Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lemenakely, milahatra araka ny daty
lemenakely ( 29/11/2006 17:45)
12.000 séropositifs à MADAGASCAR!....
Izany no lahatsoratra hita ao @ gazety l'express androany 29 novambra 2006.Izany hoe 0,77% no sahalan'isa isan-jaton'ny malagasy séropositifs. Mbola azo atao hoe MILAMINA aloha ny gasy hatreto rah... tohiny
lemenakely ( 23/11/2006 09:38)
Hafatra ho an'ni HERY....
Raha tsy diso ny fitadidiko dia izay sary somary mamoa-fady dia esorina avy hatrany : maromaro ny sary nisy an'izany tao taloha ary dia dia nofafàna nefa toa misy sary hafahafa ihany surtout ho an'ny... tohiny
novalian'i kelly13 ny 03/12/2006 12:41
lemenakely ( 22/11/2006 17:17)
Misy mahay recette mofo mangahazo ireny ve ô!
Mbà manontany raha mbà misy mahay ny fanaovana mofo mangahazo e! Misaotra mialoha raha misy mahay... tohiny
novalian'i titimms ny 23/11/2006 18:04
lemenakely ( 22/11/2006 17:04)
Racisme ! envers les noirs et les arabes ...
Rehefa tena alaina @ saina tsy miangatra dia mi-comprendre andry zareo frantsay ihany aho momba ny racisme manoloana ny arabo sy ny maizina , raha ny zavatra hitako androany! Vers la SEINE ST DENIS ... tohiny
novalian'i mirana5 ny 23/12/2006 20:02
lemenakely ( 13/11/2006 09:58)
Oay ireto isika oay ireto isika e!....
oay ireto isika e oay ireto isika e.... fa mifandramatra sy mifanenjika toy ny ... oay ireto isika e oay ireto isika viravirain'ny demony ratsy mpanao pôlitika izay vitako t@ 72 ,91 ary 2002... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 23:28
lemenakely ( 05/11/2006 22:26)
Aza mbà badraodra ihany e!...
Sendra voadonana'ny fiara ity tovolahy iray avy any ambanivohitra , fa mba sambany vao mba niakatra tao ANTANANARIVO dia somary naratra kely ihany ka dia tsy maintsy nentina tany @ hôpitaly ! Nony... tohiny
novalian'i MTN ny 06/11/2006 21:27
lemenakely ( 05/11/2006 11:07)
SADDAM HUSSEIN le verdict est levé .....PENDAISON!!!!
Araka ny vaovao hita etsy sy eroa dia voaheloka @ famonoana ho faty ingahy SADAM HUSSEIN ary pendaison na ahantona @ tady no fomba amonoana azy! Maro moa no raharaha hanamelohana an'ity filoha irak... tohiny
novalian'i kitjo ny 05/11/2006 19:12
lemenakely ( 03/11/2006 17:45)
DVD air madagascar tsara mba ananana..
Mahafinaritra ary tena mahavariana ity DVD air madagascar ity .Ary tokony mbà fiér isika gasy manana pilote sy copilote mahay tokoa http://www.worldairroutes.com/AirMad.html... tohiny
novalian'i Papoose ny 03/12/2006 23:28
lemenakely ( 02/11/2006 19:03)
LOLO VOKATRA ! efa nisy nahita ve?
LOLO VOKATRA io dia ny @ faritra atsimo any no tena misy azy.Ny tenanay moa tsy mbola nahita fa dia feo tetsy sy teroa no heno fa dia misy tokoa izy ity.Raha ny feo heno dia olona efa maty izy ireo f... tohiny
novalian'i belaza ny 09/11/2006 08:52
lemenakely ( 30/10/2006 20:51)
SATYA OBLET mahavoa kosa aloha i leiry eh!...
Asa izay mahalàla ity mannequin frantsay izay teratany indien ity.Ankizy nirenireny tao PONDICHERRY izy ity no natsangana frantsay mivady ary dia lasa mannequin no mpanamory fiaramanidina ihany koa.I... tohiny
novalian'i vale ny 04/11/2006 16:55
lemenakely ( 29/10/2006 16:27)
MPIVADY NA MPISIPA miara-mianatra na miara-miasa!
Ahoana no hevitrareo momba na mpivady na mpisipa iray asa izany hoe miara-miasa izy roa ao @ toeram-piasana iray na miara-mianatra koa.Toa hafahafa ihany raha amiko manokana !:°)... tohiny
novalian'i batita ny 16/01/2007 11:15
lemenakely ( 25/10/2006 05:59)
LUCKY DUBE à MADA, tongo-bakivaky .....
Tsy vitsy amintsika angamba no mahalàla ity kalazalahy afrikanina tatsimo ity eo @ resaka reggae dia i LUCKY DUBE izany. Akory nefa ny hagagàna raha mahita ny lahatsoratra voalaza ao @ wanadoo.mg ... tohiny
novalian'i vale ny 25/10/2006 22:30
lemenakely ( 21/10/2006 19:45)
Anaran'olona hafahafa !......
Asa ianareo raha efa nahita anaran'olona na gasy na vahiny fa dia misy hafahafa tokoa. -BEVODY jean martial -RAINIVOALAVO -BONGA Stansislas (bonga io any @ faritany dia ny filahiana) -M... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 09:21
lemenakely ( 20/10/2006 19:15)
fahafinaretan'ny maso e!
ho antsika kôfa fa dia maso mijery izy ity ka tsy mitondra mody e! http://www.madanight.com/madagascar-photo-23323.htm http://www.madanight.com/madagascar-photo-23326.htm http://www.madanight.... tohiny
novalian'i nicco ny 10/11/2006 12:26
lemenakely ( 08/10/2006 16:52)
Vao tsy eo i ZIDANE dia misy olana ny frantsay!...
Asa loatra izay olan\'ny équipe de FRANCE eo @ FOOT fa vao tsy eo intsony i ZIDANE dia hita sy tsapa fa tsy ampy ny finition raha hamono baolina.Raha nahatadidy tsara isika t@ finale t@ mondiale dia ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/10/2006 20:32
lemenakely ( 07/10/2006 15:44)
Tsara mbà atao ho hitan'izao tontolo izao ity raharaha ity!
Raha ny fijeriko azy manokana dia tsara raha mbà arahin'izao tontolo izao maso izay zavatra rehetra hitranga ao MADAGASIKARA ao dieny izao! Izaho tsy hiteny hoe hitsabaka ny raharahan-tokatranon'ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:10
lemenakely ( 04/10/2006 05:19)
Ireo anarana aéroport .......
Raha maharemarque isika rehetra ny ankabeazan'ny aéroport dia mitondra ny anaran'nireo filoha nitondra ny tany azy avy. Ohatra ny eto FRANTSA dia misy ny CDG na CHARLES DE GAULLE . Ny ao NEW YOR... tohiny
novalian'i tandry ny 09/11/2006 06:19
lemenakely ( 26/09/2006 19:18)
Izao izany ny hoe mihanika hazo an!
Tandremo aza ianarana sao maratra! ny entana efa hita mbola mianjera koa en plus:°):°) http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?ImageID=16148... tohiny
novalian'i ninih ny 06/10/2006 13:20
lemenakely ( 24/09/2006 09:09)
Maty tokoa ve i BEN LADEN ?
Asa hitantsika ao @ page d'accueil yahoo fa dia resa-be tokoa ankehitriny ny momba an'ity mpampihorohoro malàza ity dia ingahy: BEN LADEN izany misy ny milàza fa efa maty izy ,misy ny milàza fa ts... tohiny
novalian'i vale ny 25/09/2006 20:54
lemenakely ( 19/09/2006 10:06)
Ireo artista malàza sy ny zava-mahadomelina!
Tsy resaka honohono fa dia resaka marina izy ity ,tsy hita ihany ny momba and-raolombelona ity fa dia tadiavina ny vola nefa rehefa azo ka be loatra dia tsy hita intsony fa dia lasa manaonao foana. ... tohiny
novalian'i lapino ny 23/09/2006 22:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379