Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i lemenakely, milahatra araka ny daty
lemenakely ( 28/03/2007 16:06)
fanontaniana mipetraka ho antsika rehetra ity?
Raha omena anareo ny safidy dia iza no azo iafiana kokoa vehivavy iray niteraka tsy nanambady sa mangala-badin'olona ? misokatra ny adi-hevitra tompokolahy sy tompokovavy!...... tohiny
novalian'i pimaso ny 10/04/2007 07:23
lemenakely ( 20/03/2007 15:52)
Raha misy lehilahy jamba iray sendra tafiditra ao @ .....
Fanontaniana mipetraka @ vehivavy rehetra ity raha sendra misy lehilahy jamba iray sendra tafiditra ao @ vestiairen'ny vehivavy dia inona no ataonareo ?... tohiny
lemenakely ( 01/03/2007 16:34)
inona kay no titren'ilay hiran'i BLACK JACK misy hoe...
Raha mba misy namana tsara fanahy mbà manome ny hiran'i BLACK JACK ilay misy hoe ..Tsy aleo ve miaina tsy misy romoromo t@ rambomanga kely sy patsa Toy izay any @ havana hanimpitoloha fa arahin-da... tohiny
lemenakely ( 20/01/2007 13:30)
Tandremo fa misy virus mahery vaika....
Araka ny vaovao hita etsy sy eroa dia misy virus de la tempête, mody fiche joint ilay izy fa tena manimba zavatra tokoa efa anarivony ny ordinateur tratra indrindra eto EUROPE... tohiny
novalian'i ririmena ny 25/02/2007 10:36
lemenakely ( 14/01/2007 11:05)
mandeha any DAO ve ny connexion bluetooth
raha mankany dago ve ka entina any ny réseau sans fil à connexion bluetooth via FRANCE TELECOM dia mandeha any ny connexion sa mila connexion hafa toy ny wanadoo.mg ohatra... tohiny
novalian'i sitlo ny 18/01/2007 02:50
lemenakely ( 12/01/2007 19:59)
190.000.000 euros NY KARAMAN 'I BECKAM.....
Re araka ny vaovao mari-pototra fa andeha hifindra lasy any LOS ANELES ingahy BECKAM DAVID izany hoe tsy hilalao ao @ REAL intsony izy fa hilalao any AMERIKA indray.Voalaza fa io n... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/01/2007 01:10
lemenakely ( 07/01/2007 20:56)
tsara kosa aloha ilay hira an
na ilay mpihira aza hi hi hi http://www.bismak.fr... tohiny
novalian'i RAINIJE ny 22/01/2007 06:29
lemenakely ( 04/01/2007 19:19)
NAFANA IZANY REVEILLON IZANY AN
Tena nafàna kosa izany fanaovam-beloma ny taona 2006 izany an http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?ImageID=16906 http://www.dancehallreggae.com/imageview.aspx?ImageID=16914 http://w... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/01/2007 01:28
lemenakely ( 01/01/2007 18:45)
Baràka inona no tena dikany e?
-Afa-baràka i R... sy R... fa niady lehilahy tao ampovoan-tsena! -Ianareo aza manao zavatra manala-baràka toy izao an! Inona marina moa izany no tena hevitr'io teny io e?... tohiny
lemenakely ( 30/12/2006 16:52)
Nisy tao MADAGASIKARA ny fanamelohana ho faty !
Nisy tao MADAGASIKARA tokoa ny fanamelohana ho faty nandritra ny vanim-potoana faha mpanjaka :tao ny fanapahan-doha ,tao ny fampihinanana hoditr'akoho manta ,tao ny fampisotroana tangena,tao ny fanjer... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/01/2007 13:29
lemenakely ( 28/12/2006 21:08)
Tena misy tokoa ve ireny olona ipetrahan-javatra ireny e?
Sendra nandalo teny @ doany ANDRANORO AMBOHIBAO aho indray mandeha dia nahita olona maromaro nandihy aloha.Tampoka teo dia nihinjitra ilay ramatoa dia niteny t@ teny tsy fantatra.Dia ny masony lasa f... tohiny
lemenakely ( 26/12/2006 21:25)
TARZAN BOY , COMMANCHERO...tadidinareo ve ireny hira ireny?
Sendra mbà ni navigue aho no nahita ity site ity ka dia nahavariana ahy tokoa .Ka ireo hira t@ taona 80 avy hatrany no tonga dia notadiaviko ka presque hitako daholo, hiran'ny fahazazàna e! http:... tohiny
lemenakely ( 17/12/2006 10:18)
AIZAAANYASSURNSANYZANAKOTOOOMPOKOCDAROO...???????
AIZAAANYASSURANSANYZANAKOOOTOMPOKOCDAROOOOO....mbola feno soratsoatr'io rangahy io ve ao ANTANANARIVO ao sa tsy misy intsony? Tadidiko mantsy fa erak'Antananarivo (AMBOHIMANARINA ANTANIMENA, ANDRAHA... tohiny
novalian'i sitlo ny 09/01/2007 04:17
lemenakely ( 14/12/2006 14:02)
SIPA inona no tena dikany e?
I RA...sipan'i RA...... inona no tena dikany sy ny fanalavànteniny . Taloha mantsy dia sakaiza no filàza azy ? dia tampotampoka teo lasa hoe sipa . Ex: Nanao sipa hono i BILL CLINTON ka izan... tohiny
novalian'i madera2 ny 05/03/2007 20:34
lemenakely ( 07/12/2006 16:01)
Ahoana marina ny momba an'ity GASITIALOVE ity?
Raha ny feo henoko etsy sy eroa dia misy zavatra tsy dia mazàva ny momba azy ity ! Raha ny fahazoako azy dia tsy kôpy na inona na inona ilay sipa io (GASITIALOVE) fa bandy no tena ao ambadik'izy io... tohiny
novalian'i nolalaina ny 26/12/2006 22:00
lemenakely ( 06/12/2006 11:43)
DR JB s'effondre à MARSEILLE!....
Araka ny vaovao mari-pototra dia lavo tampoka teo ampihiràna ny mpihira malàza avy ao ANTSIRANANA DR JB ,raha nanao fampisehoana tao MARSEILLE.AVC na fahatapahana lalan-drà no nahazo azy .HARERAHAN... tohiny
novalian'i vegas ny 07/12/2006 10:23
lemenakely ( 05/12/2006 10:28)
Titren'ny albumn i ERIC MANANA sy ANNA TANVIR..
Asa ianareo izay mahalàla ny titren'ilay albumn' i ERIC MANANA sy ANNA TANVIR misy ilay hira hoe KARA-BATO NAFAFY sns ...... tohiny
lemenakely ( 05/12/2006 09:45)
Ny tena mpanankarena no tena mahihitra!
Asa ianareo raha mahatsikaritra fa matetika dia ireny mpanana ireny no tena mahihitra !asa qualité ve ilay izy sa défaut fa dia mahavariana ihany !... tohiny
novalian'i dadie ny 01/03/2007 14:17
lemenakely ( 04/12/2006 12:05)
SABLE MOUVANT!......
Dia tena nampalahelo tokoa sady nahatsikaiky ny candidats sasantsasany fa dia toy ireny olona latsaka ao anaty SABLE MOUVANT ireny . Nandritra ny propagande wa wa wa ...dia nihena tsikelikely izany a... tohiny
novalian'i fijo ny 06/12/2006 23:09
lemenakely ( 01/12/2006 18:44)
Sao mbà misy manana NERO 7
Sao mbà misy namana manana NERO 7 aminareo ? misaotra mialoha ....... tohiny
novalian'i zakony ny 05/12/2006 07:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0271