Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo
(
26/08/2004 23:05)
ny gasy miteny vahiny
resa be io toetran'ny olona sasany io,fa dia mody tsy mahatadidy intsony ny tenin drazany izy ka dia mizesta(misehoseho) ery mampiasa ny teny vahiny na dia samy gasy aza no miresaka.
-ny antony mety ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 31/08/2004 17:17
fijo
(
16/08/2004 22:50)
Radama ll sy ravalo
raha ny tantara no dinihana dia izao no antony tena nahatonga ny mpiraiminisitra nikomy sy namono an'i Radama ll.nisy fifanarahana nifanaovan'i Radama tamin'i andriamatoa lambert,izay nanomezan'i Rada...
tohiny
novalian'i hery ny 11/12/2004 15:16
fijo
(
12/08/2004 00:53)
zoma manifika
ny alatsinainy 12/07 aho no tonga tany mada.ary nolazain'ireo zanak'anabaviko ny momba ity zoma manifika.tonga ny zoma dia lasa tokoa nankeny analakely sy mahamasina namonjy ilay izy,ary dia tsy nanen...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/09/2004 22:10
fijo
(
09/07/2004 04:27)
lasa kely
salama aby e,
dia handao kely antsika namana eto izany i fijo,fa somary mba hamonjy ny any an tanana.mahereza aby e.
fijo...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2004 23:49
fijo
(
06/07/2004 23:37)
ny zanaka.
maro no diso hevitra indrindra fa ny vavy fa rehefa misy olana eo amin'ny mpiray diha dia tsy maintsy lasan'ny vavay ny zaza.io dia mazava tsara fa ny lalana dia milaza fa ny zaza dia tsy fananan'ny i...
tohiny
novalian'i pitchou ny 15/08/2004 14:17
fijo
(
02/07/2004 04:31)
ratsiraka sy saddam.
samy nanao ny nataony tao amin'ny vahoakany ireo,ary samy voahilika.inona re no tsy hitovizany e?...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2004 22:16
fijo
(
01/07/2004 04:55)
vehivavy gasy manao "porno"
voalaza an gazety fa efa maro izy ireo no manao io karazana sary mihetsika io ao mada.(fandrosoana )ve sa fahantrana no mamporisika azy hanao izany?...
tohiny
novalian'i felicia ny 03/04/2005 14:45
fijo
(
29/06/2004 23:02)
iza marina i marie madeleine?
vao avy namaky boky aho,manao fanadihadiana ny tablao be nataon'ni L de vinci ao milan.io tabilao io dia mirakitra ny fiarahan'i jesosy niara nisakafo farany tamin'ireo mpianany.
mifono ny momba ny t...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/07/2004 22:55
fijo
(
28/06/2004 21:19)
eric manana aty vitrolles
izay aty marseille sy ny manodidina dia hanao fampisehoana ao vitrolles i eric manana.tsy misy vidimpidirana fa maimaimpoana.ny zoma 02 juillet izao. ao amin'ny teatra jean giono...
tohiny
novalian'i ludo ny 26/08/2004 21:40
fijo
(
25/06/2004 00:56)
holy razafindrazaka
tsy i bodo ve io sa mpihira vaovao indray....
tohiny
novalian'i xxx ny 18/03/2005 22:28
fijo
(
24/06/2004 23:48)
basket
za manokana dia tia manaraka io lalao io fa tsy mahay.koa izay hafaka manome dia mba lazao avy ny toerana misy rehefa milalao ary inona no tokony hatao ao amin'io toerana io.
olona manao ahoana no ts...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 22/08/2004 19:15
fijo
(
23/06/2004 21:38)
fanambadian'ny mitovy seksa.
resabe iny nitranga tao begle iny,satria dia nizara roa ny olona sy ny politika.ka ahoana ny hevitry ny namana eto?...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/06/2004 20:21
fijo
(
23/06/2004 21:11)
misandoka PS
nisy namana vao nilaza tamiko tato fa nisy fijo niditra tao amin'ny chat dia nila hady be.nisy namana efa nilaza tamiko koa fa nisy naka ny PSny.ka tiako ny milaza eto fa za tsy mbola nichat mihintsy ...
tohiny
novalian'i bichette ny 29/06/2004 06:13
fijo
(
18/06/2004 04:33)
kidnapping
lasa indray ity resaka ity izao.
ny film ve sa ny vola no manosika ny mpanao azy?...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/06/2004 22:16
fijo
(
16/06/2004 22:34)
kristianina sao diso lalana?
apetrako io fanontaniana io satria misy zavatra tsy mazava.
ny maha kristianina ny mpino sasany dia satria izy nino sy nanaraka an'i jesosy izay lazaina fa kristy.
izany hoe ny kristianina dia nisy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 23:16
fijo
(
07/06/2004 21:22)
boky volamena
maro isika no ato,sy efa nandalo tato.samy manana ny heviny koa,koa maninona raha hasiana boky volamena eto hiraiketana izay mba vetso sy hevitry ny namana momba ity serasera ity e....
tohiny
novalian'i ramoul ny 09/06/2004 16:56
fijo
(
31/05/2004 22:28)
mino sy tsy mpino
izahay tsy mino ny tsy hita dia tsy mba voafehifehin javatra.
hafaka mamakafaka rehefa mahare vaovao.
malalaka eo amin'ny fisainana sy ny atao satria tsy misy boky mandrara izay tianay hatao.
tsy m...
tohiny
novalian'i librepenseur ny 26/07/2004 08:13
fijo
(
24/05/2004 21:24)
RADAMA II
vaovao sy fitadiavana boky.
raha ny fantra ofisialy momba ity mpanjaka ity,dia niamboho vokatry ny famonoana natao azy izy.
ary dia gaga aho nahita boky milaza fa hafaka nadositra i radama ii,ary no...
tohiny
novalian'i sechat ny 02/12/2004 16:58
fijo
(
19/05/2004 04:17)
landivola,rapatrice iza koa?
vao avy namaky midi aho dia nahita fa nisy sipakely nisehoan'andriamanitra tao tana????
efa henoko koa fa izany rapatrice izany dia efa nisehoan'i marie?
mahagaga,i andriamanitra io ve manana endrik...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/06/2004 04:56
fijo
(
06/05/2004 23:59)
kolontsaina herin'ny firenena iray
raha mandinika isika dia mahita fa na matanjaka toa inona aza ny amerikanina sy ny europeanina dia tsy naharesy an'ny vietnam,tsy nahafehy an'ny inde,lasa gaigy koa izao ao irak,ary dia mitady foana a...
tohiny
novalian'i mimich ny 29/06/2004 11:20
