Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo ( 08/02/2007 22:52)
tahirintsary
sali aby. aiza kay no ahitana ny tahirintsary rehetra tato?... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/02/2007 16:56
fijo ( 08/02/2007 00:00)
politika fisokafana
raha nikabary ravalo tamin'ny voalohan'ny taona,dia nilaza fa hisokatra ny politikany,ka antsoina izay vonona hiasa rehetra. dia avy dia nisaina ny mpanohitra fa hisy seza hozaraina izany eo.kanjo di... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/02/2007 07:57
fijo ( 25/01/2007 23:54)
namana mada
miarahaba antsika rehetra. ny zavatra tsapa sy ita aloha,dia ny namana mada no tena "section"mavitrika indrindra amin'ny namana misy. ka mba naika hampiditra sosokevitra aho,hoatao fitadiavam bola h... tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 22:51
fijo ( 24/01/2007 06:02)
hira namana
raha mba mifidy hira ho fahalalana ny "namana serasera"isika,dia inona no tiantsika. -namana"tsiakoraka" sa inona????mahaleo koa toa misy hira miresaka io namana io.... tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 22:40
fijo ( 11/01/2007 23:30)
gitara basy
mba homeo ahy hoe ry zalahy ny filahatry ny tady amin'ny gitara basy.fa toa henoko hoe tsy manaraka ny "mi-la- re- sol -si -mi"... tohiny
novalian'i fijo ny 12/01/2007 21:12
fijo ( 22/12/2006 22:40)
misaotra ny namana
dia misaotra ny namana rehetra nandray anjara mavitrika teto ny tenako,fa dia variana tokoa. hisintaka kely moa izany aho hatramin'ny janoary ,ka mino aho fa tsy hangina ny eto fa hitoy hatrany ny se... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/12/2006 21:14
fijo ( 20/12/2006 22:17)
ny olana ao mada
mahatsikaritra aho,fa isika eto,dia tsy mahay mifankahazo.ny tiako lazaina dia tsy hafaka maka ny toeran'ny iray ny andaniny. ny anton'io moa dia noho isika tsy dia nifangaro loatra."izany hoe ny avy... tohiny
novalian'i madera2 ny 23/12/2006 18:11
fijo ( 20/12/2006 21:06)
kotity sy fidy
niodina ny baolinaka dia indro fa tafahaona indray i kotity sy fidy le;ndao vinavinaina ny resaka ary. -kotity:"ah karakory moa jeneraly,tonga ato koa moa anao?" -fidy:"tsy ita letsy fa nentim po ah... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2006 22:40
fijo ( 15/12/2006 21:28)
rajaonarivelo pierrot
maninona kay ingahy io raha izao no miverina mody amin'izay e.toa maika be mantsy izy teo.... tohiny
novalian'i fijo ny 19/12/2006 23:27
fijo ( 12/12/2006 23:10)
hoavy politika
vita milamina izao iny ny fifidianana.itantsika ny vokatra"na dia tsy mbola ofisialy aza". izay lany dia voafidimbahoaka izay. fa ndao hoe mba asiana jery kely ny hoavy politikan'ireo mpanao politik... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2006 22:04
fijo ( 07/12/2006 20:38)
andraso ny vaovao ofisialy vao....
dia ita izao raha ny vaovao tsy ofisialy,fa mitarika indray ravalo ao toliara. de hilaza indray ve ny sasany fa nisy halabato,nefa teo nitarika lahiniriko,tsy nisy io resaka halabato io?????????? ka... tohiny
fijo ( 06/12/2006 23:36)
dia milaza fa hisy 2eme tour
he he he ,รด ry zalahy an,iny aza efa reraka tsy naharaka ny famatsiana ny ankilany,ka raha tena asiana dingana faharoa eo ve tsy hisy hitrosa hivarotra vady ao??????le vady nefa eo tsy misy aka atao ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/12/2006 00:50
fijo ( 06/12/2006 22:10)
pety
efa itako ny "midi mada "alakamisy ka tena misy vaovao lehibe,fa naika hosamborina i pety tao fianara,fa lasa nitsoaka nandositra.tsy ita izay misy azy izao.??????... tohiny
novalian'i jigs ny 18/12/2006 08:54
fijo ( 30/11/2006 23:59)
mpanohana ravalo.
misy namana milaza ato,fa ny mpanohana andravalo,dia manohana azy satria izy avy ao tana.izay fotsiny. -aza hadino ry ise;fa ratsirahonana ny hasina,elie,dia samy avy ao tana,nefa ravalo no tohanana... tohiny
novalian'i Lalah ny 03/12/2006 23:10
fijo ( 29/11/2006 00:00)
ry hasina sy ry pety.
vita ilay fiarahana manao propa tao alarobia izay no kasaina hoatao hanoherana ny daty ny 03 dec.tsy ilana sary ngamba fa ny gazety rehetra dia nilaza fa zara raha nisy olona tao.ny mpikabary aza moa ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:43
fijo ( 23/11/2006 23:38)
dia manimba sy mandrava ary mitady ady.
ny mpanao politika sasany,dia tena mampalahelo mihintsy,satria dia tsy miova mihintsy,fa dia ireo foana no mba zavatra takatry ny sainy. ary ny hoavin'ny firenena ve mba efa nosainina sa dia ny mandr... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 23:08
fijo ( 23/11/2006 23:07)
aradalana
aiza ihany ny mpanohitra amin'ity aradalana ity e????? tsy ekena ny daty ny 03 dec fa tsy aradalana e,"nefa misy mpahay lalana milaza mazava fa aradalana io" izao indray manohana olona mpanongana fa... tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2006 23:11
fijo ( 21/11/2006 22:58)
fanontaniana?????
vao nanomboka ity resaka fifidianana ity,dia nanomboka ny mpanohitra hoe tsy aradalana io.aiz ano daty tena izy??????maninonna no tsy miala i ravalo.tsy ekena io daty io,izay lany eo tsy aradalana,iza... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:27
fijo ( 21/11/2006 22:42)
ny lalana tsy azo hoanina?????
ireo mpifaninana rehetra amin'ny filoha amperinasa ireo dia mitsikera,fa ny lalana dia tsy azo hoanina. gaga aho,satria raha olona mikasa ny ho filoham pirenena no tsy mahalala,fa io lalana io,no ant... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:30
fijo ( 21/11/2006 22:37)
hoy ny mpahay lalampanorenana.
jereo ny gazety fa misy fanadihadiana nataon'i resampa zanany any.izy dia mpahay lalana manokana momba ny lalampanorenana. azavainy tsara ao,fa legaly tsara mihintsy io daty ny 03 dec io,ka izay mano... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:31
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0907