Liste des messages
Liste des messages, inserés par fijo, par ordre de date
fijo
(
21/11/2007 22:45)
abraham
tamin'ny alahady teo,izay nijery la 2,dia nahita ilay fandaharana "jour du seigneur"nahaliana io,satria
protes iray,jiosy iray"rabin" silamo iray"mpitarikafivavahana" koa,ary kato iray no teo.
resa...
suite
répondu par fijo le 29/11/2007 00:29
fijo
(
20/11/2007 23:38)
kristianina tsy mazava
ianareo mpino kristianina rehetra,na kato na protes ato,dia milaza daholo fa ny jiosy no vahoaka voafidin'andriamanitra.nefa ny jiosy dia tsy manaraka ilay finoanareo,fa manana ny azy.ka maninona no e...
suite
répondu par rijadolly le 02/12/2007 14:12
fijo
(
16/11/2007 23:08)
hay moa
Aza adino fa ny Evanjely (ny Baiboly mantolo mihitsy koa) dia boky mirakitra tantara personnel: ny zavatra niainan'ilay olona mpanoratra no nosoratany fa tsy zvatra noforonina akory.
tsy tenin'andr...
suite
répondu par fijo le 23/11/2007 22:57
fijo
(
16/11/2007 21:49)
hoan'ny mahay teny nanoratana
misy moa wa milaza fa ny teny nanoratana ny baiboly aza tsyhay ka mba te hiady hevitra.
de tsy hiady hevitra ary aho fa mba hanontany fa tsy mahay.
i adama sy eva no olona voalohany teo an tany ...
suite
répondu par fijo le 23/11/2007 23:00
fijo
(
15/11/2007 23:38)
katolika????
tsy henjika katolika ity fa aleo dia tsorina mialoha.fa filana famaritana bebekokoa.
nisy teny somary mavesatra be tatsy ambadika tatsy hoe"raha tsy hainao akory ny teny nanoratana ny baiboly aza ....
suite
répondu par fijo le 23/11/2007 23:27
fijo
(
15/11/2007 05:28)
ary efa nisy kay????
ary efa nisy kay ny pape nanambady sy niteraka vao lasa papa,
lasa papa 18 ans de nanao ny "lazaina fa tsy vanona rehetra"
ary azon'ny papa iray manaraka foanana kay ny napetraky ny papa teo aloha....
suite
répondu par fijo le 16/11/2007 22:05
fijo
(
14/11/2007 22:56)
krismasy
niresaka tamina silamo aho androany,de manaratsy be ny krismasy lery.de notoheriko.
ny zanak'ialahy wa mianatra ka avelao izy mba hifaly toa ny ankizy rehetra.
za hozy tsy mila ny zanako manamasina ...
suite
répondu par ikaretsaka le 21/11/2007 23:51
fijo
(
14/11/2007 00:21)
lasa izy e
http://www.dailymotion.com/bookmarks/AlainRa/video/x2nj9g_toty_music...
suite
répondu par fijo le 14/11/2007 20:12
fijo
(
09/11/2007 20:39)
maty aho rapasiko
http://www.madagascar-tribune.com/Des-elus-dans-le-coup,2836.html...
suite
répondu par fijo le 09/11/2007 23:33
fijo
(
07/11/2007 22:24)
aza itako
http://www.dailymotion.com/related/2975201/video/xrm9q_100-pitie_extreme...
suite
répondu par mbaliana le 08/11/2007 10:27
fijo
(
07/11/2007 22:21)
samia mandinika
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rechercher/video/x1rroh_converti-islam-christianisme_events...
suite
répondu par cutie le 20/11/2007 00:28
fijo
(
07/11/2007 00:33)
hoan'ny mpitsipaka
hoanareo mpitsipaka ny kapoty.na ny fampiasana azy.
mba misy fanontaniana kely ity.
iaraha mahalala fa ao afrika ao,misy firenena ahitana olona iray tanana voan'ny sida.
fantatra fa ireo olona ir...
suite
répondu par pissoa le 10/11/2007 11:44
fijo
(
01/11/2007 21:24)
manamasina sa miaro
ny finoana sasany dia aleony manamasina izay matin'ny sida toa izay mamporisika ny tanora hiaro ny tenany.
asa raha mbolamahatsiaro tena ho eto an tany izany na efa mihevitena fa any an danitra ...
suite
répondu par fijo le 15/11/2007 23:54
fijo
(
30/10/2007 23:34)
raha sanatria ka
ô ry mpino isany an,
raha sanatria ka te ho lasa mpino aho.iza no hoarahiko aminareo?????ianareo aza ato toa mifanipaka toa drakaka anaty sobika.ny sasany toa hafa no lazainy fa inoany,nefa mifanohi...
suite
répondu par Fody le 10/11/2007 16:19
fijo
(
25/10/2007 19:53)
xxxxxx hoan'ny admin
salama aby nareo mpitantana eto.
ity resaka xxx ity moa efa nisy resaka teto foana fa tsy mbola nisy fepetra noraisina momba azy.ka mba hanao sosokevitra aho.
-olona lehibe sy malalatsaina isika...
suite
répondu par ikaretsaka le 03/11/2007 02:33
fijo
(
24/10/2007 21:17)
rossy
ary rossy ve efa tena nody sa nandalo fotsiny tany mada????...
suite
répondu par fijo le 25/10/2007 22:38
fijo
(
23/10/2007 18:03)
mitsara tsara,fa aza mananejika olona
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-10-2007 22:15:58
Lohateny : Re : pretra syny heviny
marina ny an'i pissoa.
Voalaza teo :
ohatra io resaka pretra tokony avela hanambady io;nilaza izy fa momba,nefa...
suite
répondu par Fody le 10/11/2007 11:04
fijo
(
16/10/2007 22:26)
fiangonana sy ny vokany
raha jerena ny isan'ny fiangonana"trano fivavahana" sy ny mpino gasy.dia alefa ny saina hoe mbola ohatra izao ihany ve mada?
dia lasa ny saina hoe ,ny gasy ve no tsy mahay mivavaka,sa ny resaka hifan...
suite
répondu par cutie le 05/11/2007 15:26
fijo
(
09/10/2007 21:01)
pretra syny heviny
ao amin'ny RMC ao,dia misy pretra iray antsoina hoe "pere gourion"izy dia pretra mpitarika fiangonana katolika,sangy izy dia momba ny fampiasana kapoty ,ary milaza mivantana fa ilaina ny "mpivarotena"...
suite
répondu par fijo le 17/10/2007 19:24
fijo
(
02/10/2007 23:05)
ny mpino ve
hono hoaho,ianreo mpino ve mino fa nisy ny dinosoro,ny neoandertaly, sns,sa dia tsy mino io vokatry ny asa fikarohana nataon'ny paleontology sy ny geology sns???...
suite
répondu par fijo le 10/10/2007 20:48
