impiry miova bandy
1. fijo
(
23/12/2003 12:35)
hono hoaho ry zareo.impiry miova bandy kay ny sipa iray vao manam bady?
novalian'i tia_ery ny 13/01/2004 19:08
2. soso
(
23/12/2003 18:11)
raha amiko aloha in 2 no mety
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/soso ny 23/12/2003 18:11
3. donemaskit
(
23/12/2003 20:24)
Io zavatra io leisy tsy afaka calculer-na hoe in-3 na im-10 na eo anelanelany, fa refa hitanao "ilay tena izy" dia basy!
Misy vao voalohany dia iny no vadiany, misy aza tsy mahita mints... !
Misy vao voalohany dia iny no vadiany, misy aza tsy mahita mints... !
4. xxx
(
23/12/2003 10:33)
Hanontanio an'i maman'ialahy. Efa nanana andram-piainana izy
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 23/12/2003 22:33
5. xxx
(
23/12/2003 11:13)
Arakaraka ny tsi1-1 io .ohatra ny ahy izao : vao izaho no bandy sipany voalohany dia tonga dia lasa vady . Fa izy aloha mbola fidele be amiko foana h@ izao e! .
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 23/12/2003 23:13
6. xxx
(
23/12/2003 11:34)
na im-polo na in-jato, safidy manokana ho an'ny tsi11 io, fa tandremo fotsiny sao simbasimba ho azy eny ny fiainana fa tsy mitsinjo ny farany toy ny.......
ary aza fatra-pitady ny tongalafatra, fa raha mahita 70% dia koloy ho lasa 100%...
ary aza fatra-pitady ny tongalafatra, fa raha mahita 70% dia koloy ho lasa 100%...
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 23/12/2003 23:34
7. lema
(
23/12/2003 12:48)
ka ny olana anie tsy hoe impiry miova fa hoe impiry isarahan'ny bandy izy e!raha ohatra aza ka hoe ze mihinana dé lasa dé impiry zany?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/lema ny 24/12/2003 00:48
8. xxx
(
23/12/2003 13:23)
ary hono hoa ry fijo!impiry miova sipa kay nareo kofa vao manambady!sa refa t-hiova d miova! refa tsy misy tsirony intsony d aleo injay maka bola dor!!?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 24/12/2003 01:23
9. tequila
(
23/12/2003 14:13)
Nareo koa ry fijo dia manana fanontaniana tss ! ka rehefa tsy mety aza ve ny voalohany tsy mifindra amizay manaraka eo e!
10. isrine
(
23/12/2003 16:27)
Ka ny sipa ve no miova bandy sa ny bandy no miova sipa e?
Ho an'i x: i fijo zany anie, ka fototeny we: fi(a)+ jo e!
Zany manko le-fijo o!
Ho an'i x: i fijo zany anie, ka fototeny we: fi(a)+ jo e!
Zany manko le-fijo o!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 24/12/2003 04:27
11. fijo
(
24/12/2003 10:16)
aza mora miakatra moa ianareo e,ankapobeny no anontaniako,fa tsy izay anareo manokana.vitsy angamba izany hoe vao iny dia lasa vady.
tsy important koa ny hoe iza no niala,fa hoe impiry niova.ny aty france dia 11 no isa ankapobeny,vao manam bady ny sipa iray.
tsy important koa ny hoe iza no niala,fa hoe impiry niova.ny aty france dia 11 no isa ankapobeny,vao manam bady ny sipa iray.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 24/12/2003 10:16
12. isrine
(
28/12/2003 20:50)
ka zany any france e, fa aty dago in-3 am ankapobeny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/isrine ny 28/12/2003 08:50
13. xxx
(
29/12/2003 10:09)
Zany ko v de edina hevitra eo fa ze tiny ihany io e ! na vô vôlohany aza iny de lasa sipany maninn. Misy aza efa in-30 nefa avy eo tsy misy manambady azy de maninn.
Ts'zay v
Ts'zay v
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 29/12/2003 22:09
14. fijo
(
29/12/2003 19:42)
ka izay mihintsy no hiresahana azy,satria samy manana ny efa niainanay.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 30/12/2003 07:42
15. rinakely1
(
05/01/2004 20:32)
so d tokony nareo lélà ary no tsara hametrahana zany fanontaniana izany lé?
ny ahy aloha refa hitako we izy lay d iny hatramin'ny farany ! fa refa lé tsy alehany reny d miova fona mandra -pahita tsaratsara kokoae!
ny ahy aloha refa hitako we izy lay d iny hatramin'ny farany ! fa refa lé tsy alehany reny d miova fona mandra -pahita tsaratsara kokoae!
16. fijo
(
06/01/2004 16:26)
hay ianareo izany miovaova koa.izay anie no iresahana azy eto e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 06/01/2004 16:26
17. donemaskit
(
06/01/2004 19:52)
Raha ny fahazoako a'i Rinakely koa dia nareo no tena miova matetika!
18. fijo
(
07/01/2004 09:55)
marina izany ry maskita,fa amin'ny vehivavy,dia ny lahy ihany no diso e.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 07/01/2004 09:55
19. fijo
(
07/01/2004 09:57)
izy no mamelatra,dia lazainy,fa ialahy no te hanisy.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 07/01/2004 09:57
20. tia_ery
(
07/01/2004 11:18)
Mbô fanontaniana tokoa zany ka apetraka eh!!!!
Fa na ianao manontany io aza ve tsy de hieritreritra ihany hoe IMPIRY tokoa moa no tena tinao ?
Ny FANAMBADIANA nge tsy ianao no nandrafitra na namorona an'izany eh!!!
Tsotra fotsiny fantaro hoe IZA NO NAMORONA NY FANAMBADIANA DE AMINY ANONTANIANA HOE IMPIRY MIOVA BANDY NA KALA VAO TOKONY HANAMBADY !!!!!
Misôtra eh!
Fa na ianao manontany io aza ve tsy de hieritreritra ihany hoe IMPIRY tokoa moa no tena tinao ?
Ny FANAMBADIANA nge tsy ianao no nandrafitra na namorona an'izany eh!!!
Tsotra fotsiny fantaro hoe IZA NO NAMORONA NY FANAMBADIANA DE AMINY ANONTANIANA HOE IMPIRY MIOVA BANDY NA KALA VAO TOKONY HANAMBADY !!!!!
Misôtra eh!