Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo ( 08/02/2008 22:15)
izao hono isika izany
http://www.dailymotion.com/fr/cluster/travel/featured/video/x2s6ox_un-regard-sur-madagascar_travel... tohiny
novalian'i niryna ny 11/02/2008 17:53
fijo ( 08/02/2008 21:26)
miaiky ve nareo fa????
rehefa arahana ny fomba firesaka eto,dia izao no tsapa amianreo kristianina. ny mpino kristianin aprotestanta dia tsy mijery ary tsy mamakafaka izay ivelan'ny baiboly.(ny ankamaroany wa an)sao boo... tohiny
fijo ( 06/02/2008 21:40)
iza no tena mpandova???
mifanaritaka sy samy milaza ho tena mpanaraka azy aby ny mpino kristianina,ka hoy ny mpitazana,iza aminareo no tena mpandova azy e????... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 09/02/2008 21:38
fijo ( 05/02/2008 22:06)
valimpanontaninaa
indray andro izay nisy nanontany hoe ny pretra ve tsy nanao voady momba ny tsy fanaovana? tamin'ny alahady teo aho dia nahita fandaharana izay nanaovana resaka tamin'ny taranak'i "papa clément 5" ... tohiny
fijo ( 01/02/2008 22:50)
maria.
be loatra ny anarna maria ao anaty baiboly,ary mifamaofao be hoan'izay nandinika izany. ka sao dia fanahiniana natao be io,hisavoritahana tsy ahitana izay tena marina?... tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2008 21:04
fijo ( 31/01/2008 05:22)
gasy mivavaka
http://www.madagate.com/reveillon-malgache/index.php?module=photoalbum&PHPWS_Album_id=12&PHPWS_Photo_op=view&PHPWS_Photo_id=308... tohiny
fijo ( 22/01/2008 23:19)
jesoa sy ny fianakaviany
araka ny fikarohana nataon'i tony Boroughs généalogista amerikanina iray.dia fianakaviana maro ry jesoa.satria nisy ny zokiny (jaka)zanak'i josefa manokana ary nisy koa ny anabaviny(salome sy miriam... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2008 23:02
fijo ( 22/01/2008 19:53)
rahoviana vao hiova e????
dia mbola tena hita fa tsy mijery izay olan amisy sasany amin'ny fiarahamonina ihany ny mpino sasany????rahoviana vao hiova? http://www.madagascar-tribune.com/Mise-en-garde-de-L-Eglise,4290.html... tohiny
fijo ( 16/01/2008 22:16)
fahotana ve?
hoanareo mpino,moa ve fahotana ny mitovy hevitra amin'ny tsy mpino????raha vao mitranga mantsy izay ato,dia avy ny mpino sasany manenjika mafy ilay namany.... tohiny
fijo ( 09/01/2008 21:54)
famalemana fiara
ô ry zareo an,ankoatry ny bogie sy ny batery inona no mety ahasarotra velomina ny fiara vao maraina??? fiara diezel,ny bogie vaovao ny batery koa.nefa rehefa velomina lery dia velona kely dia maty ,... tohiny
novalian'i rakapy ny 21/01/2008 00:41
fijo ( 02/01/2008 22:23)
jesoa "jiosy mpanota"
dia nanaraka nyjour de seigneur indray aho ny alahady 30/12/07 teo ary dia naheno ity teny ity tao amin'ny fandaharana momba ny finoana jiosy. i "hirsh jean" no miteny: hoy izy,i jesoa dia tsy nis... tohiny
novalian'i prime ny 14/01/2008 14:12
fijo ( 28/12/2007 22:34)
hotratry ny taona e
dia izay aloha ny fandraisako anjara eto tamin'ity taona 2007 ity,fa dia amin'ny taona vaovao indray aho miverina,koa tsy handao an tsika eto sosotra aho,fa hirary antsika kosa taona vaovao.ary hanten... tohiny
novalian'i cutie ny 03/01/2008 23:54
fijo ( 27/12/2007 21:47)
iza no mandainga e?????
raha ny nampianarina anay fony kely dia hoe i anjely gabriela no niseo tamin'i maria ,ary nilaza taminy fa hiteraka zazalahy izy ary ny anarany dia atao hoe jesoa. de vao nijery fandaharana momba n... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2008 23:45
fijo ( 21/12/2007 22:02)
krismasy
hoantsika namana mpandray anjara mavitrika eto manokana no handefasako ity fiarahabana ity. na mino isika na tsy mino ny fahamasinan'io zaza io,dia samy mifety kosa ity andro ity. koa dia mirary... tohiny
novalian'i fijo ny 26/12/2007 23:13
fijo ( 14/12/2007 21:04)
ndao jerena ary
tsy hamerina ny vita isika fa dia ekena izany fa i andry no lanim bahoaka tao tana. fa inona no azo lazaina kosa ambadik'izay? -ny vahoaka. naneho miharihary izao ny vahoaka fa tsy azo atao an... tohiny
novalian'i pitchou ny 21/12/2007 18:25
fijo ( 13/12/2007 21:41)
miandry
dia miandry ny vokatra ofisialy izany isika rehetra.tsy dia manantena fihovana akory nefa fa dia mety ho andry izany no lasa eo. -miandry ny fanapahankevitra voalohany izany isika. -miandry ny mety ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/12/2007 20:49
fijo ( 05/12/2007 22:05)
ny fanahy masina
namaky tao ambanimbany tao aho,dia nahatsapa,fa samy mibitsika mangina amianreo tsirairay aby ny fanahy masina.izany hoe samy ao aminareo ao izy raha ny fiheveranareo. koa tsy mbola mba nibitsika ana... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2007 22:49
fijo ( 30/11/2007 22:36)
voninahitra hoan'andriamanitra
ny mpino rehefa mivavaka dia matetika mangataka.ny protes no tena itako fa za tsy mbola tany amin'ny katolika. "tompo ô,homeo anay ny ....andriamanitra ô ataovy..izahay"sns. dia rehefa sendra mi... tohiny
fijo ( 23/11/2007 23:33)
ny protes
hoanareo protes,inona kay no tena tsy hitovianareo amin'ny katolika????? ny fond ve sa ny forme??? toa be ihany mantsy ny fanoherana hita avy amin'ireo namana mpino kristianina protestanta eto,ata... tohiny
novalian'i prime ny 17/12/2007 10:30
fijo ( 22/11/2007 23:23)
kopte
nisy fandaharana momba ny katolika tamin'ny la 2 ny alahady teo,dia ny asa ataon'i soeur sara ao egypta.voalaza fa kopte ry zareo,ka karazana katolika ahoana io ry zalahy???? marihiko fa dia tena mia... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2007 22:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3255