impiry miova bandy

21. fijo ( 08/01/2004 10:40)
inona indray ity hoe namorona ny fanambadiana.
22. tia_ery ( 08/01/2004 18:30)
Val--> ka ny lohahevitra ange de hoe ''impiry miova Bandy kay ny sipa iray vao manambady ?'' de tsy izaho no namorona ny fanambadiana ka ndeha hanao ny fitsipidalao ny amin'izany fa mieux vaut de se référer amin'izay namorona ny fanambadiana. De 'zay !!!

Sao koa mantsy hisy hanontany dray any ho any hoe IMPIRY kay no mahazo miova vady ?


Sôtra eh!
23. rasese ( 08/01/2004 11:19)
miankia @ izay bandy mifanena aminy no ahfahana mitsara an'izany fa raha ny misy eto dago dia 3-4 bandy de manambady ny sipa fa ny kofy kosa dia maromaro ihany hoy ilay tsy mahay manisa.
24. tia_ery ( 08/01/2004 12:46)
Toa mampite-hiteny hoe ny FANAMBADIANA ve FORMALITE sa TENA LALAM-PIAINANA ?

Sôtra eh !
25. ikaretsaka ( 08/01/2004 15:36)
ka inona ny idiran'iznay @ hoe impiry nampiaraka?
26. fijo ( 09/01/2004 20:26)
tia-ery>tsy misy hifandraisany mihintsy ilay zavatra lazainao,ka mba mianara mamaky tsara aloha,vao mamaly zavatra.aza fady raha azo atao.
27. tia_ery ( 09/01/2004 17:06)
Fa ny an'i Fijo foana zany ve no misy hifandraisany amin'izay valin-teny omena. Teny malagasy madio mangarahara ange no atao eto de ataoko fa mahay mamaky teny tsara be zà eh !!!

Taiza no mbola nisy an'izany hoe impiry miova bandy ny sipa iray vao manambady. Resk'adala sy resaka mifototra amina traikefa 'zany. Mety misy niaina an'izany fa mbô misy ny idealy sy ny principe ary ny norme mbola manja foana ireny eo @'ny fiainana de 'zay no tandrovana.

Ka 'zay no mahatonga anay mbola hametraka hatrany ny hoe :

Ny FANAMBADIANA ve FORMALITE sa TENA LALAM-PIAINANA ?

Ka raha tsy tantiny Fijo ny fipetraky ny fanontaniana de isaorana izy @'ny tsy famaliany.

Sôtra eh!
28. pitchou ( 10/01/2004 12:35)
ny an'ny tia_ery aloha aminy ny norme sy principe dia aoka izy lehilahy hitety vehivavy va ianreo vehivavy (na izay kendreny ho vadiana) aoka tsy hikasika lehilahy hafa noho izy! coinsse zany raha bandy!
fa ny valin'ny fanontaniana angamba dia tsotra: tsy misy ny statistika koa dia ataontsika tombana hoe mitovy aminareo lehilahy ihany! na atao courbe aza dia mitovy ihany ny endriny!
29. xxx ( 10/01/2004 13:31)
ka raha tsy miova mihintsyary ahoana noalalanafa ily olona miaraka aminao io no tena tokny ho vadinao tsy aleo ve mahta maromaro dia mipetraka rehefa avy eo toy izay vao mahita dia mipetraka nefa manenina any aorina any
30. fijo ( 13/01/2004 12:30)
ka taty anie nisy isa nomena e.amin'ny ankapobeny dia in 11 miova bandy ny vehivavy aty vao manambady.
31. tia_ery ( 13/01/2004 19:08)
Resaka daholo hoa zany fa nareo rehetra ireo no tokony hanontany sy hamantatra hoe iza no NANORINA NY FANAMBADIANA ? de zay angamba mahavaly tsara ny tianareo hambara sy ho fantatra. Amiko aloha tsy ny traikefa na ny record vita tany ananonanona tany no hitondrana sy hamaritana an'izany.

Sôtra eh !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5092