Olon-dehibe manao sain-jza sa zaza manao sain'olon-dehibe?

1. lemenakely ( 10/04/2007 19:10)
Tsy hita moa rey olona fa dia samy manana ny toetrany olona fa dia atao ahoana e! Iza no tianareo kokoa olon-dehibe manao sain-jaza sa zaza manao sain'olon-dehibe?
novalian'i fasaly ny 12/04/2007 07:32
2. salmo1 ( 10/04/2007 19:12)
lemenakely:
Tsy hita moa rey olona fa dia samy manana ny toetrany olona fa dia atao ahoana e! Iza no tianareo kokoa olon-dehibe manao sain-jaza sa zaza manao sain'olon-dehibe?
izany no atao oe: dinika an'olon-dehibe hehe ^:^
3. Fiffi ( 10/04/2007 19:16)
le olondehibe manao sain-jaza kosa aloha tsy alehany eh ! dainnnn !! fa raha zaza manao sain'olondehibe kosa aloha an ! hummm.....aleko lavitra io klé !
4. pissoa ( 10/04/2007 19:17)
aleoko olon-dehibe manao sain-jaza ! fa zany oe tsy be lotra fotsiny ! :-D:-D:-D

ny zaza manao sain'olon-dehibe ... ialao malaky fa 50 taona (na mahery) ngarangidina anie ka ho olon-debe foana e ! :-P:-D:-D:-D
5. pissoa ( 10/04/2007 19:18)
:roll:
6. karinah ( 10/04/2007 19:58)
lemenakely> le eo afovoany:-P, hi hi hi hi
7. fasaly ( 10/04/2007 20:01)
efa nande teto ity dinika ity fa aleoko olondehibe manao sainjaza mafatifaty:°)
8. fasaly ( 10/04/2007 20:05)
fiffi a! lay kely manao sain'olondehibe nge gaigy be marné e! aza mba tratra ihany njy fa grrrrrrr:-D:-D:-D:-D:-D eritrereto hoe izy no mananatra anao ohatra no hoe marina fona zé lazainy ohatra:x:-D:-D
9. Fiffi ( 10/04/2007 20:09)
pissoa , fasaly: heu....ka nga akia tsy hainareo le fitenenana hoe "ny marina hiany no mivoaka ny vavan'zaza ?
10. sakaizakely ( 10/04/2007 20:14)
aleo ihany olondehibe manao saindehibe nefa koa mahay misangy (sens de l'humour) fa tsy hoatra an'i salmola ohatra manao resaka tsisy dikany foana
11. fasaly ( 10/04/2007 20:21)
ka salmo nge vao 20 ans ry zareo e!:wink:
fiffi: kozé e! tena drindrangilo be fa efa nahita zà tam tele fa grrrrr reny zaza manao sain'olondehibe reny manjary mibaiko koa aza kou:x
zà kalou olondehibe fa tia manao sainjaza ihany njainjay e! mba miova kely:-P mba hantahanta anie iny manao sainjaza iny e;-):P
12. sakaizakely ( 10/04/2007 20:24)
fasaly> 20 ans ve de mbola tsisy andraisana azy hoatran'io ?
maty aho marina mafy :{ :{ :{
13. fasaly ( 10/04/2007 20:26)
:-D
14. sakaizakely ( 10/04/2007 20:27)
quelle médiocrité :cry:
15. salmo1 ( 10/04/2007 20:44)
fasaly: fa ahoana kou ny antony hilazany fasaly fa 20años zah kle:?:
16. karinah ( 10/04/2007 20:52)
hi hi hi hi
17. ratonga ( 11/04/2007 00:29)
salmo1:

fasaly: fa ahoana kou ny antony hilazany fasaly fa 20años zah kle:?:

élah letsy ry salmo tena manapatsinay mitsy marina http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/namana&user=salmo1 :-D:-D:-D

18. nikopol ( 11/04/2007 07:19)
sakaizakely koa dia mitady ho tara amin'i salmo eo :lol::lol:
19. sakaizakely ( 11/04/2007 07:29)
nay ary fa mihetsika indray

niko koa ilay vendrana mitovy aminy salmola, mbola malailay divo ihany moa ? Mihinana odikankana e :-D
20. nikopol ( 11/04/2007 07:33)
sakaizakely > hitako ohatrany hitovy be ohatran'i salmo i zaza io :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2856