Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Maranatha, milahatra araka ny daty
Maranatha ( 04/10/2011 09:28)
FIFAMELANA=MIFAMPI-VAVAKA MBA HO SITRANA
Fiadanana ho aminareo! Mety efa nandalo trangan-javatra toy izao angamba ny Fiangonanao. Raha mahita fahotana hataon'ny mpiray fanantenana ianao. Na hianao mihintsy no hiharan'izany. na nisy mpiray ... tohiny
novalian'i Maranatha ny 10/10/2011 10:54
Maranatha ( 20/09/2011 05:40)
Ilaina ve ny fanaovana fahagagana sy fanasitranana vao ho resy lahatra ny @ Fahamarinana
Miarahaba ny namana rehetra indray! Betsaka ny fiangonana no manao fahagagana, manasitrana sns... Ilaina ve izany vao haharesy lahatra olona ny fahamarinana ??? Ahoana ny hevitrareo!... tohiny
novalian'i fitiar ny 16/07/2015 06:37
Maranatha ( 09/08/2011 05:30)
NY SAKAFO
Raha nahatsikaritra isika dia teo @ sakafo no nakan'i satana fanahy an'iAdama sy Eva ka nahalavony azy , ary manaraka dia isany nakana fanahy an'i Tompo Jesosy ihany koa ny HANINA. Amin'izao vanim-... tohiny
novalian'i Maranatha ny 08/09/2011 10:24
Maranatha ( 27/06/2011 12:14)
Atsangana ny efa rava ela
Teny nalaina ao amin'ny Isaia 58:12 manao hoe " Ary ny taranakao no hanagana ny efa rava ela, ary ny nahorina hatramin'ny fahagola no hamboarinao; ary ianao atao hoe mpanamboatra ny rava mpamelon-dalÃ... tohiny
novalian'i niryna ny 06/07/2011 05:11
Maranatha ( 15/06/2011 12:45)
Misy Fitsarana ankehitriny any an-danitra
Raha mandalina ny bokin'iDaniela isika ka rehefa tonga eo @ Dan8:13-14dia hahita izao teny izao " Dia nandre ny masina anankiray niteny aho, ary nisy masina iray koa nanao t@ ilay niteny hoe : Mandram... tohiny
novalian'i rijadolly ny 28/06/2011 10:59
Maranatha ( 07/06/2011 12:44)
Mbola tokony hatao ve ireo fanompoam-pivavahana teo an-tempoly t@ andron'ny zanak'israely( lalam-pisoronana) toy ny Paska, Ascession, Pantekônty, Fitoerana @ trano ratsan-kazo sns....,
Io no Lohahevitra . Ahoana ny hevitrareo ,fa aminay izay mbola manao ireny amin'ny fomba nanaovan'ny Jiosy azy dia tsy mino an'i Jesosy kristy satria ireny ilay voalaza ao @ kol 2:17 hoe aloky ny zav... tohiny
novalian'i Maranatha ny 27/06/2011 06:33
Maranatha ( 01/06/2011 13:00)
"Indro ny faharetan'ny olona masina dia izay mitandrina ny Didin'Atra sy ny Finoana an'i Jesosy" APOK 14:12
Ny olona masina izany dia ireo izay mitandrina ny Didin'Atra , ireto avy ireo Didy ireo: Eksodosy 20:3 1- "Aza manan'Atra hafa afatsy Izaho ihany" 20: 4-5 2- "Aza manao sarin-ja... tohiny
novalian'i Maranatha ny 27/06/2011 06:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0448