Liste des messages

Liste des messages, inserés par lemenakely, par ordre de date
lemenakely ( 03/02/2009 07:44)
Fitorahana @ kiraro ireo mpanao politika...ho lasa la mode?
Araka ny vaovao hita dia nisy nitoraka t@ kiraro koa ny praiministra sinoa tao @ université de Cambridge tao Angleterre nandritra ny kabary izay nataony. Tsy nisy izay tsy nahatadidy ny nanjo an ... suite
répondu par xxx le 03/02/2009 12:02
lemenakely ( 02/02/2009 13:36)
Inona izany no azo amehezana ny toe-draraha !
Inona izany no azo amehezana ny fandehan-javatra eto @ tanàna hatrizay niatombohan ny gidragidra izay ka HATRETO aloha...Mbola mety maro ny zavatra mety hitranga satria VARIABLE be ny fandehan-javatr... suite
répondu par lemenakely le 03/02/2009 07:46
lemenakely ( 30/01/2009 17:12)
DEMOCRATIE MADE IN MADAGASCAR .....
Malàza moa @ izao hoe VITA MALAGASY ....na koa VITA GASY aleo tsy asiako resa-be ny @ iny fa sao miitatra . Fa ity resaka DEMOCRATIE eto MADAGASIKARA ity no mbà tiako ho tenenina , toa samy milÃ... suite
répondu par lemenakely le 31/01/2009 19:34
lemenakely ( 30/01/2009 09:59)
Izao no atao hoe fanjakan ny BAROA ......
Ny zava-misy eto @ tanàna izao no atao hoe FANJAKAN NY BAROA , na koa GANAGANA MANDRO ka samy manao izay saim-patany ! Tsy misy intsony aloha hatreto izany UNITE NATIONALE izany ... suite
répondu par ravonjison le 30/01/2009 17:49
lemenakely ( 29/01/2009 23:11)
2009 ho anisan ny taona sarotra ho an i MADAGASIKARA!
Efa iaraha-mahalàla ny CRISE MONDIALE na ireo tany manan-katao aza mikaikaika, nisy ary mbola hisy ireo cyclones handravarava ny tanàna,izao mbola nampiana ity probléme ity indray !.... Ka hoy a... suite
répondu par naughtyboy le 30/01/2009 11:24
lemenakely ( 28/01/2009 20:04)
Hita niharihary izao ny fanaovana COMPOSE ny pôlitika ....
Ny ahy aloha ny fijeriko azy tsy tongatonga ho azy izao zava-misy izao fa nisy chroniques,sahala @ aretina iray! Raha tena olona nandinika dia efa hitahita taratra teny @ 13mai ny toetran ingahy R... suite
répondu par Noue le 29/01/2009 08:25
lemenakely ( 28/01/2009 09:48)
Antananarivo =Sodoma sy Gomoro?
Aoka hisaintsaina lalina vokatr izao tsy fisainana izao! L homme est un animal pensant! Tsy misy izay tsy nahatadidy an io angamba . Kanefa raha ny zava- misy dia mitovy fisainana @ biby ny olona , a... suite
répondu par naughtyboy le 29/01/2009 03:35
lemenakely ( 27/01/2009 07:06)
Tokony ovaina ny Lalam- panorenana ary foanana ny présidence
Tsiranana, Ratsimandrava, Ratsiraka,Zafy, Ravalomanana...Toa éternel problème foana ity resaka présidence de la république ity!Ny seza dia anakiray nefa dia io no ifandrotehan ireo mpanao politika... suite
répondu par OoRakotooO le 27/01/2009 20:36
lemenakely ( 26/01/2009 11:47)
Ho lasa lavitra ity resaka ity raha izao no mitohy....
Ho lasa lavitra dia lavitra ity resaka tsy fifankahazoana misy eo @ ingahy RAVALO sy ANDRY RAJOELINA ity raha izao no mitohy ,toa lasa réglement de compte ilay izy ary miafàra @ fanimbàna isankaraz... suite
répondu par patrick2002 le 26/01/2009 20:00
lemenakely ( 22/01/2009 23:19)
Vehivavy matavy be mi string!
Sendra tao anaty taxi be aho dia nahita vehivavy bota be ,andeha hiala no niainga tampoka ny zipo ka string no nanaovany , angamba ilay format XXL mihintsy ! Fa koba be mihintsy , ha ! Ha! Ha!...... suite
répondu par Papoose le 17/02/2009 22:55
lemenakely ( 21/01/2009 05:40)
Enquêtes et révélations tao @ TF1 ..dia niaraha-nahita iny e
Izaho dia tsy hitondra réactions a chaud , na polémiques ,...Fa dia iny niaraha- nahita iny ny zava- misy ao Nosy - Be sy ny mpizaha tany vahiny ary ireo tovovavy mpivaro- tena . Tsy inona moa iz... suite
répondu par RAKVOL le 30/10/2009 05:13
lemenakely ( 18/01/2009 09:50)
Miroborobo fatratra ny Secte eto @ tanana e!....
Angamba na ny jamba aza mahatsapa , fa mihamaro ireo fiangonana secte eto Madagasikara , ary miroborobo fatratra ... Raha ny zava- misy dia milomano tanteraka ao anaty fahantrana ny ankabeazan ny mal... suite
répondu par Akashia le 24/03/2020 18:42
lemenakely ( 14/01/2009 20:35)
Aiza ny tafika eto MADAGASIKARA?
Raha ny fijeriko azy dia ny fitondràna miaramila dia mety ho vahaolana koa @ izao satria ho olana tsy misy farany ity resaka politika ity eto @ tanàna ity Tsy ilana mandany andro @ izay fitond... suite
répondu par xxx le 20/01/2009 11:54
lemenakely ( 30/12/2008 14:52)
Toa tsy mandeha ny web sms orange Madagascar e!
Toa tsy mandeha mihintsy ny web sms orange... suite
répondu par ARINOFY le 14/01/2009 11:05
lemenakely ( 15/12/2008 10:37)
Voatoraky ny kiraro ny filohan ny bekintana .....
Araka ny vaovao hita nandritra ny fitsidihan i ngahy BUSH tampoka tany IRAK ,dia notorahan ilay mpanao gazety irakianina kiraro ingahy rainy raha vantany vao niteny fa:" efa akakiky ny fandresena !".... suite
répondu par ainaheri le 18/12/2008 13:10
lemenakely ( 12/12/2008 08:34)
Vehivavy miteraka tsy manambady...
Raha ny fijeriko azy dia tsy mbola zakan ny fiarahamonina malagasy izany vehivavy miteraka tsy manambady izany ,noho ireo antony maro ...Ahoana ny fahitanareo ny zava-misy momba io?... suite
répondu par kotobekibo le 22/12/2008 13:48
lemenakely ( 05/12/2008 10:52)
Ny fahantran ny gasy ve no mampivarotena ny ankizivavy sa..?
Ny fahantran ny gasy ve no mampivaro-tena ny ankizivavy sa ny fivarota-tena no mampahantra ? Fanontaniana lehibe mipetraka izy ity nandritra ny journée mondiale contre la lutte du SIDA Marina fa... suite
répondu par Mirananirina le 23/01/2009 19:04
lemenakely ( 11/10/2008 18:22)
Ny vola?
Tsy ananana toa enjehin ny olona, ananana mbola enjehin ny olona? Hatraiza ny fetranao Ravola hoy ilay hira..... suite
répondu par naughtyboy le 18/10/2008 14:11
lemenakely ( 30/09/2008 19:26)
Allemand nisy namono tao Nosy be ...
Somary nampivarahontsana ihany ny nahitana ilay allemand tapa-doha tao Nosy Be!ny gazety la vérité no nahitana izany androany!... suite
répondu par kotobekibo le 21/01/2009 15:54
lemenakely ( 26/09/2008 11:32)
Mpanakalo devises eny Tsaralalana ?mila mailomailo
Zavatra 3 no conseils omeko anareo raha hanakalo devises eny @ sisiny ... Mampitovy tsara aloha fa misy elanelany dia izay ambony indrindra,mila miady varotra Faharoa dia isaina tsara ny vola Tsy... suite
répondu par yonikafopl le 04/01/2009 10:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0268