impiry miova bandy

1. fijo ( 23/12/2003 12:35)
hono hoaho ry zareo.impiry miova bandy kay ny sipa iray vao manam bady?
novalian'i tia_ery ny 13/01/2004 19:08
2. soso ( 23/12/2003 18:11)
raha amiko aloha in 2 no mety
3. donemaskit ( 23/12/2003 20:24)
Io zavatra io leisy tsy afaka calculer-na hoe in-3 na im-10 na eo anelanelany, fa refa hitanao "ilay tena izy" dia basy!

Misy vao voalohany dia iny no vadiany, misy aza tsy mahita mints... !
4. xxx ( 23/12/2003 10:33)
Hanontanio an'i maman'ialahy. Efa nanana andram-piainana izy
5. xxx ( 23/12/2003 11:13)
Arakaraka ny tsi1-1 io .ohatra ny ahy izao : vao izaho no bandy sipany voalohany dia tonga dia lasa vady . Fa izy aloha mbola fidele be amiko foana h@ izao e! .
6. xxx ( 23/12/2003 11:34)
na im-polo na in-jato, safidy manokana ho an'ny tsi11 io, fa tandremo fotsiny sao simbasimba ho azy eny ny fiainana fa tsy mitsinjo ny farany toy ny.......
ary aza fatra-pitady ny tongalafatra, fa raha mahita 70% dia koloy ho lasa 100%...
7. lema ( 23/12/2003 12:48)
ka ny olana anie tsy hoe impiry miova fa hoe impiry isarahan'ny bandy izy e!raha ohatra aza ka hoe ze mihinana dé lasa dé impiry zany?
8. xxx ( 23/12/2003 13:23)
ary hono hoa ry fijo!impiry miova sipa kay nareo kofa vao manambady!sa refa t-hiova d miova! refa tsy misy tsirony intsony d aleo injay maka bola dor!!?
9. tequila ( 23/12/2003 14:13)
Nareo koa ry fijo dia manana fanontaniana tss ! ka rehefa tsy mety aza ve ny voalohany tsy mifindra amizay manaraka eo e!
10. isrine ( 23/12/2003 16:27)
Ka ny sipa ve no miova bandy sa ny bandy no miova sipa e?
Ho an'i x: i fijo zany anie, ka fototeny we: fi(a)+ jo e!
Zany manko le-fijo o!
11. fijo ( 24/12/2003 10:16)
aza mora miakatra moa ianareo e,ankapobeny no anontaniako,fa tsy izay anareo manokana.vitsy angamba izany hoe vao iny dia lasa vady.
tsy important koa ny hoe iza no niala,fa hoe impiry niova.ny aty france dia 11 no isa ankapobeny,vao manam bady ny sipa iray.
12. isrine ( 28/12/2003 20:50)
ka zany any france e, fa aty dago in-3 am ankapobeny.
13. xxx ( 29/12/2003 10:09)
Zany ko v de edina hevitra eo fa ze tiny ihany io e ! na vô vôlohany aza iny de lasa sipany maninn. Misy aza efa in-30 nefa avy eo tsy misy manambady azy de maninn.
Ts'zay v
14. fijo ( 29/12/2003 19:42)
ka izay mihintsy no hiresahana azy,satria samy manana ny efa niainanay.
15. rinakely1 ( 05/01/2004 20:32)
so d tokony nareo lélà ary no tsara hametrahana zany fanontaniana izany lé?
ny ahy aloha refa hitako we izy lay d iny hatramin'ny farany ! fa refa lé tsy alehany reny d miova fona mandra -pahita tsaratsara kokoae!
16. fijo ( 06/01/2004 16:26)
hay ianareo izany miovaova koa.izay anie no iresahana azy eto e.
17. donemaskit ( 06/01/2004 19:52)
Raha ny fahazoako a'i Rinakely koa dia nareo no tena miova matetika!
18. fijo ( 07/01/2004 09:55)
marina izany ry maskita,fa amin'ny vehivavy,dia ny lahy ihany no diso e.
19. fijo ( 07/01/2004 09:57)
izy no mamelatra,dia lazainy,fa ialahy no te hanisy.
20. tia_ery ( 07/01/2004 11:18)
Mbô fanontaniana tokoa zany ka apetraka eh!!!!

Fa na ianao manontany io aza ve tsy de hieritreritra ihany hoe IMPIRY tokoa moa no tena tinao ?

Ny FANAMBADIANA nge tsy ianao no nandrafitra na namorona an'izany eh!!!

Tsotra fotsiny fantaro hoe IZA NO NAMORONA NY FANAMBADIANA DE AMINY ANONTANIANA HOE IMPIRY MIOVA BANDY NA KALA VAO TOKONY HANAMBADY !!!!!

Misôtra eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6858