Liste des messages

Liste des messages, inserés par fijo, par ordre de date
fijo ( 21/04/2004 20:34)
SPDUN
raha namaky ilay sosokevitra nitranga avy amin'io fihaonana io aho dia hitako fa tsara ilay izy ary mety handravina zavatra.koa inona marina no antony tsy hankatoavan'ny TIM sy AREMA azy io? aleo ve ... suite
répondu par fijo le 11/05/2004 00:25
fijo ( 21/04/2004 20:32)
ny mpitondra nianatra taty ampita
rehefa jerena ny nakabeazan'ny mpitondra any amin'ny tany mahantra dia avy aty europa sy US ny ankamarohany.misy olana anefa ireo rehefa tonga eo satria _tsy zatra ny niaina ny fijalian'ny olona tany... suite
répondu par fijo le 26/04/2004 21:38
fijo ( 20/04/2004 23:29)
mpanao spaoro taloha
nahita ny sarin'i maradona aho,di nahatsiaro ny tenako koa.ary maro ireo hitako toa io.ny tiako lazaina dia izao.maro ny mpanao spaoro taloha no lasa matavy rehefa mitsahatra.tsy hanontany ny antony a... suite
répondu par Rojoukel le 23/05/2005 08:47
fijo ( 20/04/2004 21:35)
kabary
salama daholo e, niresaka izahay sy ny namana tato ka nanoso kevitra ny hanao fampianarana kabary eto amin'ny namana.i naritsimba no hafaka hampianatra,ka izay liana dia manehoa hevitra eto ary lazao... suite
répondu par ras27f le 15/09/2015 06:16
fijo ( 01/04/2004 23:00)
ry XXXX isany
hery a,hita izao fa efa miha maro no tsy dia mankasitraka loatra ity fampiasana XXX ity rehefa haneo hevitra.(jereo ohatra ny fiaraha monina)ka mandraisa re ianareo hevitra hisakanana azy io,fa sady m... suite
répondu par ikaretsaka le 21/04/2004 18:26
fijo ( 01/04/2004 00:08)
silamo sy ny vaninandro ankehitriny
miainga amin'ny zavamisy ankehitriny no ametrahako ny fanontaniana.ny silamo ve mba miaina amin'izao vaninandro izao sa dia mbola tavela tamin'ny andron'ny mosesy e. jereo ny zavatra mba tiany hatao ... suite
répondu par fijo le 17/04/2004 00:02
fijo ( 30/03/2004 22:54)
resaka kristianina
izay liana te ahafantatra bebe kokoa,dia mijereva ARTE manomboka amin'ny 03 avril izao.resaka sy doc mlahaliana no hita ao.... suite
répondu par fijo le 12/05/2004 00:40
fijo ( 11/03/2004 11:22)
OPK
ianareo namana sasany tsy fantatro,fa raha izaho manokana dia tsy mankasitraka mihintsy ireo karana any mada ireo. sady tsy mahay manaja ny gasy izy ireo no mibabo fotsiny koa ny haren'ny gasy.tsy ef... suite
répondu par fijo le 05/05/2004 04:27
fijo ( 11/03/2004 11:19)
fa maninona?
raha jerena ato amin'ny forum dia misy andian'olona vitsivitsy izay tena mamelona sy miady hevitra matetikaato. mampalahelo anefa fa misy namana sasany izay tsy miditra loatra nefa koa dia fatra pane... suite
répondu par bichette le 29/06/2004 06:14
fijo ( 28/02/2004 20:45)
fifampitokisana
raha jerena ireo hevitra rehetra nadalo tato an,dia hita fa mifanilika foana isika(lahy sy vavy)amin'izay antony mahatonga ny olana eo amin'ny fitiavana.ka hoy aho hoe,"tsy hafaka ny ifampahatoky mihi... suite
répondu par pitchou le 03/04/2004 14:49
fijo ( 28/02/2004 10:35)
azo itokisana ve
raha ny fahitako izay misy any mada izao dia toa mbola resaka fotsiny ilay fivoaran'ny toekarena.ka manontany aho hoe,misy azo itokisana ve fa handroso ihany ilay toekarena fa toa tsy misy rafitra mih... suite
répondu par fijo le 27/04/2004 20:34
fijo ( 28/02/2004 10:20)
il suffit de dire que:"il est écrit que..."
azafady indrindra aloha fa nataoko teny frantsay ilay loha hevitra. ny tiako lazaina dia izao.amin'ny mpivavaka dia tsy mila fiheritreretana be,fa rehefa lazaina fotsiny hoe"izay no voasoratra dia am... suite
répondu par fijo le 19/05/2004 22:45
fijo ( 28/02/2004 09:13)
tragédie
izao aloha dia io tarika io no malaza aty frantsa.misy tia sy tsy tia io.tsy olana izany,fa ny tiako lazaina dia ilay gasy ao.ahoana no fahita nstika azy. araka hira,fihetsika,sy ny fifandraisany ami... suite
répondu par totty le 19/12/2004 01:16
fijo ( 20/02/2004 16:53)
sipa gasy
nahoana kay ny sipa gasy aty andafy no mampifila be,nefa rehefa mahita ny bandy misaovaly vazaha dia kirizy be sy be resaka ery e.... suite
répondu par fijo le 25/05/2004 23:58
fijo ( 20/02/2004 11:21)
miverina ny gasy aty andafy
taloha dia nalaza ny fahaizan'ny gasy taty france sy tany andafy hafa tany.maty io lazan tsika io tamin'ny andron'ilay vendrana iny.amin'izao fotoana izao dia manomboka tsapa indray ilay fiverenan'ny ... suite
répondu par fijo le 14/04/2004 23:35
fijo ( 19/02/2004 12:13)
fianarana sy fitiavana
asa ianareo raha mahatsapa,fa ny ankamaroan'ny olona nianatra be tsy dia mahavoa amin'ilay fitiavana.... suite
répondu par ikaretsaka le 22/03/2004 20:47
fijo ( 18/02/2004 10:01)
mpanampy
asa ianareo,fa izaho ny zavatra tsy tantiko indrindra tany mada dia ny fomba fitondrana ireny mpanampy ireny.toa tsy olona ny fiheverana azy ireo.nefa dia ao anaty fianakaviana milaza tena ho kristian... suite
répondu par ikaretsaka le 06/04/2004 04:18
fijo ( 17/02/2004 11:57)
voankazo voarara
inona marina hoy ianareo mino ity voankazo voarara ity.amiko mantsy dia ny firaisana no tiana lazaina eto.... suite
répondu par Nehemiah le 27/04/2013 06:46
fijo ( 11/02/2004 20:11)
sipa vazaha sy gasy.
inona no hitan'ialahy isany fa mampiavaka ny sipa vazaha sy gasy?... suite
répondu par fijo le 01/06/2004 21:26
fijo ( 06/02/2004 20:53)
iza moa i ratsiraka?
samia milaza izay hainy,ary mahazo mampafantatra tena koa izy.... suite
répondu par crrlanto le 13/10/2004 18:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1349