Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo ( 11/07/2006 19:59)
namana mpitsabo
za mahita fa betsaka ny namana mpitsabo eto,na avy any mada na ny aty ivelany,ka maninona nareo raha mba manao fifanakalozana zavatra hita"fomba fitsabo,na fanafody fampiasa ohatra" asa;,mety mba ahi... tohiny
fijo ( 06/07/2006 18:08)
tohin'ny resaka nify tary aloha tary
namaky boky momba ny mpanao saprt aho androany,dia manazava ny mpitsabo nify fa ny nify marary,dia mety hampisy havizanana tsy mety hafaka,ary mampitombo ny courbature sy ny muscle mararay lava ireny.... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2006 21:10
fijo ( 05/07/2006 20:25)
la frantsa
na dia tsy nanohana ny ekipa frantsay aza ny tenako,tamin'ity tompondaka eran tany farany ity,dia mihaiky kosa fa hoazony io amboara io amin'ity,ary tsy hisy hafaka hilaza intsony,fa novidiany io,fa t... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2006 19:25
fijo ( 28/06/2006 18:46)
diesel
ny fiara diesel rehetra ve no somary kelikely hery rehefa miakatra?sa ahoana?dia inona no tokony atao?... tohiny
novalian'i mionona87 ny 09/07/2007 14:30
fijo ( 15/06/2006 19:12)
tovo andrianandrainy.
raha misy mahay ny tondrom peon'ilay hra he"any andro iray",i silo sy SDF no nanao azy.dia mba zarao e. misaotra... tohiny
novalian'i cutie ny 21/07/2006 17:14
fijo ( 09/06/2006 19:29)
"rivotra"
hoantsika izay mahay e,mba hasio ny tontrom peo anie azafady io hiran'ny tarika njila io e.fa mba tena milay le izy. misaotra e.... tohiny
novalian'i MTN ny 14/06/2006 00:41
fijo ( 07/06/2006 18:42)
mitady namana mipetraka any alemana
sali daho, mba manorata hoe amiko azafady izay namana mipetraka ao alemana. misaotra... tohiny
novalian'i bao22 ny 04/09/2006 08:18
fijo ( 24/05/2006 20:19)
ny TDM
nahita lahatsoratra momba an'ingahy rajaonarivelo ny tenako androany,tao amin'ny madagasikara tribune.dia miaro sy mamporisika ireo antoko sy fikambanana manohana azy mba hiezaka hatrany amin'ity fila... tohiny
novalian'i marozevo ny 29/05/2006 20:00
fijo ( 19/05/2006 20:55)
mpanao politika
Nisy zavatra tena nanaitra ahy ,raha namaky gazety "trbune" aho androany. voalaza tao,fa misy "senatera TIM" manomboka tsy mankasitraka ny lehiben'ity andrim panjakana ity,satria:"tsy alefa mba manao... tohiny
novalian'i prime ny 30/05/2006 03:42
fijo ( 12/05/2006 21:42)
toetra maha zendana
nisy resaka tena mahazendana voatsikaritro io ambany io,efa novalian'i hery ihany le izy fa tiako tsindriana eto. mimenomenona ny sasany fa maloto ny tanana?????? maloto ny vahoaka??????? tsy ilain... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/05/2006 04:06
fijo ( 14/04/2006 03:40)
resaka fo.
hoan'ny namana mpitsabo,dia tena vaovao lehibe io vao nitranga tany angletera io. ankizy kely vao roa(2)taona no nisy fahavoazana ny fony,dia nanaovana "transplantaion"saingy,tsy nesorina ilay fo nar... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:46
fijo ( 05/04/2006 03:28)
dokotera sy ny fahazarana.
za matetika manaraka ilay fandaharana "santé" ao amin'ny "arte".dia gaga aho,fa maro ny dokotera aty no milaza fa tsy tsara ny manadio sofina amina "coton tige"fa vao miha manosika ny loto hiditra an... tohiny
novalian'i zoezinah ny 03/08/2020 17:56
fijo ( 04/04/2006 19:42)
rogerkely iraimbla
mba manontany aho hoe,radanz sy roger kely "raimbla "ve efa tena aty frantsa sa ahoana?... tohiny
fijo ( 29/03/2006 20:28)
mpanohitra,tombontsoam pirenena sa ady seza?
napetrako io fanontaniana io tahorian'ny lahatsoratra angazety nataon'ny AREMA omaly. nilaza mantsy ny AREMA,fa tsy ilaina ny tetezamita,ary tsy ilaina koa ny fanovana io lalam pifidianana io. rah... tohiny
novalian'i fijo ny 07/04/2006 18:27
fijo ( 29/03/2006 03:25)
tana in love 2006
dia vita tamin'ny asabotsy teo ny dingana taty marseille. raha ny fampisehoana aloha,dia tsara noho ny tamin'ny herintaona.satria tamin'ny herintaona dia nisakanana ny dingana faharoa,fa tamin'ity di... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2006 18:11
fijo ( 03/03/2006 04:10)
madagascar
akory aby eeeee, ho antsika aty ivelany izay hafaka manaraka ny fandaharana frantsay,dia mijereva TV ny alatsinainy faha 06 ny volana izao,fa ny fandaharana "FAUT PAS REVER"izay alefan'ny france 3,di... tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 17:51
fijo ( 01/03/2006 19:53)
22 febroary ,fanonganam panjakana sa inoan marina?
i herizo razafimahaleo moa no nanomboka nanisy resaka be ity daty iray ity,ka dia nanjary nampisavorovoro ny sain'ny olona le izy. ka ndeha ary jerentsika amin'ny maso somary manaraka lalana kely io ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/03/2006 22:23
fijo ( 24/02/2006 20:03)
ivontoerana fanaovana "dialyse" ao mada
hitako tamin'ny vaovao androany,fa nahazo ivontoerana fanaovana "dialyse" ny ao befela.vaovao tsara izany,ka arahabaina. ny fanontaniako dia izao,mba azonareo azavaina ve le momba sy fanaovana azy o?... tohiny
novalian'i tsiahi ny 21/05/2006 18:21
fijo ( 08/02/2006 04:24)
amin'ny fomba malalaka tsy misy bedy.
mahagaga ahy fa tsy mety tafiditra ao amin'io resaka io mihintsy aho.mba atoroy ahy hoe azafady ny fidirana ao? misaotra eeeee... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 19:08
fijo ( 01/02/2006 04:32)
roland ratsiraka
araka ny voalazan'ny "madagascar tribune"omaly,31 janoary,dia toa rano mangatsiaka nalatsaka hoan'ny mpanohitra ny filazan'i roland ratsiraka fa hilatsaka hofidiana izy. misy aza moa no nilaza fa "ka... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 04:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0843