Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Maranatha, milahatra araka ny daty
Maranatha ( 28/07/2014 07:15)
ILAY VONDRONA LEHIBE IZAY MISY IREO VAHOAKA MAROBE SY IREO 144 000
[color=blue]“Ary ny anankiray tamin’ ny loholona namaly ka nanao tamiko hoe: “Iza moa ireto miankanjo ankajo fotsy lava? Ary avy taiza izy? Fa hoy izaho taminy : Tompoko ianao no mahalala. Dia h... tohiny
Maranatha ( 24/07/2014 07:02)
FANDRESENA TANTERAKA
[color=blue] “Ireo no tsy voaloto tamin’ ny vehivavy, fa virjiny izy. Ireo no manaraka ny Zanak’ ondry na aiza na aiza no alehany, ireo no navotana avy tamin’ ny olona ho voaloham-bokatra ho a... tohiny
novalian'i Maranatha ny 08/08/2014 06:56
Maranatha ( 18/07/2014 10:24)
IREO 144 000 - TOLONA MBA HIAROVANA NY LALAN'I RAY TSITOHA
[color=blue]“Ary nahita aho, fa indro toa ranomasina fitaratra miharo afo, ary izay naharesy ka afaka tamin’ ny bibidia sy ny sariny ary ny isan’ ny anarany dia nitsangana teo amoron’ ny ranom... tohiny
novalian'i Maranatha ny 28/07/2014 06:59
Maranatha ( 15/07/2014 12:26)
NY TOMBO-KASEN'ILAY ANDRIAMANITRA VELONA
[color=blue]“Ary hoy Jehovah taminy : Mandehana mamaky ny tanàna, dia Jerosalema, ka asio marika ny andrin’ ny olona izay misento sy mitaraina noho ny fahavetavetana rehetra atao aminy.” Ezekie... tohiny
novalian'i endriny ny 04/08/2014 06:57
Maranatha ( 14/07/2014 05:17)
ILAY ANJELY MPAMETAKA TOMBON-KASE
[color=blue]“Ary hitako fa indro nisy anjely hafa koa niakatra avy tany amin’ ny fiposahan’ ny masoandro, nanana ny fanombohan-kasen’ Andriamanitra velona; ary izy niantso ny anjely efatra iza... tohiny
Maranatha ( 11/07/2014 12:14)
NY HEVITRY NY TEHIN'i ARONA NITSIMOKA IZAY NAPETRAKA TAO AMIN'NY FIARAN'NY FANEKENA ANKEHITRINY
Izay nisy lovia volamena fandoroana dintin-kazo manitra sy ny fiaran’ ny fanekena, izay voapetaka takela-bolamena avokoa;ary tao anatin’ io nisy ny vilany volamena, izay nitoeran’ ny mana, sy [... tohiny
novalian'i Maranatha ny 16/07/2014 07:55
Maranatha ( 08/07/2014 10:05)
NY HEVITR'ILAY ILAY LOVIA VOLAMENA MISY NY MANA NAPETRAKA TAO @ FIARAN'NY FANEKENA ANKEHITRINY
[color=blue]« Izay nisy lovia volamena fandoroana dintin-kazo manitra sy ny fiaran’ ny fanekena, izay voapetaka takela-bolamena avokoa; [color=red]ary tao anatin’ io nisy ny vilany volamena, izay... tohiny
Maranatha ( 04/07/2014 06:11)
NY ANDRO FANAVOTANA ANKEHITRINY
[color=red]« Ary amin’ ny andro fahafolo amin’ izany volana fahafito izany (dia ny andro fanavotana) hisy fivoriana masina ho anareo ; ary hampahory ny tenanareo ianareo ka hanatitra fanatitra at... tohiny
novalian'i Maranatha ny 09/07/2014 05:45
Maranatha ( 02/07/2014 06:09)
NY FAHATONGAVAN'NY ANJELY FAHATELO
[color=blue]« Ary nisy iray koa dia anjely fahatelo nanaraka ireny ka nanao tamin’ ny feo mahery hoe : raha misy miankohoka eo anoloan’ ny bibidia sy ny sariny ka mandray ny marika eo amin’ ny ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 04/07/2014 16:18
Maranatha ( 27/06/2014 12:00)
NY FITOERANA MASINA ANY ANDANITRA
[color=green]« Ary ny amin’ izany zavatra lazainy izany dia izao no fotony : Manana Mpisoronabe toy izany isika. » Hebreo 8 : 1a[/color] Araho ato ny ambangovangony dia mirary antsika rehetra home... tohiny
Maranatha ( 25/06/2014 06:56)
NY FANADIOVANA NY FITOERANA MASINA SY NY FIOMANAN-TSIKA
[color=green]« Maro no hodiovina sy hofotsiana ary ho zahan-toetra ; fa ny ratsy fanahy kosa mbola hanao ratsy ihany ary tsy misy amin’ ny ratsy fanahy hahafantatra fa ny hendry no hahafantatra. »... tohiny
Maranatha ( 23/06/2014 05:16)
NY HAFATRY NY ANJELY FAHAROA
[color=red]« Ary nisy iray koa, dia anjely faharoa, nanaraka ka nanao hoe: Rava! Rava Babylona lehibe! Izay nampisotro ny firenena rehetra ny divain’ ny fahatezerana noho ny fijangajangany. » Apok... tohiny
Maranatha ( 20/06/2014 06:02)
NY ADY HATAO SY NY FANDRESENA
[color=red]« Nanao tamin’ ny feo mahery hoe: matahora an’ Andriamanitra ka omeo voninahitra Izy, fa tonga ny andro fitsarany, ary miankohofa eo amin’ Izay nanao ny lanitra sy ny tany sy ny rano... tohiny
Maranatha ( 18/06/2014 10:25)
NY HAFATRY NY ANJELY VOALOHANY
[color=blue]« Ary hitako fa indro nisy anjely iray koa, nanidina teo afovoan’ ny lanitra, nanana ny filazantsara hotoriana amin’ izay monina ambonin’ ny tany sy amin’ ny firenena sy ny fokom-... tohiny
Maranatha ( 16/06/2014 06:25)
NY FOTOANA ANKATOKY NY VANIM-POTOANAN'NY FANDAMINANA VAOVAO
[color=blue]« Fa ny làlan’ ny marina dia tahaka ny fipoak’ andro maraina izay mihamavaza ambaram-pitataovovonan’ ny andro. » Ohabolana 4 : 18 [/color] Araho ny rohy http://mharanatha.blogspot... tohiny
novalian'i endriny ny 17/06/2014 07:06
Maranatha ( 12/06/2014 11:19)
NY ZAVAMIAFIN'NY TSY FAHAMARINANA
[color=red]«Aza mety ho fitahin’ny olona akory ianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin’ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana. »II Tesalonina... tohiny
novalian'i Maranatha ny 13/06/2014 10:02
Maranatha ( 10/06/2014 11:52)
FIANGONANA: MPIANDRAIKI-DRAHARAHAN'I KRISRTY
[color=blue]“Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin’ity vatolampy ity no ha-oriko ny fiangonako; ary ny vavahadin’ny fiainan-tsihita tsy haharesy azy.” Matio 16: 18[/color]... tohiny
Maranatha ( 06/06/2014 05:40)
DRAFITRY NY FAMONJENA:MANOROTORO NY LOHAN'NY MENARANA
[color=red]“Dia ampifandrafesiko ianao sy ny vehivavy ary ny taranakao sy ny taranany: izy no hanorotoro ny lohanao, ary hianao kosa hanorotoro ny ombelahin-tongony” Genesisy 3: 15[/color] [color... tohiny
novalian'i Maranatha ny 10/06/2014 05:26
Maranatha ( 03/06/2014 05:02)
DRAFITRY NY FAMONJENA: NY FANDRESEN'NY HAZO FIJALIANA
[color=red]NY FANDRESEN'NY HAZO FIJALIANA[/color] [color=blue]“Ary satria andro fiomanana ny andro,dia nangataka tamin’ny Pilato ny Jiosy mba ho tapahana ny ranjon’ireo,mba tsy ho tratran’ny ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/06/2014 10:42
Maranatha ( 30/05/2014 11:07)
DRAFITRY NY FAMONJENA:NY TSIAMBARA-TELO IZAY NIAFINA NADRITRA NY VANIM-POTOANA REHETRA
[color=red]NY TSIAMBARA-TELO IZAY NIAFINA NADRITRA NY VANIM-POTOANA REHETRA[/color] [color=blue]“Ary ho an’ Izay mahay mampahery anareo araka ny filazantsarako sy ny fitoriana an’ I Jesosy Kris... tohiny
novalian'i Maranatha ny 06/06/2014 05:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0472