Olon-dehibe manao sain-jza sa zaza manao sain'olon-dehibe?

21. salmo1 ( 11/04/2007 08:56)
Samy manao zay mahafalifay fony e, samy manao zay mamiramirany sainy e! :°);-)


22. dadie ( 11/04/2007 09:21)

aleoko ra iza manokana zaza manao sain'olon-dehibe d mba mahazo oe matontsaina toa zay olon-dehibe manao sain-jaza mahazo oe lehibe tsy aman-tsaina e lol....:oops:
23. fasaly ( 11/04/2007 10:55)
hummmmm! zany ve?????tsy hoe misary zaza nge de hoe tsy misy saina e! n y saina misy de misy fa mba tsy te ho antitra fa ho jeune esprit fotriny:?:-D:-D:-D
24. salmo1 ( 11/04/2007 11:08)
nikopol:
sakaizakely koa dia mitady ho tara amin'i salmo eo
Andrekaiko ô!! :-D

Ny bandy tsy de mirevy joba tsy sexy sexy.

[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/000gurl_gif.gif[/IMG]

Eh:!: avy mou anah;-)
25. salmo1 ( 11/04/2007 11:21)
hadino ny nametra http://www.dailymotion.com/relevance/search/tif%2Ba%2Btif/video/x1ccbl_tomany-ny-androany
26. sakaizakely ( 11/04/2007 13:10)
salmola manao vavan'ny tsy mahazo sisa nefa tsy hita akory zay mba zakany :-D:-D:-D
27. salmo1 ( 11/04/2007 13:22)
i Aino zao zakako tsara;-):* de maninn:?:
28. xxx ( 11/04/2007 13:25)
sakaizakely: aza miresaka aminy ntsony
29. Aino ( 11/04/2007 17:54)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 10-04-2007 21:16:48
Lohateny : Re : Olon-dehibe manao sain-jza sa zaza manao sain'olon-dehibe?
le olondehibe manao sain-jaza kosa aloha tsy alehany eh ! dainnnn !! fa raha zaza manao sain'olondehibe kosa aloha an ! hummm.....aleko lavitra io klé !
manaiky anao manokana ny aty!!

Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 11-04-2007 15:22:57
Lohateny : Re : Olon-dehibe manao sain-jza sa zaza manao sain'olon-dehibe?
i Aino zao zakako tsara de maninn
hahahahaah diso lalana ianao raha izany!! zaza manjebireby io ko!!
30. xxx ( 11/04/2007 17:59)
ody zany fôna kou ndry ry Aino.

Ambava tsy mila fa am(l) taralila
31. fasaly ( 11/04/2007 18:31)
i salmo ndray io manoratra io toundé de haiko lay hoe ody:?
32. salmo1 ( 11/04/2007 18:50)
fasaly: tsy zah kosa io e
33. fasaly ( 11/04/2007 20:35)
salmo: aza mandainga fa iza foan no manoratra ody ody eo hatrary ka hatraty:wink:;-)
34. Fiffi ( 12/04/2007 06:56)
:-D:-D:-D fasaly: ka mba miala sirika kosa akia izy an ! :wink::-D:-D:-D
35. fasaly ( 12/04/2007 07:32)
fiffi: ka tsy mahay miala sirika am lay fanioratra fa ody ody zao foana:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0281