtra ny équipe de FRANCE tany @ mondial...
tohiny
novalian'i lapino ny 29/06/2006 18:16
lemenakely
(
24/06/2006 06:49)
Sekiretera sy direktéra ...efa fantatray!!!
Tsy misy tsy mahay ilay hiran'i NANAHARY hoe ôdoie sy hôrera! iny angamba dia hoy izy hoe: miditra tara ny sekretera dia mody fanina direktera!
Dia tsy atao mahagàga intsony e ny fiarahan'i dire...
tohiny
novalian'i adidy ny 27/06/2006 17:23
lemenakely
(
23/06/2006 12:26)
Nahoana ary moa ny gasy no tsy maintsy mangalatra?
Hoy ny didy 10 hoe :AZA MANGALATRA!...
Raha ara-môraly sy ara-pinoana izany dia ratsy ny mangalatra!
Nefa @ izao fotoana dia :maro ireo vahiny no tsy mahatoky gasy fa lazainy fa MPANGALATRA!
Firi...
tohiny
novalian'i prime ny 19/07/2006 13:13
lemenakely
(
20/06/2006 15:11)
GOOGLE EARTH mahavariana tokoa
asa izay efa nisy nahita ity google earth ity fa dia hitany daholo par satellite ny 5 continent eny fa na i dago aza
http://earth.google.com
na koa
http://www.01madagascar.net/forum-malgache-suje...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 05/08/2006 12:58
lemenakely
(
19/06/2006 20:43)
mitady izay manana ny tononkiran 'i JEAN NICO
raha mbà misy manana tononkiran'i JEAN NICO e isan'ny mbà mpihira gasy mbà ankafiziko koa ity ranamana ity izay nodimandry t@ accident na môto indrisy.
Izay misy dia raisiko an-tanadroa e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 06:10
lemenakely
(
16/06/2006 10:13)
ô ry zandry kely mba henoy ihany!!!!
ô ry zandry kely mbà henoy ihany
ny resaka manodidina
aza dia be marenina
tsy izany no nifanekéna
mba manaova zavatra natokana
ho fanatsaràna ny firenena
oooo ô ry zandry...
Mifanakalo...
tohiny
novalian'i prime ny 21/06/2006 09:50
lemenakely
(
14/06/2006 06:44)
FOOT afrikanina misy lesoka !!!!
Raha nijery ireo match izay nilalaovan'ireo equipe afrikanina(COTE D IVOIRE, GHANA ,ANGOLA, TOGO) @ ity mondiale 2006 ity dia misy lesoka ny fomba filalao :maro ireo tirs non cadrés ,dia ny gestion d...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 15/06/2006 06:02
lemenakely
(
09/06/2006 06:53)
PRONOSTIC FINALE @ ity mondiale 2006 ity
Raha ny fijeriko azy manokana dia pays européen sy sud américain no hanao finale .
BRESIL contre ALLEMAGNE indray mandeha révanche!!!...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 05/07/2006 14:13
lemenakely
(
26/05/2006 19:40)
Mbola maro ireo toerana mampatahotra ao TANA ao!.....
Asa ianareo raha mahatsikaritra fa na eo aza ny fandrosoana sns ,dia mbola maro ireo toerana mampatahotra ao TANA ao indrindra @ alina raisiko ohatra @ izany iny: AMBOHIDROA AMBOHIMANARINA iny akaikin...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 12:44
lemenakely
(
24/05/2006 15:01)
Sarin'i JEROME RANDRIA !
Mbà mitady izay manana ny sarin'ity mpanakanto gasy ity ny tena moa efa zokinjokiny ihany mbà mpankafy ny hirany fa dia tsy mbola nahita ny sariny.
...
tohiny
novalian'i Andii ny 05/06/2006 05:24
lemenakely
(
20/05/2006 18:03)
RALLYE JOVENNA 2006!...
Ho antsika izay mpankàfy ity taranja ity dia hita @ ity site ity ny sary rehetra sy ny vaovao momba ny rallye
http://www.rallygasy.tk
hita ao ohatra ilay polo diesel izay sambany teo @ rallye ga...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/05/2006 18:09
lemenakely
(
19/05/2006 14:30)
rehefa eny ambony avion eny!
Ianareo tokoa ve tsy mi-remarque fa refa tena eny ambony be eny ny avion long courrier indrindra indrindra dia ohatrany tsy mihetsika izany mihintsy nefa efa mandeha mafy au moins 800 km/h:?::?:
htt...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/05/2006 19:37
