Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo ( 25/01/2006 04:16)
hafatra tsy mety hita
misy hafatra iray mipetraka wa isaky ny miditra ato aho,nefa tsy mety hitako le hafatra,ka atao akory ny mitady azy?... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2006 21:34
fijo ( 24/01/2006 21:54)
mbola ravalo ihany no holany.
Dia samy efa maneho ny haviny moa izany,ny mpifaninana rehetra. hilatsaka i ratsiraka,miandry fotoana i lahiniriko,tsy hay be ihany i ramarosaona alin,i zafy koa tsymamela mahazo. ary ny mpifanandri... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2006 22:28
fijo ( 24/01/2006 21:11)
salady
asa izy ity,na efa nisy nanao na tsia,fa mba hevitra hitako androany dianataoko ary tsara. te ihinana anana be aho,dia le salady mitapelaka be ireny no novidiako.dia nataoko niaraka tamin'ny henakiso... tohiny
novalian'i Vahinala ny 03/02/2006 20:05
fijo ( 19/01/2006 22:13)
abrahama,ismaela ary jakoba.
araka ny baiboly dia abrahama no rain'izy roalahy ireo. manaraka fandaharana misy fikarohana atao mikasika ny baiboly aho.amin'ny "arte"isaky ny aprem di amiverina ny alina be. jiosy sy amerikanina ... tohiny
novalian'i Veloo ny 25/01/2006 17:02
fijo ( 18/01/2006 04:34)
fifamelana hono e,
amin'izao fotoana izao,dia midradradradra ny mpanohatra ,fa tokony hatao ny fampihavanam pirenena,sy ny famelana fao be ao madagasikara. nisy tranga efa nisy mitovy amin'io,izay nitranga tany chlilie... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:19
fijo ( 18/01/2006 04:24)
"sage" hono.
raha namaky ny midi androany aho dia lasa saina ihany nahita ity lahatsoratra iray mikasika ny olona dimy lazainy fa azo hianteherana raha toa ka."sage" hono. ny olona voatanisa tao moa dia ny kardin... tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2006 21:08
fijo ( 11/01/2006 20:59)
mainty aho.
mihaino vazo gasy aho ,dia maheno ilay hira hoe:"mainty aho" lazainy fa mainty izy ka izay no tsy hitiavana azy. io dia fahambaniantsaina.ny fitiavana dia voafetran'ny safidy.mety hisy mainty nefa t... tohiny
novalian'i pitchou ny 23/01/2006 18:03
fijo ( 05/01/2006 22:07)
hafatra
hery an,tsy aleo ve averina hita ihany ny hafatra rehefa miditra forum,fa indraindray ny tena misy mandefahafatra nefa tsy hita le izy raha tsy miditra namana ny tena,izany hoe raha varina miforum,dia... tohiny
novalian'i hery ny 10/01/2006 07:09
fijo ( 22/12/2005 21:21)
ary mba taiza i ngahy pasy???
araka ny efa haintsika,dia indroa no nandamoka ny hezaka nataon'ny mpanohitra tao tana."malakam sy 13 mai". ny zavatra tsikaritro,dia tsy hita mihintsy rapasy"andriamanjato" nandritra ireo hetsika na... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:33
fijo ( 16/12/2005 21:58)
tanindrana manampahaizana.
azafady miala fondro amin'ny tany masina fa tsy misy fanambaniana ny holazaiko eto fa milaza ny zavatra hitako aho. maro ny tanindrana no mahay sy tena misaina tokoa(za lehibe tany ka hitako izany)ne... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2006 20:05
fijo ( 09/12/2005 19:18)
amin'ny 17 desambra hono
dia raikitra fa amin'ny 17 desambra indray hoy ny mpanohitra.eo an kianja malaza. tsy manaiky ny famoriana politika intsony kosa aho hoy ny ben'ny tanana. andaniny miaramila,ankilany rezervista.humm... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2005 20:59
fijo ( 07/12/2005 21:41)
solika malagasy
gazety "mada tribune" androany.voalaza fa efa sura fa misy solika ao mada,ary hanoboka amin'ny 2010 ny fitrandrahana.efa misy isa nomena mihintsy aza ao.ka nahagaga ahy.ianareo any antoerana ve efa ma... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2005 20:44
fijo ( 01/12/2005 05:36)
clonazy rajesosy
nisy nahita ve iny fandaharana iny? nisy mananmpahaizana amerikanina nangataka ary neken'i joany paoly II,hanao klonazy an'i rajesosy,ka ny sela anovana izany dia alaina avy amin'ilay lamba ao turin.... tohiny
novalian'i Mifenty ny 18/12/2005 08:46
fijo ( 30/11/2005 21:37)
viagra
vaovao henoko androany.aty frantsa izao dia azo hitsaboana tension ny viagra,satria hono mampisokatra ny lalandra;ka manome lalana tsara ny ra hakany amin'ny fo. hummm ka hanoa akory izany izao izay ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/12/2005 19:34
fijo ( 25/11/2005 12:20)
voninahitsy J E
ekeko tanteraka ny hilana ny fisian'ny antoko mpanohitra ao amin'ny firenena iray,fa ny ao amintsika dia tsy haiko hoe tena mpanohitra ve no misy sa inona. jereo anie ireo vaovao hazo farany momba ir... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2005 21:01
fijo ( 18/11/2005 05:39)
tondrom peo ricky
sali daholo e, izay manana letsy nareo an,mba mitady tondrom peo ny hiran'i ricky aho e,"izy " sa hoe izy indrindra no lohateniny. raha misy hafa moa vao miha soa be. misaotra eeeeeeee... tohiny
fijo ( 21/09/2005 22:35)
fanonganana avy aty ivelany.
gaga aho androany 21 sept,raha namaky ny gazety madagascar tribune,fa voalaza ao fa misy ambasady efatra lehibe mikasa ny hametraka ny tetezamita ao madagasikara. ny fomba hentina anaovana izany dia,... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/09/2005 16:44
fijo ( 14/09/2005 22:44)
toa tsy niova loatra le toetsaina an.
jereo anie ity zavatra voasoratra tamin'ny taona 1861 inty e:"un tel engouement pour le costume européen,...en donnant naissance à un certain désir d'ostentation,il incita bon nombre de gens à se ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2005 20:15
fijo ( 07/09/2005 22:03)
resaka trano any mada
maheno aho ry zareo fa misy trano vao ahorina amin'iny lalana vaovao ,miainga avy eo iavoloha mahazo an'ny lalan'ny tamatavy iny,ka izay mba manana vaovao dia mba omeo hoe. misaotra mialoha e... tohiny
novalian'i mik ny 14/09/2005 10:47
fijo ( 31/08/2005 20:47)
mba fantatrao ve????
fantatrao ve fa "RADAMA II" dia nitondra roa taona monja."1861-1863" ary indrindra,hainao ve,fa ny hiram pirenena natao tamin'ny nanosorana azy ho mpanjaka dia ny"GOD SAVE THE KING" inona re no nisy... tohiny
novalian'i fijo ny 13/09/2005 22:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0653