Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo ( 28/01/2004 11:45)
hira gasy
nandalo ilay hevitra tao amin'ny trondro,fa tokony asiana toerana manokana hoazy. vitsy sisa ny mpihira gasy ary toa ambanian'ny fanjakana ny momba andry zareo,koa inona no hevitra mety mba hampahari... tohiny
fijo ( 08/01/2004 16:33)
samy zanak'izy roa
raha samy efa niteraka no nivady ny ray amandreny ao an trano.raha mifankatia ny zanany,dia ho diso ve?... tohiny
novalian'i fijo ny 23/01/2004 10:32
fijo ( 27/12/2003 10:08)
marika ahafantarana
tratry ny krismasy rahery a. izao no mba tiako lazaina e.mba tsy handaniana fotoana be,indrindra hoan'ny any mada,satria lafo ny fifandraisana any.maninona kay,raha hasiana marika ahafantarana,izay n... tohiny
novalian'i isrine ny 17/01/2004 09:24
fijo ( 23/12/2003 12:35)
impiry miova bandy
hono hoaho ry zareo.impiry miova bandy kay ny sipa iray vao manam bady?... tohiny
novalian'i tia_ery ny 13/01/2004 19:08
fijo ( 16/12/2003 16:44)
mitady inona ny vehivavy
nisy sipa izay ho aho,nandao ilay akamanay izay.dia nanontaniako hoe:"fa naninona i lery no narianao?"ny valiny dia hoe:"bandy tsy anao zavatra ko.telo volana izay no niarahana,tsy sahy mikasika ahy a... tohiny
novalian'i Mandriva ny 28/11/2014 09:59
fijo ( 10/12/2003 11:19)
toaka sy hamamoana.
aty france dia misotro toaka isan-andro ny ankamaroan'ny olona,saingy tsy manao mamo.consom 2 dia vita.any amin-tsika,tsy dia mamely isan'andro ny olona,fa rehefa mamely dia 1L bandy telo.dia vita dah... tohiny
novalian'i fijo ny 29/01/2004 20:47
fijo ( 10/12/2003 10:44)
sipa taloha.
ahoana ry zalahy no mba hevitr'ielahy isany,raha misisika te hiverina ny sipa taloha.ialahy no niala fa tsy izy .Nefa le plasy efa tsy banga intsony.... tohiny
novalian'i fijo ny 22/01/2004 09:48
fijo ( 04/12/2003 18:49)
toaka
TOAKA Ho an\\\'ny tanora sy ny nahazo taona raha mifankahita ary koa tafahaona, na any an-trano na vory vahoaka alohan\\\'ny resaka,ajoro aloha ny toaka. Dia mandeha ny rev... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:04
fijo ( 28/11/2003 12:51)
fahasarotam-piaro,aretina sa fitiavana?
manao ahoana daholo, mba tena tsy fantatro ry zareo izay mahatonga ny vehivavy ho saropiaro,ary dia mahavita mikaroka izay rehetra momba ny tena.Dossiers,tranon-karatra sns ,izany ve mbola hoe fitiav... tohiny
novalian'i fijo ny 08/01/2004 10:04
fijo ( 25/11/2003 11:31)
gasy ao paris
Manao ahoana daholo. saika mba hasiako teny kely ry zalahy ny totran'ireo gasy ao paris ireo.(ny ankamaroany)tena mihevitra ry zareo fa hoe rehefa ao paris dia tena avo be.nefa anie ka maro no tena m... tohiny
novalian'i xxx ny 25/10/2004 14:39
fijo ( 14/11/2003 09:38)
misy ve andriamanitra?
manao ahoana daholo ry namana. amin'izao taojato misy an-tsika izao,dia manontany tena aho hoe misy ve andriamanitra.izaho manokana aloha tsy mino azy io.nefa moa samy tsy mbola nahita isika koa hafa... tohiny
novalian'i flmlot92 ny 16/11/2012 21:33
fijo ( 14/11/2003 09:20)
momba an-dratsiraka
manao ahoana daholo. Mba fantatrareo ve,fa ny zanaky raveloson (neveun'i radidy)anie ka vice consul aty marseille?dia tsy hisy fifandraisana ve ao hoy ianareo?... tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2004 20:49
fijo ( 12/11/2003 09:04)
sary alefa eto
manao ahoana daholo.misy zavatra tsy azoko mihintsy ato.toe-tsaina,efa ele izy io tany mada,nefa dia mbola hita eto ihany.rehefa mandefa sary ato ny namana sasany,dia tsy maintsy sary mampiseho fanana... tohiny
novalian'i tess ny 06/10/2010 15:42
fijo ( 05/11/2003 09:32)
sipa matavy,sa sipa mahia?
Hono ho aho ry zareo,aty france dia menatra ny sipa raha vao misy kilao kely,ary ny bandy dia tsy mijery ny sipa matavy.tamin'ny izaho tany mada anefa dia tsy tianay ny sipa raha vao mahia.ary ny sipa... tohiny
novalian'i fijo ny 22/01/2004 09:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2448