Liste des messages

Liste des messages, inserés par lemenakely, par ordre de date
lemenakely ( 30/03/2009 12:33)
ALAIN RAMAROSON ,inona marina no tadiaviny?
Tokony mbola tohizana foana ny barrage manerana an 'ANTANANARIVO hoy izy ,samy nahatadidy io teniny io angamba isika ! Izao indray tsy tokony handingana ny kianjan ny 13 mai hoy izy ny mpomba ny TI... suite
répondu par ralevazou le 01/04/2009 10:11
lemenakely ( 26/03/2009 13:20)
GOUKOUNI WOUEDEI sy HISSEN ABRE bis ve no eto?
Asa isika izay nahatadidy ny zava-nitranga tao THCAD t@ taona 80 tany ho any , fa manahy ny tena ho toy ny zava-nisy tany .Herin'andro vitsy dia ingahy GOUKOUNI no mpitondra dia avy eo tampoka indray ... suite
répondu par xxx le 26/03/2009 13:57
lemenakely ( 25/03/2009 14:19)
Politika hafa ,fivavahana hafa nefa dia ininana afangaro...
Anisan ny fahadisoana goavana eto @ firenena malagasy ny fampifangaroana ny fivavahana sy ny politika ary tsy mahamenatra ahy ny milàza izany Ary antony iray nampihisatra ny fanampahan-kevitra ni... suite
répondu par fijo le 25/03/2009 21:38
lemenakely ( 15/03/2009 07:50)
Politika eto MADAGASIKARA ,hafa ary tena hafa eran-tany!
Tena tsy misy lôjika mihintsy ilay izy ary tena fanina daholo ny olona rehetra ,manaporofo izany fa ny mpitondra mihintsy no tena tompon andraikitra feno @ fahantran ny olona hatrizay , tsy mijery ny... suite
lemenakely ( 14/03/2009 05:36)
ULTIMATUM etsy sy eroa vahaolana ve ?
Hatramin ny fiatombohan ity crise ity dia hain ny mpanao politika malagasy ery ity mametraka ultimatum etsy sy eroa ity , nanao io daholo na ny mpitondra na ny mpanohitra na ny miaramila na ny mpitond... suite
répondu par Oay le 14/03/2009 06:04
lemenakely ( 13/03/2009 13:39)
2 volana teo ho eo izay !mbola maizina ny làlana
2 volana latsaka kely izay dia tsy mbola nahita vahaolana mivaingana isika mianakavy momba ity raharaha azo atao hoe manahirana sy mahamenatra ity ! Misafotofoto avokoa na ny fianakaviana na ny mpi... suite
répondu par xxx le 13/03/2009 19:27
lemenakely ( 11/03/2009 18:10)
LMA sy ny LTC AMPEFILOHA nifanandrina androany 11martsa!
Efa tsy hita intsony izy ity fa dia na ny mpianatra aza dia nifampihatsy sy niady androany 11 martsa tokony ho t@ 8H 30 tany ho any . Ny LTC no nitarika voalohany raha nitoraka ny trano fianaran ny... suite
répondu par fijo le 11/03/2009 20:25
lemenakely ( 11/03/2009 11:29)
RADIOS eto ANTANANARIVO anisan ireo FOSOTRA....
Raha ny zavatra hita omaly 10 martsa izay saika nifandonan ny pro TIM sy ny pro TGV dia TENA AZO LAZAINA fa ny RADIO MADA sy ny RADIO ANTSIVA no tena tompon'antoka t@ fifandomana. Tena mila jerena ... suite
répondu par Mirananirina le 11/03/2009 12:07
lemenakely ( 10/03/2009 18:24)
Fanapahi-kevitry ny mpitondra tsara fa tara!....
Mieux vaut tard que jamais hoy ny vahiny ,raha nihaino ny fanambaràna avy @ ingahy RAVALOMANANA androany 10 martsa . Tsara ilay fanapaha-kevtra fa nahoana re no dia nandrasana ho grave be toy izao n... suite
répondu par moi le 11/03/2009 09:01
lemenakely ( 05/03/2009 15:56)
Intifada hono e...Izany no ianarana nefa!..
Raha mba henoina ny resaky ry zalahy mpitoraka dia mianatra ny zava- misy ao @ Bande de gaza hono izany ry bandy.Dia ry foza orana palestiniens dia ny miaramila no israelianina .Nefa dia contexte tsy ... suite
répondu par Andribe le 05/03/2009 20:55
lemenakely ( 03/03/2009 15:57)
Tafiditra ao anatin ny EXTREMISME sy FANATISME ny gasy .
Lasa EXTREMISTES sy FANATISTES ny ankabeazan ny malagasy @ izao tsy tongatonga ho azy anefa izany fa misy antony maro Araka ny hevitrareo inona no antony ? :?: ... suite
répondu par Andribe le 03/03/2009 20:40
lemenakely ( 03/03/2009 10:36)
Aiza no misy fanjakàna ka 100% mazàva ny fitondràna ao?
Raha ny fahitàko azy aloha raha mbola eto an-tany na ao VATICAN aza angamba dia tsy ho 100% tonga lafatra ny fomba fitondràna ao , koa maika ve fa ny aty @ tany mahantra ? :idea: ... suite
répondu par andrywui le 03/03/2009 12:15
lemenakely ( 02/03/2009 12:47)
Tsy azo atao intsony ny tery vay manta...
Ny fijeriko azy dia Tsara fanombohana ilay fitakiana nanomboka teny Ambohijatovo ,ary normal raha be ny olona tonga t@ ireny.Fa nony taty aoriana Kely dia hita fa trop ny fihoaram- pefy , ka nahatong... suite
répondu par xxx le 03/03/2009 09:20
lemenakely ( 02/03/2009 07:23)
Ho aiza marina moa izany isika malagasy?
Ho aiza marina izany isika ireto? Hanimba ny tanana ve? Ny fiainantsika ? Ny fiaraha- monina?...Sa hanome seza ireo mitady an izany . Toa faux problèmes no betsaka dia hitarina sy havadika zavatr... suite
répondu par andrywui le 02/03/2009 11:15
lemenakely ( 28/02/2009 08:55)
Miha Vulgaire sy bordel ny forum surtout politique !..
Teny ratsy, usurpation d identité ,...Aiza ny mpiandraikitra ? Fa mahamonamonaina ilay forum?... suite
répondu par Fanhaiky le 02/03/2009 13:12
lemenakely ( 27/02/2009 09:52)
NY TANTARA NO AOKA HITSARA!....
Tsy misy olombelona izay tsy DISO fa rehefa tafahoatra MASISO...Aleo angamba izany teny feno hatsikana izany no mety ilazàna ny zava-misy eto @ firenetsika. Ny zavatra hitako sy tsapako dia miaing... suite
répondu par tanymasina le 28/02/2009 21:00
lemenakely ( 26/02/2009 11:17)
Efa nanao izay ho afany na mpitsabo na magie.....
Angamba tsy misy tsy mahay ny hiran i TIANA iny isika ! MIALA TSINY ... Raha jerena toa MIALA MAINA avokoa izay mety mpanelanelana @ ity raharaha ity ,na ireo vahiny na isika eto antoerana . Sao ... suite
répondu par rangorivao69 le 27/02/2009 02:10
lemenakely ( 25/02/2009 07:46)
Tsy nampoizin ny mpitondra ity crise 2009 ity...
Ny fijeriko azy ihany koa dia nanantena ny mpitondra ankehitrio fa rehefa manana majorité ao @ assemblée sy ny sénat dia afaka manao izay Tiana atao! Ary nieritreritra ny mpanohitra ho ridicule ny... suite
répondu par TEGEVE le 26/02/2009 00:48
lemenakely ( 24/02/2009 19:49)
FITENIM-PARITRA HAITSIKA ETO AMIN NY SERASERA ...
Asa mino aho fa ankoatran ny fiteny malagasy ofisialy ny fiteny MERINA ,dia maro amintsika eto ny mahay fiteny any @ faritra hafa eto MADAGASIKARA , ny ahy moa dia ny BETSIMISARAKA no haiko ary mahafi... suite
répondu par OVAR le 17/12/2015 05:38
lemenakely ( 24/02/2009 08:24)
Ny hazo avo hono halan ny rivotra ...nefa kosa!
Io moa dia fomba fiteny mahazatra eto @ tanana e!kanefa kosa tsy manazera ho azy ilay hazo ny rivotra fa misy antony kosa angamba ao?...... suite
répondu par rangorivao69 le 24/02/2009 23:49
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0269