Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo ( 25/08/2005 20:28)
bodo
salama aby e; tena gaga aho ry zareo,fa mba nijery tononkiran'i bodo tato,fa dia tsy misy ato e.mahagaga mihintsy.fa mba asio re ze mahay e. misaotra o... tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2005 19:59
fijo ( 24/08/2005 22:01)
fivavahana sy fandaniana andro
asa ry zareo,fa za dia mahatsapa,fa toa fandaniana andro fotsiny io fivavahana io.tsy dia hitako loatra izay tena entiny amin'ny fiainana'ny olombelona ankoatry ny ady.... tohiny
fijo ( 26/07/2005 20:18)
chichi tany mada
momba iny resaka fandalovan 'ny filoha frantsay tany mada iny dia gaga aho.satria raha nihaino RFI aho dia fanaratsiana gasy no resaka be tao. mba hitako tamin'ny vaovao TF1 anefa ny alina,toa mba re... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 20:35
fijo ( 05/07/2005 00:09)
fahaiza miteny.
faly aho mahita ny namana ato mahay miteny anglisy,frantsay ,alemana,italiana,sinoa koa aza. ary io tsa hoa mahay iraika fa sendraika dia roa na telo amin'ireo ro indray hainy. malahelo ihany nefa a... tohiny
novalian'i diloo ny 04/08/2005 19:24
fijo ( 29/06/2005 03:55)
vaovao
midi androany faha 29 juna 2005. "plus le niveau d'études des jeunes gens est élevé,plus ils sont sexuellement actifs.par contre,pour les jeunes filles,ce sont celles qui n'ont jamais fréquenté ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2005 04:59
fijo ( 28/06/2005 04:17)
vita gasy
akory aby eeeee, dia vita soa iny izany ny fetimpirenena,samy manana ny filazany momba izay hitany sy tsapany fa dia hilaza kely ny taty ary aho. ny taty marseille moa izany dia ny 25 juna no niarah... tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2005 22:40
fijo ( 22/06/2005 20:09)
singapor
mijery fandaharana ao amin'ny arte za io no sady mamaly eto,ka gaga fa misy fandaharana momba io tanana kely io. voalaza fa any izao dia manahy ny mptondra fa kely dia kely ny fananahana,ka mitady he... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2005 22:23
fijo ( 15/06/2005 20:10)
ny karana ao mada
izay aho vao faly fa nisy mpitondra sahy naneho ny fahitany ny zavatra ataon'ireo loza be ireo.ary vao naheno izany moa ry ilay montana dia koditra sy nifarirotra satria matahotra ny hovery. mino aho... tohiny
novalian'i fijo ny 09/07/2005 22:54
fijo ( 19/05/2005 22:30)
baiboly sy coran
ny coran dia tsy nihafahafa nilaza fa i mahomet dia olona tia sy nanana vady maro.ary misy antsipirihany maro voasoratra aza ao. ny baiboly nefa toa mihezaka mafy manafina fa i rajesosy sy i marie ma... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/07/2005 16:25
fijo ( 10/05/2005 21:49)
nivadika bibilava "hono"
namaky gazety midi aho androany dia nahita fa nisy lehilahy "nangalatra"vadin'olona hono dia nivadika bibilava ny azy???????????????????????? efa honoko hatry ny ela izany resaka izany nefa tsy mbola... tohiny
novalian'i pitchou ny 01/07/2005 07:56
fijo ( 10/05/2005 21:29)
ny batisa sy ny zon'ny ankizy
azafady ry zareo ,fa zavatra hitako izy ity na tany mada na taty.ny kato tsy haiko fa resaka proteta no haiko. ao dia atao batisa ny zaza vao mena vava na mbola tsy ampy taona.3 na 4 taona mahery eo.... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/05/2005 21:47
fijo ( 01/04/2005 21:31)
ravalo ihany
maro no nanakiana azy hoe:"tsy mahay teny frantsay akory " izao anefa,nandalo taty frantsa ny filoha egiptianina tamin'ny herinandro lasa iny,ary dia nanao resadresaka tamin'ny mpano gazety frantsay... tohiny
novalian'i pitchou ny 01/07/2005 06:21
fijo ( 30/03/2005 21:48)
zavanisy farany.
naika hataoko tao amin'ny politika izy ity nefa tsy dia politika loatra ka alefako ato ihany. i ravalo ihany e. henonareo ngamba io voalazany farany momba ny fanjakana sy ny fivavahana io.tiany hava... tohiny
novalian'i pitchou ny 01/06/2005 07:02
fijo ( 23/03/2005 05:16)
mahagaga
amin'izao fotoana izao dia resabe tokoa any an tanana any ny momba ity grevy ataon'ny mpitsara sy ny mpampianatra eny amin'ny ambaratonga ambony izay tsy handraisankarama ity.ny mpanao gazety sy ny mp... tohiny
fijo ( 02/03/2005 23:24)
ny fifandraisantsika namana ato
fantatsika rehetra nisy olana ny namana sasany tato teo ary dia nisintaka mihintsy iwy noho izany mino aho fa maro no tsy nankasitraka izay zavatra nitranga izay ka mba hialana amin ny tsy hiverenany... tohiny
fijo ( 16/02/2005 23:25)
tratra
za moa dia manaraka ilay fandaharana "santé" dia niresaka momba ny firaisana ry zareo tao androany.ka ny resaka dia ilay olona maty eo ampanaovana na minitra vitsy avy eo.misy fomba filaza azy moa i... tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2005 22:02
fijo ( 15/02/2005 23:03)
hialana amin'ny olana vary
aza homena tsiny ry zareo fa mba nandalo fotsiny ity an. misavoritaka ny olona amin'ny resaka vary any mada.aty anefa aho vary 4kg tsy laniko iray volana.ny antony dia tsy vary ihany no haniko fa mih... tohiny
novalian'i fijo ny 06/04/2005 22:30
fijo ( 10/02/2005 05:46)
embona
ho antsika aty lavitra aty,raha toa ka manembona ianao,mitsidia kely ao amin'ny namana "madanight"fa hisy ny tsiahy ny any an tanana.ary dia anembona tokoa mahita ny fiovana any. aza adino ny mosara ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2005 20:59
fijo ( 09/02/2005 05:27)
tapaka
namaky tribune aho wa ry zareo dia nahita ilay zavatra nitranga tany mahajanga.dia lasa ny saiko hoe fa ny bandy tokoa ve no tsy mahatanty ampirafesina sa ahoana?fa raha io nitranga io dia ny sipa no ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2005 21:49
fijo ( 04/02/2005 01:58)
hira misy tondro peo.
mety azo atao ve rahery ny ahtina avy hatrany ny hira rehetra misy tondro peo?misy efa vita mantsy nefa tsy miseo.... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084