Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i lemenakely, milahatra araka ny daty
lemenakely
(
21/02/2009 16:30)
Aleo tsy mihaino feon-dakolosy tokana!.....
Nivoaka t@ fahanginana ny mpomba ny fitondràna anakiray , tsy ho lazaiko ny anarany fa dia aleo ho henoina aloha ny lazainy
http://www.tvmada.net/webreportages/TIM_Raharinaivo_21022009.html
...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 25/02/2009 09:09
lemenakely
(
21/02/2009 11:48)
HANAO AHOANA ARY NY HO AVY?....
Fanontaniana tokony tsara ho apetraka angamba izy ity na dia tsy mbola milamina aza ny raharaha eto @ tanàna !
Hanao ahoana ny ho avin i MADAGASIKARA @ lafiny rehetra :ara-pôlitika ,ara-toekaren...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 21/02/2009 14:03
lemenakely
(
20/02/2009 10:54)
Potiky ny BUSINESSMENS sy AUTODIDACTES ny fiainan ny gasy!
Raha izao fandehany izao dia famotehana ny fiainan ny olona tsotra izao , efa ho firy herin'andro izao dia toa lasa tafahoatra ny ataon ny mpanao politika na ny andaniny na ny ankilany .
Toa andrak...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 21/02/2009 12:12
lemenakely
(
19/02/2009 11:55)
AN IZA ARY NY TSINY E?....
An iza ary ny tsiny ?
-Ny mpandoa-bary mahazo fitondràna ka tsy mahay mizàra ve sa?
-Ny mpanohitra tsy mahandry tantana nefa efa teo no niàla ...
-Sa ny vahoaka manantena ny izao sy izao n...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 19/02/2009 18:02
lemenakely
(
19/02/2009 08:35)
Ho anarin ny Fahoriana ny gasy !...
Ny zavatra hita dia mihamivary lavo ny olona , be ny very asa ,...Ireo mpanao politika anefa iaraha- mahalala fa presque metimety daholo ny fiainandry zareo ,fa ny ankabeazan ireo olona no voa mafy.
...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 19/02/2009 11:08
lemenakely
(
18/02/2009 13:35)
Tapi-dalan-kaleha daholo ! INONA NO ATAO?......
Tapidalan-kaleha avokoa @ izao na ny mpitondra na ny mpanohitra ,eny na isika olon-tsotra koa aza ity toa velom-panontaniana hoe :TSY EFA AMPY VE IZAY ! Tokony hijery vahaolana haingana angamba satri...
tohiny
novalian'i rangorivao69 ny 18/02/2009 14:41
lemenakely
(
18/02/2009 12:13)
Misy mihomehy sy tapa-tsinay ireo journalistes vahiny .....
Maromaro hatrizay niatombohan ny gidragidra teto izay ireo mpanao gazety vahiny tonga mampita ny vaovao misy eto amitsika.
Nisy zavatra maro ni se passer tao ny tena action toy ny black monday , ny...
tohiny
novalian'i Noue ny 18/02/2009 20:44
lemenakely
(
17/02/2009 15:41)
Rehefa hita fa tsy lasa intsony d mba aoka izay ! Hoy Ghaby
Tsy misy tsy mahay io hira io angamba !...Tokony handray ny andraikiny ilay fitondrana mahefa .Satria manjary lany andro .Tsy ho vita mora ny hanarina ny simba rehetra hatrizay.
Ny mpanohitra koa e...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/02/2009 06:26
lemenakely
(
17/02/2009 07:59)
Ary mba lasa aiza i Palitao Gris e?...
Tsy hay moa izay tena anaran ilay ranamana iny , fa raha tadiditsika dia izy ilay lohandohan ny mpisorona mafana fo teny @ 13 mai , ary niaraka t@ jeneraly Dollin teny Ambitsirohitra ny 07 fev iny!
...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/02/2009 10:36
lemenakely
(
16/02/2009 11:14)
Lasa kilalao sisa ny fiainam-pirenena!....
Ny milàza azy ho ara-dalàna tsy mahafehy ny tsy ara-dalàna!
Ny tsy ara-dalàna manao toton'omby bory
Ny vahoaka lasa fitaovana
Etsy andaniny ny crise mondiale efa mamely
Ny olona noana sy ...
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 17/02/2009 11:26
lemenakely
(
15/02/2009 06:13)
Un autre businessman autodidacte en cache un autre...
Izay teny izay no hitako NAFONJA tao @ ilay reportagen ny arte iny!...Ary ny fahaizan ny businessman autodidacte 2 lahy mampiady olona , sy mampanantena ny izao sy izao , ary koa ny MBOLA inoan ireo o...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 17/02/2009 00:53
lemenakely
(
14/02/2009 20:22)
ANTANANARIVO anie ka malàza MADITRA vahoaka e!......
1972 : dia efa namoaka izany hira izany ny tarika LOLO SY NY TARINY , FRS IALAHY
2009: 37 taona aty aoriana mbola vao maika MADITRA BE !.... :!: ...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 15/02/2009 15:12
lemenakely
(
14/02/2009 17:30)
TOLONA hono ka hoe .....
1947 : TOLONA
1972: TOLONA
1991 :TOLONA
2002 :TOLONA
2009: TOLONA
Ny zavatra tena hita sy tsapa toa arakaraka ny HIADIANA ny TSY RARINY @ ity resaka TOLONA ity , toa vao maika MILEN...
tohiny
novalian'i Noue ny 14/02/2009 19:09
lemenakely
(
13/02/2009 21:56)
Hay ve azo anaovana politika hatramin ny K......e!
Dia mahavariana mihintsy ny filalaovana politika eto @ tanàna fa hatramin ny trano fisainana aza dia azo anaovana politika
Mila casques na haut parleur na baffles
http://www.tvmada.net/webrep...
tohiny
novalian'i maronibe2 ny 14/02/2009 07:58
lemenakely
(
13/02/2009 18:00)
Izay rehetra nikasa hanao 13 mai dia nosamborina na...
Misy zavatra hafahafa ihany ity raharaha ity satria izay rehetra nikasa hanao 13 MAI dia na nogafian ny olona na nosamborina!...
Nefa i ANDRY dia nojerena fotsiny mandrak izao ....May sy potika ny ...
tohiny
novalian'i tovolahy007 ny 15/02/2009 18:10
lemenakely
(
13/02/2009 12:19)
Mora lany ihany ve ity vola AHODIN NY MPITONDRA ity e?
Toa rehefa dinihina toa vetivety ihany dia mora lany ihany ity vola ahodin ireo mpanao pôlitika gasy , maro ny voky dia miàla nefa afaka vetivety dia indreny mijapy train daholo indray ny very seza ...
tohiny
novalian'i donna198588 ny 13/02/2009 14:39
lemenakely
(
12/02/2009 22:12)
Inona marina ary no tsy mampandroso ny gasy e?
49 taona nahaleo tena !!! Toa tsy mandroso fa mihemotra , mihemotra ...
Inona avy ireo antony ?
Raha jerena toa hita taratra ato @ mpiserasera ny ankabeazany!...
:roll: ...
tohiny
novalian'i sitlo ny 13/02/2009 14:12
lemenakely
(
11/02/2009 22:51)
Mahay politika daholo ny eto ka...
Koa raha izany ihany atsangano ny gouvernement de transition eto @ serasera ...
Iza no président
Iza no PM
Ministra...sns!...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 12/02/2009 06:31
lemenakely
(
06/02/2009 12:45)
DAMA(MAHALEO) tao @ RADIO ANTSIVA omaly .....
Anisan ny vahin ingahy ISMAEL RAZAFINARIVO tao @ RADIO ANTSIVA omaly ingahy DAMA .Ary nisy teniny iray izay nanaitra ahy manokana , hoy izy hoe:TSY TOKONY AMPIASAINA LAVA NY TENY HOE VAHOAKA !...ary m...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 10:04
lemenakely
(
04/02/2009 13:49)
Aiza ary ireo KMM...... isan-karazany ?
Ity fananganana Komity maromaro ity moa dia spécialién ny gasy ihany koa
tao izany KMMR:Komity manohana an i MARC RAVALOMANANA
KMSB:Komity Manohana ny Safidim-Bahoaka
.....
@...
tohiny
