Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Maranatha, milahatra araka ny daty
Maranatha ( 11/02/2013 12:16)
Io ary hoa aho hametram-pilana i benoit XVI
Ho tohin'ny resaka 25 Decembre izay namoahan'i Benoit XVI fa diso io daty io , dia io tokoa ary izy fa hametram-pialana, sao kosa misy mamono eo koa. Fa ny hevitra hanasaronana hentina hialana dia mod... tohiny
novalian'i Fitia2 ny 21/03/2013 10:29
Maranatha ( 11/02/2013 10:33)
Misy vanim-potoana ny finoana sy ny asa takian'ny finoana!!!
Mba hanamifasana ny lohahevitra dia ity misy andalana soratra masina maromaro manamafy fa tsy maintsy harahana asa ny finoana: Jakoba 2:14 [Ny fahafoanan'ny finoana tsy misy asa] Inona moa no soa azo,... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 11/02/2013 12:56
Maranatha ( 27/12/2012 08:46)
Hafatry ny anjely fahatelo
Misy hafatra ny anjely telo ao amin'ny apokalipsy faha 14. Ny fahatelo amin'io hafatra io dia manao hoe: Apok 14:9 Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 13/02/2013 06:17
Maranatha ( 10/12/2012 06:11)
Milaza i Benoit XVI fa diso ny datin' ny Fahaterahan'ny Tompo
Araka ity rohy ity dia milaza i Benoit XVI fa diso ny daty fankalazana ny fahaterahn'ny Tompo. http://www.huffingtonpost.fr/2012/11/20/benoit-xvi-remet-en-cause-date-naissance-jesus_n_2165089.html Di... tohiny
novalian'i Miharena ny 20/12/2012 14:27
Maranatha ( 05/11/2012 11:07)
Ny atao hoe Tempolin'Avoindrindra
Ny Mpamorona dia tsy nanao karazana tempoly samy hafa endrika fa hoy Izy t@ Mosesy Ekse25:9 Araka izay rehetra asehoko aminao, dia ny endriky ny tabernakely sy ny endriky ny fanaka rehetra momba azy,... tohiny
novalian'i sitlo ny 14/11/2012 22:08
Maranatha ( 24/10/2012 10:10)
Ny Finoana takiana amin'izao vanim-potoana izao
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/f555df61a7d3bdc635be669601fb86c4.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/f555df61a7d3bdc635be669601fb86c4.jpg[/img][/url] Toy izao ny sary mikas... tohiny
novalian'i Maranatha ny 29/10/2012 05:40
Maranatha ( 11/09/2012 07:45)
FANAFODY VAVONY TSOTRA NEFA MAHOMBY
Misy karazany maro no mety hahatonaga ny aretim-bavony fa ireto misy karazany roa miaraka amin'ny tokony hatao. Raha misy rivotra ny vavony: Mety mitongilana ilay vavony dia izay no mahatonaga ny riv... tohiny
Maranatha ( 05/09/2012 11:19)
Fepetra hoan'ny Fiangonanan'Avoindrindra
Manana ny fiangonany i Avoindrindra izay mifandray amin'ny fiangonany any an-danitra. Misy fepetra maro manaporofo io fiangonany io ka raha tafiditra ao anaty fepetra izany vao azo lazaina fa fiango... tohiny
novalian'i Miharena ny 15/09/2012 02:36
Maranatha ( 31/07/2012 11:05)
Aiza (na hatraiza) ny faritra hitoriana ??? ka rehefa vita izay dia ho tonga ny Tompo!!
Misy lohahevitra toy ity ao aloha ao fa toa ohatry ny tsy ahaazoana aina ilay tao satria toa hila hifandramatra ireo namana. Soa ihany fa tsy mifankahita tava fa raha tsy izany dia asa fotsiny.... Ai... tohiny
novalian'i Miharena ny 16/08/2012 21:33
Maranatha ( 16/07/2012 08:24)
Ny tantaran'i Losifera
Ny ankamaroan'ny olona mpivavaka dia maro no tsy mahalala ny tantaran'i Losifera. fa iza marina moa izy io ary naninona no lasa hoe Devoly sy Satana. I losifera dia isan''ireo zavaboharin'i Avoindrin... tohiny
novalian'i niryna ny 24/07/2012 16:46
Maranatha ( 20/06/2012 10:17)
Famorana
Maro aminn-tsika no milaza fa tsy manao intsony ny lalàna izay voasoratra nomena an'i Mosesy. satria hoe tsy ambany lalàna fa ambany fahasoavana Koa te hanontany anareo aho hoe: Tsy mifora daholo iz... tohiny
novalian'i Miharena ny 09/07/2012 18:09
Maranatha ( 08/06/2012 10:46)
Fantatrao ve hoe inona no antony mampisy anao eto ambonin'ny tany ???
Maro ny olona no tsy mahafantatra ny antony fisiany eto ambonin'ity tany ity, ka manontany tena ny amin'ny fijaliany sy fahoriany, misy indray finaritra amin'ny fahafinaretan'ireo zava-mandalo eto ant... tohiny
novalian'i majesty ny 09/07/2012 06:32
Maranatha ( 08/05/2012 11:07)
Ambany fahasoavana.....
Rehefa tafaresaka, na misy adi-hevitra matetika eo amin'ny mpitandrina ny lalana sy ny mahatoky fotsiny fa efa novonjen'i Jesoa ka ambany fahasoavana dia tsy maintsy tafiditra foana ny teny hoe : tsy ... tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 21:44
Maranatha ( 16/04/2012 10:21)
Ireo fahamarinana nohitsakitsahina amin'ny tany
Miresaka amin'ireo izay efa nandalina misimisy kokoa ny soratra masina ity lohahevitra ity. Ho an-tsika izay efa nandalina ny bokin'ny Daniela dia nahita fa nazeran'ilay tandroka kely ny fahamarinan... tohiny
novalian'i didi10 ny 20/04/2012 12:49
Maranatha ( 27/03/2012 09:49)
Nouvel Age sns....Aleo isika rehetra no miara mijery ny source
mahereza dia aza kitahorana fa izao no projet manaraka ao anatin'ny projet Maitre du monde izay tsy manaiky ny Maitre du monde dia mazava be fa haringany. www.bibleetnombres.online.fr/haarp.htm Mahere... tohiny
novalian'i Miharena ny 03/04/2012 15:12
Maranatha ( 26/03/2012 10:31)
Aorian'ny vola EURO dia manaraka tsy ho ela intsony ny TERRA
Ny TERRA no karazam-bola manaraka izay ho entin'ireo Maitre du monde hifehezana indray ny tany. Tsy mahazo mividy sy mivarotra raha tsy manana ny mariky ny Bibidia. Nahatsapa ry zareo fa nahomby ny Eu... tohiny
novalian'i Miharena ny 29/03/2012 04:25
Maranatha ( 20/03/2012 06:15)
Tsy ho ela intsony ilay ady lehibe farany.
Raha mamaky ny[color=blue] Apok 14:9 Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery hoe: Raha misy miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny ka mandray ny ma... tohiny
novalian'i Miharena ny 26/03/2012 13:55
Maranatha ( 07/03/2012 05:53)
Azo hiantsoana ny Mpahary ve ny teny hoe Andriamanitra
Mahalasa ny saina ihany ny zava-nisy, azoko antoka fa nandalo ny kilasy famaranana daholo isika rehetra mpisera eto. Ilay anarana hiantsoana ny Mpahary eto amin'ny nosin-tsika. izay atao hoe Andriama... tohiny
novalian'i Maranatha ny 19/03/2012 10:32
Maranatha ( 21/10/2011 11:23)
Maty alarobia tokoa ve i Jesosy avy any nazareta???
Misy fampianarana iray ihany koa mampianatra fa i Jesosy ilay avy any Nazareta izay atao hoe Kristy dia maty ny Alarobia. Hevitra izay toa marina. Fa ahoana no voasoratra?? Raha te hahalala hoe iza i... tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/08/2019 14:42
Maranatha ( 13/10/2011 12:07)
Foana tokoa ve ny DIDY FOLO ?!?
Miarahaba namana! Mahatsikaritra isika rehetra fa misy fampianarana milaza fa foana ny Didy folo. Izay tafakambana amin'ny Lalàn'i Mosesy ??? Misy indray sahy manova io Didy folon'Atra io hifanarak... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 15/12/2012 12:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0475