Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i Maranatha, milahatra araka ny daty
Maranatha ( 13/10/2014 05:47)
NY FARAN'NY ANDROM-PAHASOAVANA
[color=blue]Rehefa mivoaka miala ao amin’ny efitra masina indrindra Jesosy , ary hametraka an’ireo fitafiany maha mpisorona Azy , mba handraisany ny famaliana ho akanjo hitafiany , dia hifarana e... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/10/2014 12:45
Maranatha ( 09/10/2014 10:32)
IREO VOKATR'ILAY FEO MAFY
[color=blue]Amin’ireo mponina eto an-tany miely patrana any amin’ny firena rehetra any , dia misy olona tsy nampilefitra ny lohaliny tamin’i Bala . Tsy misy hafa amin’ireo kintana tsy mitranga... tohiny
novalian'i Maranatha ny 17/10/2014 05:39
Maranatha ( 06/10/2014 05:24)
ILAY FEO MAFY SY ILAY FANOHERANA
[color=blue] … Mbola manana olona ao Babylona anefa Andriamanitra ; ka alohan’ny handatsahany ny fitsarany dia tsy maintsy antsoina hivoaka ireo , mba tsy handraisany anjara amin’ny fahotany ka ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/10/2014 17:37
Maranatha ( 03/10/2014 06:59)
NY FIANTOMBOHAN'NY ANTSO AVO LEHIBE
[color=blue] «Tsy maintsy toriana amin’izao tontolo izao ilay hafatry ny anjely faha telo, mampitandrina ny olona mba tsy hiankohoka eo anolohan’ ny bibi-dia sy ny sariny, ka manasa azy ireo mba ... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 06/10/2014 14:12
Maranatha ( 29/09/2014 06:07)
NY TOMBO-KASEN'AVOINDRINDRA SY NY MARIKY NY BIBI-DIA
[color=blue] Ny famantarana na ny tombokasen’Andrimanitra dia hita ao amin’ny fitandremana ny sabata, naorina ho fahatsiarovana ny famorononana tamin’ny andro fahafito amin’ny herinandro. Nire... tohiny
novalian'i bor2lais ny 04/10/2014 14:54
Maranatha ( 25/09/2014 08:21)
NY FIKOROROHANA EO AMIN'NY VAHOAKAN'I TSITOHA
[color=blue] «Nihena ny isan’io vondrona io. Ny sasany dia nihintsana tamin’ilay sivana sy namela ilay làlana lava. (Jereo Apokalipsy 3: 15, 17. Ireo feno tsy firarahina sy ireo tsy miraharaha, ... tohiny
Maranatha ( 22/09/2014 06:28)
NY FAMPAHORIANA SY NY FIHEMORAN'NY FANJAKANA
[color=blue]« Rehefa ny firenen-tsika (Etas unis) hamoaka lalàna mandritra ny fivorian’ireo mpanao lalàna izay mikendry ny sain’ny olona tsirairay mikasika ny tombontsoa ara-pivavahana , ka ha... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/09/2014 10:55
Maranatha ( 18/09/2014 06:05)
TANDINDOMIN-DOZA NY FAHAFAHANA MISAFIDY
« Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesosy, dia henjehina. » 2 Timoty 3 : 12. « Mampiharihary mazava ny fankahalan’i Roma ny Sabata m... tohiny
novalian'i deafed ny 23/09/2014 11:13
Maranatha ( 12/09/2014 05:21)
NY SARIN'NY BIBI-DIA
Bibidia iray hafa fa mitovy tanteraka @ ilay bibidia voalohany (izay no maha sary azy) [color=blue]« Ho avy ny fotoana izay hanenjehana ireo vahoakan’ Andriamanitra satria manamasina ny andro fahaf... tohiny
novalian'i moustaraf ny 15/09/2014 18:43
Maranatha ( 12/09/2014 05:17)
ILAY BIBI-DIA NIAKATRA AVY TAMIN'NY TANY
Averiko eto aloha ity alohan'ny handrosoako lohahevitra hafa fa misy sahy mamono ilay teo aloha . Ilay teo aloha niakatra avy amin'ny ranomasina (olona na vahoaka be) ity kosa niakatra avy @ tany. [co... tohiny
novalian'i Maranatha ny 17/09/2014 06:18
Maranatha ( 04/09/2014 08:50)
ILAY BIBI-DIA NIAKATRA AVY TAMIN'NY TANY
Ilay teo aloha niakatra avy amin'ny ranomasina (olona na vahoaka be) ity kosa niakatra avy @ tany. [color=blue] « Aoka ny Zanak’ Andriamanitra mpitandrina ny lalàna, tsy hijanona am-pahanginana fo... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/09/2014 20:09
Maranatha ( 27/08/2014 09:46)
ILAY BIBI-DIA NIAKATRA AVY TAMIN'NY RANOMASINA
Salama daholo namana isany . Mba hahafahana manohy ny manaraka sy mba hahafahan'ny tsirairay mandinika tsara dia indro haveriko eto ity lohahevitra ity. ILAY BIBIDIA VOALOHANY sy ny hoe maneho an'iz... tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/08/2014 10:22
Maranatha ( 25/08/2014 05:34)
NY ASA FANELANELANANA AO AMIN'NY FITOERANA MASINA ANY AN-DANITRA
[color=blue]“ Kristy no nampiseho ny Rainy teto amin’izao tontolo izao ary mampiseho ihany koa eo anatrehan’ i Ray ireo olon-boafidy izay namerina indray ilay endriky ny Ray . Izy ireo no lovany... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/08/2014 12:59
Maranatha ( 21/08/2014 05:22)
NY FITSARANA FAMOTOPOTORANA
[color=blue]« Ny asan’ny olona tsirairay dia mandalo eo anatrehan’ i Tsitoha sady voasoratra na mahatoky na tsy mahatoky. Eo anoloan’ny anarana tsirairay eo amin’ny bokin’ny lanitra dia voa... tohiny
novalian'i endriny ny 26/08/2014 06:16
Maranatha ( 18/08/2014 10:38)
FIDIRAN'ILAY MPISORONABE AO AMIN'NY EFITRA MASINA INDRINDRA
[color=blue]« …Tamin’ny fanompoam-pivavahana tandidona, rehefa niditra ny fitoerana masina indrindra ny mpisoronabe, dia nasaina nanodidina ny fitoerana masina ny Isiraely rehetra ary nampietry ... tohiny
Maranatha ( 14/08/2014 05:22)
FANAMARINANA SY FANAMASINANA AMIN'NY FINOANA
[color=blue]« Rehefa nandresy lahatra ny amin’ny fahotana ny Fanahy Masina , ka nampiseho ny tarigetran’ny fahamarinana ho hitan’ny saina , dia misarika ny fitiavana hiala amin’ny zavatr’it... tohiny
novalian'i moustaraf ny 15/08/2014 14:21
Maranatha ( 11/08/2014 06:11)
NY FAHAMARINAN'I KRISTY
[color=blue] « Ary isika efa mahalala sy mino ny fitiavan'Andriamanitra antsika. Andriamanitra dia fitiavana; ary izay mitoetra amin'ny fitiavana no mitoetra ao amin'Andriamanitra, ary Andriamanitra ... tohiny
novalian'i Maranatha ny 19/08/2014 05:45
Maranatha ( 07/08/2014 06:30)
FANAMBARANA IREO TOE-JAVATRA LEHIBE HITRANGA AMIN'NY ANDRO FARANY
[color=blue] Araka ny fijerin’ny faminaniana ao amin’ny Baiboly, etsy andaniny dia misy olona maro, tafiditra ao anatin’ izany ny mpino marobe izay te hahafantatra izay ho entin’ny ampitso ho... tohiny
Maranatha ( 04/08/2014 10:05)
ISA ARA-TANDINDONA SA ARA-BAKITENY NY 144 000 ???
[Color=blue]“Ary nahare ny isan’ izay voahisy tombo-kase aho : efatra arivo amby efatra alina amby iray hetsy no voaisy tombo-kase avy tamin’ ny firenen’ ny zanak’ Isiraely rehetra.” Apoka... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/08/2014 15:44
Maranatha ( 31/07/2014 11:30)
ILAY FITSANGANANA AMIN'NY MATY VOATENDRY MANOKANA
[color=blue]“…Sambatra ny maty dia izay maty ao amin’ ny Tompo hatramin’ izao. Eny, hoy ny Fanahy fa hitsahatra amin’ izay nisasarany izy fa ny asany manaraka azy.” Apok. 14 : 13[/color] [... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0485