Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Maranatha, milahatra araka ny daty
Maranatha ( 23/07/2017 08:43)
N'y tena anaran'i Mpamonjy
Miarahaba anareo rehetra indray, tena nandinika aho ary nitady ny porofo rehetra fa tsy izany Jesosy na Jésus izany no anaran'ilay Mpamonjy antsika . Tsy misy anefa anarana ahazoana famonjena afatsy... tohiny
novalian'i RBNIR ny 17/08/2017 09:29
Maranatha ( 26/12/2014 10:59)
NY TSY MAINTSY ILANA NY FANAVAOZANA
[color=blue]«Araka ny fahazavana izay nomen’ny Tompo ahy , fantatro fa tsy afa-po mihitsy Izy amin’ny zavatra maro izay niseho mikasika ireo mpiasa . Andriamanitra dia tsy nanome ahy ny antsipir... tohiny
novalian'i Maranatha ny 05/01/2015 11:03
Maranatha ( 15/12/2014 05:26)
FIFOHAZANA TENA MARINA SATRIA AMIN’NY ALALAN’NY TENIN’I TSITOHA
[color=blue] «Ny fifohazana dia tsy afaka ny hiforona afatsy hoe toy ny valin-teny omena ny vavaka . Raha mbola tsy manana ny Fanahy Masina ny olona anankiray , dia tsy afaka ny hanome tombam-bidiny ... tohiny
Maranatha ( 12/12/2014 05:14)
MITANDRINA AMIN’IRENY FIFOHAZANA SANDOKA MAMPIENTANENTANA IRENY
[color=blue]«Misy karazan’olona izay mirona mandrakariva ho amin’ny fanoloran-tena hanarahana làlana mitsivalana , ary izy ireo dia mandeha tsy ankiato mihitsy miandry zavatra hafahafa , mahatal... tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/01/2015 08:49
Maranatha ( 08/12/2014 10:24)
NY ZAVATRA IAINAN’IREO OLONA VITSY AN’ISA
[color=blue] «Ny tena vahoakan’Andriamanitra marina , izay tia amin’ny fo manontolo ny asan’ny Tompo , sy ny famonjena an’ireo fanahy , dia hitsara mandrakariva ny fahotana araka ny toetra... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 09/12/2014 09:01
Maranatha ( 05/12/2014 07:14)
NY ZAVATRA IAINAN’NY ANKAMOROAN’NY OLONA
[color=blue] «Raha ohatra isika mahafantatra marina ny amin’ilay iraka nampanaovina an’i Kristy teto ambonin’ny tany sy ny amin’ny asa izay ataontsika , dia tsy ho kivy mihitsy isika satria ... tohiny
novalian'i kakalahy ny 06/12/2014 19:02
Maranatha ( 01/12/2014 10:59)
IREO LOZA ATERAKY NY TSY FIRAHARAHINA SY TSY FANANANA FAHALIANANA
[color=green]«Aoka ianao hanintona lehilahy sy vehivavy maro hiala avy ao anatin’ny tsy firaharahina ny ara-panahy . Tantarao amin’izy ireo ny fomba nandraisanao an’i Jesosy , ary ambarao amin... tohiny
novalian'i Maranatha ny 02/12/2014 05:05
Maranatha ( 28/11/2014 06:44)
ANTSO HO AMIN’NY FIFOHAZANA
[color=blue]“Ireo Kristiana dia tsy maintsy miomana amin’ny oram-baratra izay hipoaka tsy ho ela intsony izay hihatra tampoka sy mafy amin’izy ireo. Fandinihana lalina ny Tenin’i Ray izay any... tohiny
Maranatha ( 24/11/2014 09:57)
NY TSY MAINTSY ILANA NY FANAVAOZANA
[color=blue]«Araka ny fahazavana izay nomen’ny Tompo ahy , fantatro fa tsy afa-po mihitsy Izy amin’ny zavatra maro izay niseho mikasika ireo mpiasa . Andriamanitra dia tsy nanome ahy ny antsipir... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 24/11/2014 14:11
Maranatha ( 21/11/2014 05:14)
MIAINA AO ANATIN’NY FANJAKAN’I RAY IZAY ANY ANDANITRA
[color=green]Ary nahare feo mahery avy teo amin’ny seza fiandrianana aho nanao hoe : Indro ny taberinakelin’Andriamanitra dia eo amin’ny olona , ary Izy hitoetra eo aminy , ary ireo ho olony , a... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 21/11/2014 16:38
Maranatha ( 18/11/2014 05:00)
NY FANATANTERAHANA AN’ILAY DIDIM-PITSARANA
[color=green]Rehefa hanomboka ny fitsara , ary ny tsirairay dia ho tsaraina araka izay voasoratra ao antin’ireo boky , ny fahefan’ny lalàn’ Andriamanitra dia ho raisina amin’ny fomba hafa iza... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 21/11/2014 14:20
Maranatha ( 14/11/2014 07:07)
NY FITSARANA IREO MPANKAHALA FAHAMARINANA MANDRITRA NY ARIVO TAONA
[color=green]Aza mitsara na inona inona alohan’ny fotoana , dia ny fiavian’ny Tompo ; izay hampiharihary ny zavatra takona ao amin’ny maizina ka hampiseho ny fikasan’ny fo . I Korintiana 4 : 1... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/11/2014 15:55
Maranatha ( 11/11/2014 07:15)
SATRO-BONINAHITRA MARO SY FIFALIANA OMENA NY VAHOAKAN’I RAY TSITOHA
[color=green]Ho avy faingana Aho ; tano mafy izay anananao , mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao . Izay maharesy no atao andry eo amin’ny tempolin’Andriamanitro , ary tsy hiala eo intsony izy ... tohiny
Maranatha ( 07/11/2014 05:53)
NY FAMAIZANA AN’I BABYLONA SY NY FIPETRAKY NY TOE-DRAHARAHA ETO AMBONIN’NY TANY
[color=green]Indro Jehovah mahafoana ny tany ka mahalao azy . Ary mampihohoka azy ka manely izay mponina ao aminy . Hatao foana dia foana ny tany . Ary ho baboina dia ho baboina tokoa izy . Fa Jehov... tohiny
novalian'i booboo ny 19/11/2014 17:51
Maranatha ( 03/11/2014 07:08)
AVY EO AMIN-NY TOLONA MANKEO AMIN-NY FANDRESENA
[color=blue]…. Mitalaho ny fiarovan’Andriamanitra ny vahoakany miely patrana , ny sasany any anaty ala , any an-tendrombohitra , ny sasany any an-tranomaizina , raha indreo manodidina azy ny fahav... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/11/2014 15:11
Maranatha ( 30/10/2014 05:01)
NY LOZA FAHA FITO SY IREO MPANKAHALA FAHAMARINANA
[color=blue]Ka ho reraka ny fon’ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin’ny tany ; fa ny herin’ny lanitra dia hohozongozonina . Ary amin’izany andro izany ... tohiny
Maranatha ( 27/10/2014 09:50)
NY ZAVA-MISY IZAY MANEHO NY LOZA FAHA ENINA
[color=blue]Na dia hampidirin’ny fahavalo any am-ponja aza ireo olon’Andriamanitra mahatoky , dia tsy hahasakana ny firaisan’ny fanahiny amin’i Kristy ireo rindrin’ny tranomaizina . Ilay ma... tohiny
Maranatha ( 23/10/2014 05:03)
ILAY FIANGONAN’I AVO INDRINDRA MANDRITRA NY FOTOANA HISIAN’IREO LOZA
[color=blue]Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao . Fa tsy foinao izay mitady Anao Jehovah o ! Mankalazà an’i Jehovah , izay mitoetra any Ziona . Ambarao any amin’ny firenena ny asany . Fa i... tohiny
Maranatha ( 20/10/2014 10:27)
NYFIROTSAHAN'IREO LOZA VOALOHANY
[color=blue] Tsy ho ela itsony izao tontolo izao dia hilaozan’ilay anjelin’ny famindram-po , ary ireo loza fito farany dia harotsaka ….Ny faharetana sy ny famindram-pon’Andriamanitra dia tsy h... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/10/2014 19:12
Maranatha ( 17/10/2014 05:41)
NY FARAN'NY ANDROM-PAHASOAVANA
[Color=blue]Rehefa mivoaka miala ao amin’ny efitra masina indrindra Jesosy , ary hametraka an’ireo fitafiany maha mpisorona Azy , mba handraisany ny famaliana ho akanjo hitafiany , dia hifarana eo... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0386