Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i lemenakely, milahatra araka ny daty
lemenakely
(
22/09/2008 20:37)
Olona be fo!..potika mbamin ny entana
Misy karazan olona tena mba tsy tiako : rehefa tezitra dia ny zavatra no potehina:vilia ,véra ,tasy, ...vakiana sy atsipitsipy na atoraka etsy sy eroa...Sahala @ zavatra azo ho azy fa tsy nisasaran...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 26/06/2009 01:28
lemenakely
(
22/09/2008 14:40)
Inona re sisa no tsy misy manodina eto @ tanàna e?
Noho ny kolikoly sy ny tsolotra ary ny halatra dia :miodinkodina daholo rehefa ety vola eto MADAGASIKARA
Bilan annuel na orin'asa ,firifiry ny orin'asa manidy varavarana noho ny halatra sy ny tsol...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 23/09/2008 09:08
lemenakely
(
16/09/2008 12:46)
fanontaniana manitikitika?
Iza no tsara kokoa
Amour sans sexe sa sexe sans amour!...
tohiny
novalian'i kotobekibo ny 29/11/2008 00:43
lemenakely
(
12/09/2008 13:56)
feno 4 mi indray Antananarivo
araka ny lahatsoratra hita ao @ express dia lasa feno 4 ams indray ny tanana e,Mbola hino fotsiny ihany ve izany .......
tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/10/2008 12:46
lemenakely
(
10/09/2008 09:57)
Ny tara-diavolana tokoa sisa no manazàva an 'ANTANANARIVO...
Iza marina no tena tompon'andraikitra fa ilaozana mifanilika :ny mpitondra ve sa ny commune sa ny JIRAMA ?
Ary ny zavatra tena nahagàga ny 26 juin dia nirehitra daholo ny jiro rehetra erak 'ANTANA...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/10/2008 05:05
lemenakely
(
31/08/2008 08:07)
tarika SDF...
mbola any je ry zalahy ireny sa tsy hita intsony?...
tohiny
novalian'i fahamarinana ny 01/09/2008 10:57
lemenakely
(
30/08/2008 08:12)
Olona tsy mahatam-bava.....
Hoy i Raanaona hoe ianao hono izao sy izao.....
Hitako ary tsapako fa mbola maro ny gasy no tsy mbà azo iconfierna zavatra ,ary io no tena mahatonga ny olana etsy sy eroa
Ary ny tena loza dia ...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 14:31
lemenakely
(
30/08/2008 08:06)
voasambotra indray ingahy HENRI LECACHEUR film ve sa......
Araka ny hita etsy sy eroa dia voasambotra indray ingahy HENRI LECACHEUR tetsy @ place 13mai
toy izao ny famintinana ny zava nisy teny t@ io andro nisamborana azy io
http://gazetyavylavitra.wordp...
tohiny
novalian'i karavasy ny 12/09/2008 07:34
lemenakely
(
29/08/2008 09:02)
hasarotapiaron ny vehivavy ....
Inona avy no anton ny mahatonga ny hasarotampiaron ny vehivavy @ vadiny la ny sipany?.....
tohiny
novalian'i pp87 ny 10/09/2008 12:40
lemenakely
(
27/08/2008 14:38)
Kidoropamba?iza marina
mba mampanontany tena ihany indrindra ny mpiandraikitra ny site no amelanareo olona mpandoto rano toy itony.Manjary mankaleo ilay site noho ny toetsainan ny olona sahala @ itony!
Dia misaotra mial...
tohiny
novalian'i orona ny 01/09/2008 12:12
lemenakely
(
27/08/2008 07:43)
Tadiavin-dra8 potehina i TGV
inona no antony ?......
tohiny
novalian'i bazylou ny 29/08/2008 00:16
lemenakely
(
25/08/2008 20:23)
QUANTUM OF SOLACE no titren ny 007 manaraka......
Io indray no titren ny 007 vaovao ,izay mboa ingahy DANIEL CRAIG no hilalao azy
Sean Connery
Roger Moore
Georges Lazemby
Timothy Dalton
Pierce Brosnan
Daniel Craig
iza no acteu...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 19/11/2008 03:59
lemenakely
(
23/08/2008 08:45)
Ny sipa gasy teraka aty andafy...
ny sipa gasy teraka aty andafy matetika dia tsy mahazoazo ny bandy gasy indrindra moa fa ny avy any Dago...tsy mahay n inona na in ,fetsifetsy...Ahoana izany ry zalahy isany ?...
tohiny
novalian'i lohataona ny 03/09/2008 16:49
lemenakely
(
22/08/2008 08:27)
Anosibe toe-tsaina lomorina...
mba mahazendana ihany ny toetsainan ny olona sasantsasany raha sendra namaky ny l express androany zoma ao @ moov.mg.Misy manongotra tsikelikely ny vato eny @ arabe .Dia natao tsy mba hanana zavatra ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 28/08/2008 14:03
lemenakely
(
20/08/2008 06:58)
athleta gasy tany @ jo
1er tour dia vita !...Mahonena...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 29/08/2008 08:37
lemenakely
(
19/08/2008 20:28)
kidaona!
Efa zatra mihaino sy manao kidaona angamba ity ranamana tratra saika hiondrana antsokosoko ho any Paris t@ asabotsy alina raha avy nandeha taxi be avy teny Ambohipo.Soa fa hitan ny gendarme fa dia me...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 23/08/2008 04:28
lemenakely
(
16/08/2008 19:44)
ny vehivavy sy ny string
taratry ny inona marina ny fanaovan ny vehivavy ny string?...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 12/12/2008 13:24
lemenakely
(
07/08/2008 08:45)
Chacun pour soi sa ........?
Misy karazan 'olona raha mindrana zavatra any aminao na iny very tsy hita intsony na potika !
Ohatra manana kiraro tsara tarehy ianao dia misy miteny ny fianakaviana a ny namana hoe :"mbà ampindr...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/09/2008 03:59
lemenakely
(
04/08/2008 08:59)
Mpanao vilany ao AMBATOLAMPY misy tena mpanankarena!
Tena mahavariana tokotrany fa tsy hoe mpanao vilany dia tsy manambola !fa tena misy manana 4x4,manana trano be dia be..... ireo mpanao vilany ao AMBATOLAMPY 8O ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 04/08/2008 23:06
lemenakely
(
29/07/2008 06:43)
"Bordel" tsy tena mazàva.......
Ireny olona ireny tena BORDEL be mihintsy !!!!
Raha @ teny frantsay mantsy ny bordel na maquerelle na maison de passe dia trano fanaovan ny mpivaro tena ny ataony !
Donc raha mandika ny teny ets...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 19:56
