tsara kosa aloha ilay hira an

1. lemenakely ( 07/01/2007 20:56)
na ilay mpihira aza hi hi hi
http://www.bismak.fr
répondu par RAINIJE le 22/01/2007 06:29
2. Fiffi ( 07/01/2007 22:03)
misaotra nizara ! milay eh !
3. Papoose ( 08/01/2007 03:32)
tena milay le izy e! indrindra zah rehefa le mamo iny tsara sady manao ranomaso toaka de mihaino an'io lol:-D:-D:-D:-D:-D
4. kallie ( 08/01/2007 03:52)
lé sary mizarazara b mampatsiaro anle Feon'ala talo reny
5. kelly13 ( 08/01/2007 16:42)
fa iza klou le mpihira fa tsy arako! sa dillie? :?
6. Aino ( 08/01/2007 21:46)
tena tsy misy henoko ilay izy na ny kely aza fa tapatakapa be faona!!
7. tslem ( 16/01/2007 11:07)
kelly13>>> i Anick tam dillie ihany io nandé seule io ki a :)
lemenakely>>> io aza tô efa diniky xxx t@ 21/12/06 koh

Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-12-2006 09:55:19
Lohateny : reveo manja !
Jereo eto

lafatra e!
Miverina ery ambony
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 21-12-2006 15:59:43
Lohateny : Re : reveo manja !
misaotra nizara fa milay eh ! mozika manja kosa aloha an !
8. RAINIJE ( 22/01/2007 06:29)
Tapatapaka be ilay izy ka tsy hafaka nankafy ny hira.
Ny sary koa manao toy izany.
Ny matos angamba no tsy mahazaka fa efa voky andro.
Misaotra ny nizara na de izany aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495