Liste des messages
Liste des messages, inserés par Maranatha, par ordre de date
Maranatha
(
27/05/2014 10:47)
DRAFITRY NY FAMONJENA:ILAY FIVORIANA NITADIAVANA HAMERENANA INDRAY NY FIHAVANANA
[color=red]ILAY FIVORIANA NITADIAVANA HAMERENANA INDRAY NY FIHAVANANA[/color]
[color=blue]“Eny Izy no hanao ny tempolin’ i Jehovah, ary Izy no hitondra voninahitra ka hipetraka sy hanapaka eo amin...
suite
répondu par Maranatha le 27/05/2014 10:50
Maranatha
(
26/05/2014 05:29)
DRAFITRY NY FAMONJENA: ILAY ADY VOALOHANY TANY ANDANITRA
[color=red]ILAY ADY VOALOHANY[/color]
[color=blue]« Ary nisy ady tany an-danitra, Mikaela sy ny anjeliny niady tamin’ ilay dragona ary ilay dragona mbamin’ ny anjeliny koa dia niady. » Apokalip...
suite
répondu par Maranatha le 26/05/2014 07:06
Maranatha
(
23/05/2014 05:19)
DRAFITRY NY FAMONJENA : FAHAMARINANA SY FAMINDRAM-PO
[color=red]FAHAMARINANA SY FAMINDRAM-PO[/color]
[color=blue]« Rahona sy haizim-pito no manarona Azy ; fahamarinana sy fitsarana no fanorenan’ ny seza fiandrianany. » Salamo 97 : 2[/color]
[colo...
suite
répondu par Maranatha le 26/05/2014 07:02
Maranatha
(
22/05/2014 12:53)
MIKASIKA NY DRAFITRY NY FAMONJENA NO ZARAINA HO AN'IREO IZAY TSOM-PO MANOMBOKA ETO
[color=red]ANRIAMANITRA DIA FITIAVANA[/color]
[color=blue]« Ary isika efa mahalala sy mino ny fitiavan’ Andriamanitra antsika, Andriamanitra dia fitiavana ary izay mitoetra amin’ ny fitiavana no...
suite
répondu par Maranatha le 26/05/2014 07:00
maranatha
(
16/05/2014 06:02)
AVY EO AMIN-NY TOLONA MANKEO AMIN-NY FANDRESENA
[color=blue] …. Mitalaho ny fiarovan’Andriamanitra ny vahoakany miely patrana , ny sasany any anaty ala , any an-tendrombohitra , ny sasany any an-tranomaizina , raha indreo manodidina azy ny faha...
suite
Maranatha
(
09/05/2014 09:59)
NY LOZA FAHA FITO SY IREO MPANKAHALA FAHAMARINANA
[color=red] Ka ho reraka ny fon’ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin’ny tany ; fa ny herin’ny lanitra dia hohozongozonina . Ary amin’izany andro izan...
suite
Maranatha
(
02/05/2014 10:18)
NY ZAVA-MISY IZAY MANEHO NY LOZA FAHA ENINA
[color=red] Na dia hampidirin’ny fahavalo any am-ponja aza ireo olon’Andriamanitra mahatoky , dia tsy hahasakana ny firaisan’ny fanahiny amin’i Kristy ireo rindrin’ny tranomaizi...
suite
répondu par bor2lais le 02/05/2014 15:09
Maranatha
(
30/04/2014 10:38)
Tokony hankalaza ny 1ere Mai ve ny Kristiana???
Ny daty ny 1ere Mai dia voalaza fa fetin'ny asa. Noho izany tsy misy miasa ny mpiasa eny na ireo izay milaza ny tenany fa Kristiana aza.
Ny 1ere Mai anefa dia fankalazana ny daty izay namoronana ny I...
suite
répondu par ombelline le 05/05/2014 08:35
Maranatha
(
24/04/2014 15:44)
ILAY FIANGONAN’I RAY TSITOHA MANDRITRA NY FOTOANA HISIAN’IREO LOZA
[color=red]Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao . Fa tsy foinao izay mitady Anao Jehovah o ! Mankalazà an’i Jehovah , izay mitoetra any Ziona . Ambarao any amin’ny firenena ny asany ...
suite
Maranatha
(
18/04/2014 05:05)
NY FIROTSAHAN’IREO LOZA VOALOHANY
[color=red]Tsy ho ela itsony izao tontolo izao dia hilaozan’ilay anjelin’ny famindram-po , ary ireo loza fito farany dia harotsaka ….Ny faharetana sy ny famindram-pon’Andriamanitra dia tsy hia...
suite
répondu par Maranatha le 24/04/2014 09:50
Maranatha
(
11/04/2014 10:44)
NY FARAN’NY ANDROM-PAHASOAVAVA
[color=red]Rehefa mivoaka miala ao amin’ny efitra masina indrindra Jesosy , ary hametraka an’ireo fitafiany maha mpisorona Azy , mba handraisany ny famaliana ho akanjo hitafiany , dia hifarana...
suite
répondu par Maranatha le 18/04/2014 05:10
Maranatha
(
09/04/2014 08:04)
Ny lalà na sy ny famindram-po (fahasoavana)
Natao tsotra ny resaka mba hahazoan'ny rehetra azy tsara. Natao miendrika tantara.
Nametraka lalà na ny Mpanjaka mba hampiharina ao @ fitondram-panjakany. Raha mampihatra (mankato) izay voalazan'io ...
suite
répondu par toriteny le 10/04/2014 06:32
Maranatha
(
04/04/2014 10:42)
IREO VOKATR’ILAY FEO MAFY
[color=red]Amin’ireo mponina eto an-tany miely patrana any amin’ny firena rehetra any , dia misy olona tsy nampilefitra ny lohaliny tamin’i Bala . Tsy misy hafa amin’ireo kintana ...
suite
répondu par rhaj0 le 08/04/2014 12:36
Maranatha
(
31/03/2014 05:27)
Ilay feo mafy sy ilay fanoherana
[color=red]… Mbola manana olona ao Babylona anefa Andriamanitra ; ka alohan’ny handatsahany ny fitsarany dia tsy maintsy antsoina hivoaka ireo , mba tsy handraisany anjara amin’ny fahotany ka ts...
suite
répondu par Maranatha le 03/04/2014 05:41
Maranatha
(
20/03/2014 11:56)
Manangana ny efa rava ela.
[color=blue] Isaia 58:12 Ary izay taranakao no hanangana ny efa rava ela, ary ny naorina hatry ny fony fahagola no hamboarinao; ary ianao dia hatao hoe mpamboatra ny rava, mpamelon-dalana honenana ami...
suite
répondu par Maranatha le 03/04/2014 10:48
Maranatha
(
17/03/2014 10:26)
Ireo Bibidia voalazan'ny apokalipsy 13
Ny Bibidia I (Ilay niakatra avy t@ ranomasina) = Ny fahefana papaly
http://forum.serasera.org/forum/message/m5320432bcc785
Ny Bibidia II (Ilay niakatra avy amin'ny tany) = Etas Unies d'Amerique
http:/...
suite
répondu par bor2lais le 18/03/2014 15:36
Maranatha
(
12/03/2014 11:29)
Ny fiatombohan’ny antso avo lehibe
«Tsy maintsy toriana amin’izao tontolo izao ilay hafatry ny anjely faha telo, mampitandrina ny olona mba tsy hiankohoka eo anolohan’ ny bibi-dia sy ny sariny, ka manasa azy ireo mba hitambatra a...
suite
répondu par vahiny2004 le 12/03/2014 12:45
Maranatha
(
12/03/2014 11:28)
Ny Tombon-kasen’ Andriamanitra sy ny mariky ny bibi-dia ,
Ny famantarana na ny tombokasen’Andrimanitra dia hita ao amin’ny fitandremana ny sabata, naorina ho fahatsiarovana ny famorononana tamin’ny andro fahafito amin’ny herinandro. Niresaka taminâ€...
suite
répondu par maranatha le 14/05/2014 12:28
Maranatha
(
12/03/2014 11:26)
Ny Fampahoriana Sy ny Fihemoran’ny Fanjakana
« Rehefa ny firenentsika hamoaka lalà na mandritra ny fivorian’ireo mpanao lalà na izay mikendry ny sain’ny olona tsirairay mikasika ny tombontsoa ara-pivavahana , ka hanery ny fankatoavana ny...
suite
Maranatha
(
12/03/2014 11:25)
Tandindomin-doza ny fahafahana misafidy
« Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesosy, dia henjehina. » 2 Timoty 3 : 12.
« Mampiharihary mazava ny fankahalan’i Roma ny Sabata ...
suite
