Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Maranatha, milahatra araka ny daty
Maranatha ( 12/03/2014 11:23)
Ny sarin’ny Bibi-dia
« Ho avy ny fotoana izay hanenjehana ireo vahoakan’ Andriamanitra satria manamasina ny andro fahafito izy. Ny devoly no nanova ny andro sabata, nanantena ny hanapotika tanteraka ny fikasan’ Andr... tohiny
novalian'i sitlo ny 17/03/2014 05:55
Maranatha ( 12/03/2014 11:22)
Ilay Bibi-dia niakatra avy tamin’ny tany
« Aoka ny Zanak’ Andriamanitra mpitandrina ny lalàna, tsy hijanona am-pahanginana fotsiny ankehitriny toy ny hoe isika dia tokony hifanaraka amin’ny toe-javatra miseho. Ny zavatra miandry antsi... tohiny
Maranatha ( 12/03/2014 11:21)
Ilay Bibidia niakatra avy @ ranomasina
« Ao amin’ny toko faha-13 andininy 1 – 10 dia misy bibidia hafa aseho “tahaka ny leopard” izay nomen’ny Dragona « ny heriny sy ny seza fiandrianany ary ny fahefana lehibe ». Io tandindona... tohiny
Maranatha ( 11/03/2014 10:42)
Fomba iray hentina haneren'i Bibidia ny olona tsirairay hanaraka ny heviny ny banque
Apok 13:16 Ary ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, na ny manan-karena na ny malahelo, na ny tsy andevo na ny andevo, dia ampandraisiny marika eo amin'ny tànany ankavanana na eo amin'ny handrin... tohiny
novalian'i Tefigasy ny 21/03/2014 09:03
Maranatha ( 20/02/2014 11:25)
Ny firaisana latabatra @ Tompo fahatanterahan'ny fihinanana ny paska teo aloha
Fiadanana ho aminareo izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana, Hiresaka kely ny mikasika ity fanasan'i Tompo ity isika satria misy antokom-pivavahana izay tsy dia manome io loatra ireo izay membre ... tohiny
novalian'i Maranatha ny 05/03/2014 06:01
Maranatha ( 13/01/2014 11:29)
Fifidianana - Bianco - Kolikoly
Vita ny fifidianana, re tao anatin'izany fa misy nangala-bato, izany hoe namadika ny marina ho diso. Tsy maintsy nisy resa-bola tao anatin'izany nomena ireo ho takonana ny masony, izany no hatao hoe m... tohiny
Maranatha ( 03/01/2014 11:30)
Tapitra ny 2013 aiza ilay faminaniana fa ho lasa President
Tsy sanatria manedri-dresy na te hanamafy fa tsy faminaniana avy any an-danitra ny an'ilay milaza ny tenany fa hiakatra ho president ny taona 2013. Fa tena te hampisokatra ny sain'ireo membre rehetra... tohiny
novalian'i rekinbelo ny 14/01/2014 18:49
Maranatha ( 25/11/2013 11:46)
Kyste pilonidal
Miarahaba antsika rehetra. Misy namana voan'io aretina Kyste pilonidal io mba mitady vahaolana amin-tsika sao misy mahita soson-kevitra mba homena azy Toy izao amin'ny sary izao izany https://www.goog... tohiny
novalian'i Ratoa ny 06/05/2015 13:45
Maranatha ( 25/11/2013 11:41)
Kyste pilonidal
Miarahaba antsika rehetra! Sao mba misy mahalala fanafody ahafahana manala Kyste pilonidal toy izao izany ho an'izay tsy mahalala. https://www.google.mg/search?noj=1&tbm=isch&q=kyste+pilonidal+non+inf... tohiny
maranatha ( 06/09/2013 08:21)
Faminaniana ny 1290,1335 jours
Ao amin'ny bokin'ny Daniela 12:11 Ary hatramin'ny andro hampitsaharana ny fanatitra isan'andro sy hampidirana ny fahavetavetana mahatonga fandravana dia hisy andro sivifolo sy roan-jato amby arivo.12 ... tohiny
novalian'i moustaraf ny 11/09/2013 15:37
Maranatha ( 05/08/2013 12:25)
Ireo Mpandresy
Niresaka ny olom-boaantso i Tefigasy tetsy ambany. Tsara ilay voaantso fa saingy mbola tsy ampy satria mbola tsy mpandresy. Ity no voalaza fa mpandresy: - Apok 17:14 Ireo dia hiady amin'ny Zanak'ondr... tohiny
novalian'i bor2lais ny 06/08/2013 13:50
Maranatha ( 25/07/2013 09:49)
Ireo Fepetra maha Mpaminany avy amin'ny Tsitoha
Efa hitan-tsika amin'ny lohahevitra izay nataon'i Tefigasy ery ambany ny mpaminany sandoka Fa ndeha ho hapetraki-tsika indray ary ny tena mpaminany avy amin'ny Tsitoha izany hoe izay tena nirahiny. N... tohiny
novalian'i bor2lais ny 01/08/2013 13:08
Maranatha ( 15/07/2013 12:11)
Inona no atao hoe Andro favavotana?? Ary iza no tena mandray andraikitra ao???
Andro fanavotana: ahoana no fanao t@ teo aloha??? Tamin'ny Testamenta taloha (talohan'ny nanombohana an'i Messiah teo amin'ny hazofijaliana) Iza no tena mandray andraikitra ao??? Ahoana ny fanaon'ny v... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 29/07/2013 06:03
Maranatha ( 28/05/2013 11:08)
Somary gaga aho mahita ny lohahevitra eo aloha mis...
Somary gaga aho mahita ny lohahevitra eo aloha misintona antsika hitonon-tena fa Hebreo. Efa tapitra t@ 34 AD anefa ny famindram-po ho azy ireo araka ny Dan 9:24 Fito-polo herinandro no voatendry ho ... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 07/06/2013 08:29
Maranatha ( 03/04/2013 10:36)
Fampakaram-badin'ny zanak'ondry
Eto ihany koa dia tsy hay na samihafa ihany koa na mitovy fa dia alefa aloha ny fahamarinana. Ny mpampakatra aloha dia i Kristy Ny hampakarina dia Jerosalema vaovao. Ny hasaina hanatrika ny fampakara... tohiny
novalian'i bor2lais ny 11/04/2013 07:50
Maranatha ( 03/04/2013 05:48)
Hosotra na fanosorana
Ny hosotra dia zava-masina iray izay tsy azo ataotao foana. Mifandimby araka ny fametraha-tanana ihany koa io. Nisy zavatra iray izay tena nahatsikaiky sy nampalahelo nitranga tao @ fiangonana iray at... tohiny
novalian'i bichette ny 17/04/2013 11:58
Maranatha ( 21/03/2013 06:00)
Fanazavana ny Bibidia faharoa
Indro ny fanazavana ny bibidia faharoa. http://sdabooks.tripod.com/da-a13fr.htm http://dieusauve.over-blog.com/article-20561046.html RBNR: Misy roa izy ireo ary azoko antoka fa mahay mamaky ny tenin'n... tohiny
Maranatha ( 20/03/2013 11:55)
Efa manomboka hapetaka ilay puce RFID
Kely sisa dia hifarana ihany ny tantaran'ny tany. Ho tonga ihany ny Tompo. Manomboka hisantatra ny fametrahana ny Puce electronique izay entina hanamafisana ny mariky ny bibidia ny zareo Etas-unies ... tohiny
novalian'i Miharena ny 24/03/2013 09:43
Maranatha ( 22/02/2013 10:38)
Lalàn'i Kristy (Mesia)
Ny lalàn'ny Fisoronana no niova taorian'ny nilazan'ny Tompo teo ambony hazo fijaliana hoe VITA. Isan'izany ny fanaovana fanatitra noho ny ota. Ny paska, Ny toerana fanaovana fivoriana masina sns... I... tohiny
novalian'i bor2lais ny 26/02/2013 10:19
Maranatha ( 20/02/2013 10:30)
Ireo fiangonana miorina sy ny fahamarinana
Rehefa manaraka tsara ireo serasera hifanaovana eto ny tenako dia mahatsapa fa toa samy miaro ny Dogma hampianarina azy any ampiangonan'ny tsirairay any avokoa ny rehetra. Tombotsoa lehibe anefa no a... tohiny
novalian'i didi10 ny 23/02/2013 14:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0465