Liste des messages

Liste des messages, inserés par fijo, par ordre de date
fijo ( 28/09/2007 20:52)
inona no antony
hoanareo mpikambana amina sekta,"ry niryna,gasynamana,tsaramaso,sns"inona no antony nahatonga anareo hiditra amin'ireny nefa ny katolika sy ny protestanta eo mbola manohy hatrany ny asany?????sa misy... suite
répondu par fijo le 02/10/2007 22:33
fijo ( 27/09/2007 21:06)
nahoana
misy zavatra tsikaritro kely aminareo mpino kristiania.dia ilay fomba fanehoana azy. toa aseho foana amin'ny fomba misy "alahelo" le finoana.ny hira manjombona,ny endrika somary atao malahelo na" mao... suite
répondu par fijo le 12/10/2007 21:02
fijo ( 26/09/2007 21:46)
ny gasy mpino
misy zavatra tsikaritro hatrany mada ka mbola taratro eto.fa sarotra be hoan'ny gasy mpino ny hanaiky fa misy gasy tsy mino an'izany andriamanitra izany. marihiko hoe gasy,satria amin'ny vazaha io di... suite
répondu par fijo le 04/10/2007 20:50
fijo ( 21/09/2007 21:02)
sekta vaovao
tompoko, noho ny famporisiana sy fiangavian'ny maro,dia nijoro ny antokom pinoana vovao"firaisana hiombonana" ny hevidehibe sy tanjona,dia notsoahina avy ao anaty baiboly masina mana hoe:"miteraha k... suite
répondu par Papoose le 06/10/2007 04:42
fijo ( 20/09/2007 21:59)
azo ekena ho kristianina ve?
misy ny namana kritianina ato,izany hoe mino an'i jesoa ho mesia,nefa tsy manaiky an'i jesoa ho andriamanitra fa zanany. aminareo kristiania,ekenareo ve fa kristianina ireo sa ahoana???... suite
répondu par diamondra27 le 07/10/2007 11:19
fijo ( 14/09/2007 22:45)
fanontanian a2 hoan'n mpin orehetra.
hoanareo mpino "kristianina ,na silamo ,na jiosy na sekta ino akoa tsy haiko" _moa ve tsy hafaka hanao sy ahalala ny marin aiaareo raha tsy nisy ny baiboly na coran na asa izay boky hafa any. _maha... suite
répondu par tywa68 le 25/09/2007 16:50
fijo ( 12/09/2007 19:26)
tandremo
amin'izao fotoana izao,dia teren'ny filoha sarkozy ny prefe mba ahatratra ny isa izay efa voafetrany amin'ny fandroahana ireo vahiny tsy manana taratasy.koa dia misy voahantso amin'izao"androany"ireo ... suite
répondu par UB40 le 01/10/2007 00:56
fijo ( 04/09/2007 23:02)
misotroa fa aza manao mamo,minoa raha te hino fa aza manarak
misotroa fa aza manao mamo,minoa raha te hino ,fa aza manaraka be fahatany.amiko dia izay no metimety kokoa raha eto an tany.... suite
répondu par fijo le 06/09/2007 20:44
fijo ( 29/08/2007 22:12)
hoan'ny mpino sasany
hoan'ieo mpino sasany,ahoanany fahitanareo ny zavatra nitranga tany waco USA sy suisse/canada "temple solair"????finoan aihany koa ve ireny ... suite
répondu par fijo le 31/08/2007 22:18
fijo ( 28/08/2007 19:40)
islam
izay liana,jreo io amin'ny ARTE io,fa misy fandaharana momba ny islam sy ny vehivavy.... suite
répondu par ann le 01/09/2007 12:59
fijo ( 23/08/2007 20:31)
vaoao avy any vatican
sendra nihaino radio RMC aho tamin'ny maraina,ka nahasarika ahy ny vaovao henoko.toa nilaza i papa fa tokony hisaina ny europeanina ary hiatrika ny ezaka ataon'ny silamo mba "islamisena azy" marina t... suite
répondu par fijo le 29/08/2007 22:13
fijo ( 22/08/2007 22:26)
finoana
ry gasy namako,tsara ny mino,saingy ny an'ny razanao hatsaraina fa tsy ny an'ny hafa izay tsy hay akory ny marina aminy.... suite
répondu par ikaretsaka le 02/09/2007 22:09
fijo ( 16/08/2007 23:00)
namana
azafady ,fa nisy dinika nalefako teto omaly momba ny namana,ary efa nisy namaly,"fasaly ngamba izy izay,nefa dia tsy tazako intsony???? sao nisy namindra le izy?... suite
répondu par fijo le 21/08/2007 22:21
fijo ( 15/08/2007 20:45)
tena namana
nisy resaka vao novaliako teo momba ny fandaizan'ny olona akaiky anao. za kosa eto hiresaka ny momba ny namana. misy namana ato izay tena lasa namako be.nifampizara zavatra be tamiko.tsy mbola nifan... suite
répondu par miyah le 12/04/2008 14:17
fijo ( 09/08/2007 23:07)
fitarainana azo
salama aby isika. misy mitaraina fa misy hafatra ampidirina ato izay somary manelingelina ny mpitondra fivavahana dia tsy mivoaka.ohatra ,izany resaka 680millions natolotry ny vatican hoan'ny ankizy ... suite
répondu par niryna le 15/08/2007 12:53
fijo ( 01/08/2007 20:55)
rehefa manelingelina ny fivavahana
za moa tany mada teo dia tany mahajanga.ka dia tao mahabibo eo ampitan'ny fiangonana katolika(akaikin'ny polisy) io no nipetrahana.hoan'izay mahalala an'ny mahajanga io. ny loza dia ity.isaky ny mara... suite
répondu par Fiffi le 05/08/2007 06:38
fijo ( 24/07/2007 19:28)
Fisaorana
Salama daholo isika rehetra e, manao fisaorana ny namana rehetra eto ny tenako taorian'iny zavatra nitranga taminay iny.maro tokoa ny namana nandefa hafatra sy nampihonona ,ary ny namana tany mada mo... suite
répondu par Fiffi le 04/08/2007 12:50
fijo ( 18/05/2007 22:27)
mahaleo zandriny
nijery ny santionany tamin'io fifaninanana io aho ,ka tena falyfa mahay le ankizy any ka.na ny hira io na ny gitara.... suite
répondu par Fiffi le 23/05/2007 20:38
fijo ( 04/05/2007 21:02)
vazaha taratasy
maromaro ihany isika gasy aty no manan aio taratasy vazaha io.ka moa ve isika tena mahatsiaro hoe tena vazaha mitovy amin'ny vazaha?????? ohatra,za zao rehefa miditra mpivarotra dia matetika no misy ... suite
répondu par booboo le 25/07/2007 08:52
fijo ( 02/05/2007 22:08)
sego sarkox
nanaraka le ady hevitra aho,fa nisy zavatra nahagaga ahy. fa tena hoatry ny tsy mahateny izany i sarkox le???? aiza le kabary be ireny fa tena hoatry ny bandy voakapoka izany lery.... suite
répondu par Fiffi le 14/05/2007 06:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1019