Liste des messages
Liste des messages, inserés par fijo, par ordre de date
fijo
(
24/04/2007 23:01)
fivavahana sy fahefana
salam aby.
raha dinihana,ny bokimpivavahana,dia hita fa nahilika foan any vehivavy.
fony mbola mpianatra ry zalahy ,dia efa nanilika an'i maria magdalena,ary nanaratsy azy ho mpivarotena sns.
i p...
suite
répondu par Rasiligaoma le 30/04/2007 14:29
fijo
(
24/04/2007 22:48)
izay mahay motera diesel
indroa aho no namelona fiara dia nisy setroka mainty be nivoaka.ka sao misy olana ny motera?????nefa vao tsy ela no nosoloina ny menala sy ny filtra rehetra.ary fiara tsy mbola be KM le izy...
suite
répondu par mionona87 le 09/07/2007 14:15
fijo
(
18/04/2007 23:17)
aza hafangaro
ô ry zalahy namana an,mahafinaritra tokoa nymiresaka politika aminareo rehetra eto,saingy rehefa mampiditra loahevitra dia asio fanadihadiana le izy.
ohatra.be ny manafangaro tato nyfifidianana filo...
suite
répondu par tamberina le 28/04/2007 11:38
fijo
(
11/04/2007 21:39)
eric manana
ao amin'ny klipgasy dia misy ny hiran'i eric manana.misy al'ilay hoe "ny ratranao dia feriko"
ny fanontaniako dia miova kle ve ny accord ny glta eo sa ahoana fa tsy mety tafavoakko le izy.nefa rehefa...
suite
répondu par fijo le 25/04/2007 21:40
fijo
(
06/04/2007 21:33)
finoana
mba jereo nareo mpivavaka ny vokadratsin'io finoana io any filipina sy ny karazany iny izao.
misy olona homboina,ny sasany mandratra tena.de mbola hoavy koa ny inona????...
suite
répondu par cutie le 03/05/2007 22:11
fijo
(
30/03/2007 22:29)
sampy
henjehan'ny kristianina ny finoan agasy fa hoe manompo sampy.ilay sampy anie ka mpanelanelana amin'ny gasy e.io sampy io no lalana hiresahana amin'i zanahary.
ka raha samy mpanelanelana,sampy koa iza...
suite
répondu par prime le 10/04/2007 14:40
fijo
(
20/03/2007 23:32)
fihaonana mada
misy moa izany ny namana avy aty mety tsy hoafaka hanatrika le any mahajanga.toa ny tenako.ka mba milaza izay namana avy aty rehetra mandeha juillet de mba miaraka mihaona amin'ny namana any isika e....
suite
répondu par mbaliana le 28/05/2007 19:04
fijo
(
16/03/2007 01:36)
lalampanorenana sy ny fanovana
mba nanaraka sy liana tamin'ity resaka lalampanorenana ity ny tenako.ka tena gaga ary mahatsapa,fa raha toa ka hoe mba ahafahana mampiatra ny MAP no antony hanovana azy,dia itako hoe tsy mety.
satria...
suite
répondu par HESHA le 26/03/2007 13:53
fijo
(
07/03/2007 05:47)
finoana sy siansy,fitaovana mifameno
ny finoana sy ny siansy dia samy nentin'ny zanak'olombelona hanazavana ny zavatra misy sy itany.
tamin'ny voalohany dia ny finoana aloha no fitaovana nentin'ny olombelona hanazavana izay zavatra nisy...
suite
répondu par prime le 20/03/2007 15:19
fijo
(
03/03/2007 00:54)
fihaonana mada
salama aby e.
dia izao dia efa mikaroha mafy izay namana hoany,fa misy promo air mad amin'ny juin juillet;saingy ny olan adia ny retour aout efa difotra....
suite
répondu par fijo le 24/05/2007 20:11
fijo
(
02/03/2007 22:26)
ny mpanao gazety
vao namaky tribune androany ao,dia gaga fa nisy fanampiana nomen'ny amrikanina,ka dia voalaza fa ONG amerikanina no hiandraikitra izany.tsy misy kianina.fa ny mahagaga ahy dia ny filazan'io gazety io,...
suite
répondu par patrick2002 le 03/03/2007 15:20
fijo
(
01/03/2007 05:30)
ny mpitory
za dia nianatra tao amin'ny sekoly "notre dame" tao mahajanga.i frere paul moa no mpamianatra anay tamin'izany.ary za dia navelany hivoaka isaky ny manao le fivavahana isamaraina.(satria tsy nafeniko ...
suite
répondu par niryna le 12/03/2007 04:23
fijo
(
28/02/2007 23:14)
fanamby hoanareo mpino
izao ary ry zareo mpino an.
hanao loto europenaina aho.koa satria hoy ianareo hoe ny vavakareo no nampiova ny lalan'ny rivodoza tsy nankany mada,dia mivavaha koa ary ahazoako amin'io loto io.fa raha ...
suite
répondu par niryna le 12/03/2007 04:21
fijo
(
23/02/2007 23:45)
hoavy kristi hitsara .......
ny mpino kritsianina dia mino ,fa hisy ny "fara andro"ary dia hoavy kritsy hitsara ny olona.
raisiko ary ilay hevitra tary ambadika tary.
isika rehetra dia mahalala fa io kristy io,dia taty aorian'...
suite
répondu par niryna le 12/03/2007 03:38
fijo
(
16/02/2007 22:47)
fitsarana
za izay miresaka dia hainareo ihany ny firehana hironako.
raha ny resaka ekonomia aloha,tsy hiteny be aho satria tsy misy zavatra haiko loatra ao.
fa raha ny momba ny fitsarana ao mada koa.dia te ha...
suite
répondu par fijo le 23/02/2007 00:24
fijo
(
16/02/2007 06:20)
raha misy andriamanitra
raha misy tokoa sanatria io andriamanitra io,iza no zanany.jesosy sa mahomet...
suite
répondu par niryna le 12/03/2007 03:19
fijo
(
14/02/2007 22:52)
iza moa jesosy?
raha zohina ny tantarany dia olondratsy izy.
-zanakandriamanitra.
izay no lazaina.nefa raha dinihana,dia loza be,fa tamin'izany andro izany anie ka tena fahotana mahafaty ny hoe vehivavy bevohoka ts...
suite
répondu par niryna le 12/03/2007 03:16
fijo
(
14/02/2007 22:22)
ny firaisana sy ny fo
RMC,radio ,dia nisy manampahaizana milaza fa ny firaisana aranofo,dia mahatsara fo.raha toa ka tsy atao misesy loatra.
toa marina tokoa izany an?...
suite
répondu par Fiffi le 25/03/2007 07:53
fijo
(
14/02/2007 22:09)
rackicki
dia hiatraka fitsarana indray ny hakama hoy ny gazety"express de mada" androany,fa tratra niaraka tamina zaza tsy ampy taona.
de ahoana le hirany hoe"mampalahelo raha ny mpanamaian nogadraina??????...
suite
répondu par bogar le 23/02/2007 12:03
fijo
(
10/02/2007 06:16)
mivavaka
amin'izao andron'ny fandrosoana sy ny fikarohana siantifika izao ve,tsy tsapanareo hoe fandaniana andro sisa le hoe mivavaka?...
suite
répondu par tywa68 le 05/03/2007 20:36
