Rehefa hita fa tsy lasa intsony d mba aoka izay ! Hoy Ghaby
1. lemenakely
(
17/02/2009 15:41)
Tsy misy tsy mahay io hira io angamba !...Tokony handray ny andraikiny ilay fitondrana mahefa .Satria manjary lany andro .Tsy ho vita mora ny hanarina ny simba rehetra hatrizay.
Ny mpanohitra koa efa hita fa tampidalan- kaleha .
Ny vazaha aza manao hoe il n y a pas que les cons ne changent pas d idées !
Asa efa nahazo lesona angamba isika mianakavy , na ny mpitondra na ny mpanohitra , na ny vahoaka..

novalian'i xxx ny 18/02/2009 06:26
2. xxx
(
17/02/2009 15:44)
zahay tsy mahalala sy tsy mahay anlae hiran toi fa alefaso hirao alo vao mamaly zahay fa ra tsy zany tsy misy miteny eo
3. lemenakely
(
17/02/2009 15:59)
Jereo ao @ dailymotion na YouTube dia , Ny toaka no lohanteny ,Jeneraly ny mot de recherche,Ghaby moa efa maty e
Fa ilay fakana ilay zavatra tsy mety azo no atao toy ilay hira
Fa ilay fakana ilay zavatra tsy mety azo no atao toy ilay hira
4. Noue
(
17/02/2009 16:07)
heverin'zareo fa fanjakan'ny baroa oa izy ity eee ! fa rehefa tsy nahomby hatramin-zay dia aoka zay fa leo ny pokony eee ! sady ny hanimba sy ny mpanararaotra fotsiny no karamaina hanimba tsss :evil: :evil: :evil: :evil:
6. Noue
(
17/02/2009 16:10)
k'ita fa heverin-ry zareo fa tany tsy fanjakana angamba koa oe andeha haka ny ministera lava zao tsssss
7. andrywui
(
17/02/2009 16:13)
Ary tamin'ny Ra8 naka ny ministera tam 2002 zany tany mbola nisy fanjakana ??? fa zao lasa tsy nisy tampoka ?? ha ha ha rehefa vandana de kary ry le karilahy reto a!!!!
8. Noue
(
17/02/2009 16:15)
tsssssss ! ny zavatra niseho androany leitsy no resahina zao fa tsy t@ 2002 aa
9. hery
(
17/02/2009 16:21)
andrywui> t@ 2002 zay ministera nalaina dia azo :-) fa tsy mampiesona otran'zao
10. andrywui
(
17/02/2009 16:21)
Hayyy !!! ririnindasa tsy tsaroana marina!! de otrizany foanazany ny tena mba toetranareo Tim ireto ???? vandana foanaze tsy an'ny tena ?? eny e!! marina ny anlah ry Noue raha tsy zany ve elah tsy hiaritra ty karamanlah 28euro ty!!! fa hay tkou moa i Noue le oe mikarama .3.500.000gmf ?? tadidiko zay resaka zay !! ary zay no tsy hiraharahianlah ny vahoaka malagasy !!! ouuffff !!
11. Mirananirina
(
17/02/2009 16:27)
Aminao ry Adrywui,zay tsy manaraka ny teninao dia vendrana,ary ianao??????????0
12. andrywui
(
17/02/2009 16:33)
mbola tsy niteny oe" vendrana " an'i Mirana kosa aho hatramzay fa mba eritrereto tsara ry Mirananirina a ! "dondrona "no efa noteneniko anao !! hi hi hi
13. lemenakely
(
17/02/2009 16:33)
Ny miaramila hilaza fa handray fepetra ihany koa raha mbola mitohy izao !..
15. Noue
(
17/02/2009 16:38)
17:30 - Les forces armées, via le général Fred Rakotovao, ont déclaré qu’elles étaient prêtes à “prendre leur responsabilité” si la situation ne s’améliorait pas rapidement (Reuters)
16. Mirananirina
(
17/02/2009 16:39)
miaramila hitifitra any Andrywui e.izay be vava dia ooooooooop.
olona hoatra anao io no voa.
izao aloha momba ireo miaramila ireo fa natao HIARO NY TANINDRAZANA IZY IREO .
olona hoatra anao io no voa.
izao aloha momba ireo miaramila ireo fa natao HIARO NY TANINDRAZANA IZY IREO .
17. Optik
(
17/02/2009 17:03)
andrywui:
Ary tamin'ny Ra8 naka ny ministera tam 2002 zany tany mbola nisy fanjakana ??? fa zao lasa tsy nisy tampoka ?? ha ha ha rehefa vandana de kary ry le karilahy reto a!!!!
Ka rah tena favy hoa elah de aza maka tahaka ny nataonay t@ 2002 fa mba manaova fika hafa mba hojerena hoe hatraiza no takatry ny lohakelin'lah!!
Tsss, FA ny inona ary ny an'laisany no mieritreritre ?? An?
18. xxx
(
17/02/2009 17:07)
andrywui:
miaramila iza ??? ny ao amin Toby R. ve ??? he he he he
hisambotra an'i tgv ry le vendrana ty an
19. xxx
(
17/02/2009 17:40)
hoy Andrywui ----
mbola tsy niteny oe" vendrana " an'i Mirana kosa aho hatramzay fa mba eritrereto tsara ry Mirananirina a ! "dondrona "no efa noteneniko anao !! hi hi hi
:-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =))
mbola tsy niteny oe" vendrana " an'i Mirana kosa aho hatramzay fa mba eritrereto tsara ry Mirananirina a ! "dondrona "no efa noteneniko anao !! hi hi hi
:-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =))