Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo ( 17/11/2006 22:40)
mpanao politika.
mampiomehy ahy ny mpanao politika sasany ao amintsika. tonga izao ny fotoana handresena lahatra ny vahoaka.inoan no ataony."ahemory ny zao e,tsy ekena ny etsy e,izay lany eo tsy aradalana e"sns e. n... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/11/2006 17:28
fijo ( 01/11/2006 21:16)
mpifankahalala sa inona?
lasa wa ny saiko we,isika eto miresaka tsara tsy misy tomika,ary tena mifanakalo hevitra sy traikefa sy ny rehetra.ka izao le fanontaniana; isika namana eto ve. mpifankahalala? sa mpifankahay? sa ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/11/2006 22:22
fijo ( 09/10/2006 10:04)
antso
hoan'i hery sy ny mptantana rehetra. rehefa misokatra ny fanaovana fampielezankevitra,dia mangataka aho,mba hanokafana pejy manokana ahafahana manao izany.dia ao isika no manao propa;ka rehefa tapitr... tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2006 22:46
fijo ( 05/10/2006 23:14)
namana tia sy mpanaraka politika
ity loahevitra iray ity no isan'ny loahevitra ahitana mpanaraka be sy tsy ahitana vazivazy firy eto amin'ny namana.(sy ny fahasalamana) ny hany mba tiako lazaina dia,aoka samy halalaka isika eto hane... tohiny
novalian'i prime ny 09/10/2006 14:42
fijo ( 05/10/2006 22:58)
io koa ny hasina fa manampy.
"tribune" nilaza ny hasina,fa ny fialan dravalo ihany no tsy hampisy ny korontana sy ady an trano ao mada........ hita sy tsapa izao,fa zavatra efa vohizina mafy io korontana io,ary ry zafy sy ry ndr... tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2006 11:48
fijo ( 29/09/2006 22:19)
40 miliara raha hilatsaka
"tribune androany" nisy mpanao gazetin'ny RNM iny nilaza fa raha tena te hilatsaka hifaninana amindravalo,dia mila manana 40 miliara farafaharatsiny.izany hoe 40 000 000 000/2710ar=14 760 147 € k... tohiny
novalian'i Lejim ny 10/10/2006 15:33
fijo ( 27/09/2006 22:41)
"iza no nandoro ny rova?-ary iza no nandoro an'andafiavaratr
raha tsaroanareo,dia i zafy sy i radidy no nametraka ireo fanontaniana ireo tamin'ny fifidianana ho filohampirenena tamin'ny taona 1995.nanao resaka mivantana teo amin'ny TVM izy roalahy "mpifanandrin... tohiny
novalian'i belaza ny 14/10/2006 09:36
fijo ( 13/09/2006 20:38)
blaogy
azafady re mba atorohy ny fomba fanao fa tsy mahay e. tsy mety tafiditra ao aho,fa misy diso hono ny fanaovako ny tenimiafina sy ny solonanarana.nefa le ampiasaiko eto ihany no ampiasaiko.ka tsy aiko... tohiny
novalian'i soanja ny 16/09/2006 07:23
fijo ( 01/09/2006 22:55)
findramam bola any ivelany.
mino aho fa isika liana rehetra momba ity resaka politika ity,dia nahita le fihaonana nataon'ny mpikambana "manampahaizana gasy" raha tsy diso ny tadidiko ,fa hafakomaly no nahitako le izy. ny tena r... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:24
fijo ( 22/08/2006 21:33)
manomboka ny fanakorontanana
raha namaky ny "madagascar tribune "androany aho,dia nahita fa nisy jeneraly roa nisy nanafika"grenady"fa ny iray tsy tafita le tetika. ka hoy aho hoe manomboka sahady ve izany ny fanakorontanana sat... tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2006 08:56
fijo ( 16/08/2006 21:52)
diesel ihany;
ny motera diesl moa dia fantatra fa mila hafanaina foana.ka firy minitra eo kay le motera no tena azo lazaina fa mafana?... tohiny
fijo ( 08/08/2006 20:50)
fahaiza miaina
mba mianara ihany ry zareo fomba,fa misy tena ahitana resaka anie e. misy zavatra hitako ity,tsy vazivazy fa tena lmarina ,ary vao tsy ela kaory izay. nisy olona akaiky ahy maty reny.dia natao tao a... tohiny
novalian'i papala ny 10/10/2006 12:56
fijo ( 27/07/2006 20:08)
tondrom peo
ô ry zalahy an,toa efa nisy tondrom peo ny "isekely"mahaleo wa tato,dia tsy hitako intsony e.... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2006 19:36
fijo ( 26/07/2006 17:56)
ny hakingan tsaina.
tany amin'ny radoko aho androany,dia mba namakimaky ireo boky misy tao amin'ny trano fiandrasana.dia sendra zavatra nahaliana aho tao.fa nisy mpikaroka australianina hono nanao fikarohana momba ny hak... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/08/2006 20:13
fijo ( 25/07/2006 21:39)
brezily
fantatra izao fa i "donga" no hitantana sy hanazatra an'ny ekipan'ny brezily.antenaina ngamba fa hisy fiovana io ekipa tian'ny maro io,fa raha ilay farany teo tna maha kivy kle... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 01/09/2006 16:47
fijo ( 25/07/2006 21:32)
kanety be
vita ny europetanque d'azur 2006 tany nice. ekipa gasy no nanao ny famaranana,saingy dia resy (13/2)ry zalahy. za tsy hiresaka le izy resy na nandresy,satria ny lalao misy resy sy mpandresy foana.fa... tohiny
novalian'i lesabs ny 08/12/2006 00:21
fijo ( 25/07/2006 21:08)
faravazana
ny mpitsabo maro aty frantsa,dia milaza,fa tsy misy hilana io faravazana io,ka tsara raha esorina.ary maro tokoa ny frantsay no manala azy io aty. koa mba hafaka manazava izany ve nareo ry zalahy mpi... tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2006 22:07
fijo ( 20/07/2006 18:59)
lalam pifidianana any mada
araka ny vaovao hita farany,dia namoaka ampahibemaso ny volavolan dalana mikasika ny fifidianana izay vitany ny FFKM. tsy nahita ilay izy moa ny tenako,fa raha ny fitatitry ny gazety,dia toa mba mano... tohiny
novalian'i prime ny 11/09/2006 15:01
fijo ( 20/07/2006 18:29)
MARION JONES
ndao ary hovana kely ny resaka,ity mpanjakan'ny hazakazaka vehivavy ity indray no ndao resahana kely. fantatra ny resabe tsy nahitana profo nianjady taminy teo aloha teo.nefa izao dia io fa miverina ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 24/08/2006 10:08
fijo ( 15/07/2006 02:56)
forza calcio
mbola baolina ihany ity ry fanja an,ho ho ho,fa tsy zidane intsony fa ry zareo italianina indray. ary ahoana indray ity hosoka be natao tany italie ity le,izao "la juve,lazio de rome ary fiorentina" ... tohiny
novalian'i fijo ny 26/07/2006 18:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0819