Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo ( 30/04/2008 21:50)
olana kely be
resaka finoana no ataontsika eto.ary tena miroborobo tokoa ity dinika iray ity. misy zavatra tsapako anefa amin'ny namana katolika eto amin'ny forum eto. raha miserasera eto isika,dia matetika mandr... tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2008 13:51
fijo ( 24/04/2008 20:21)
i kanto wa tsssssss
vao niditra tany mada i kanto,dia nenjehiny mafy ny fomba gasy momba ny famadihan afa ,fomba tsy mendrika,sy milalao faty.fombany tsy mpino sns.ary dia maro mihintsy aza ny mpino kanto no tsy mety mam... tohiny
novalian'i zoupi ny 06/08/2008 12:51
fijo ( 23/04/2008 21:11)
ilay boky
io boky io ve ,vao voasoratra avy dia masina???????... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2008 20:52
fijo ( 22/04/2008 18:57)
izany hono
Richard Andriamanjato Regard critique sur les institutions protestantes mardi 22 avril 2008, par Manjaka Hery Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title=... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2008 21:36
fijo ( 17/04/2008 21:35)
faty mitsangana
ny kristianian ve mino ny fisian'ny faty mitsangana any tuliary????... tohiny
novalian'i fijo ny 02/05/2008 21:06
fijo ( 16/04/2008 21:24)
lebeno any zamerika
dia re fa tonga soa any zamerika indray i lebeno. faly sy ravo aloha ny filoha lobolobo fa mba nandray azy,satria efa ho dila ny fotoana ahazoana mipetraka ao an trano fotsy. saingy zamerika moa... tohiny
novalian'i fijo ny 02/05/2008 20:58
fijo ( 04/04/2008 21:29)
raha toha ka.
ry zareo mpino an'i jesoa an,raha izao i jesoa no miverina eto,ka hanontaniana hoe : "inona kay no tena tianao hoataonay ?" dia mety ho izao no valiny: "ny tiako ,dia ny ahatonga anareo hanaraka ... tohiny
novalian'i fijo ny 09/04/2008 21:02
fijo ( 29/03/2008 05:53)
hoan'i rakapy sy rabilabila akamako
http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/xr8it_aminny-anaranny-ray_music... tohiny
fijo ( 26/03/2008 21:45)
hafa ihany wa zampoly.
.vao nahazo ny seza fiandrianana wa i lebeno,dia nivoak any tantara,fa kay tanora "hitlerianina i lery fahiny" heeee ,hafa ihany wa zampoly.ilay noporetin'i hitlera fahiny ny fireneny. .avy eo d... tohiny
novalian'i pissoa ny 22/04/2008 21:42
fijo ( 21/03/2008 21:26)
ity jesoa nareo ity ry zalahy mampanahy ka.
jereo anie e, i bouda dia velona boudista,maty boudista. i mahome,dia velona silamo maty silamo. i krishna sa iza koa,dia velona indou ary maty indou. fa ity anareo ity no hafa sy mampanahy.fa v... tohiny
novalian'i fijo ny 04/04/2008 21:15
fijo ( 14/03/2008 23:18)
hira tsara be hoan'izay akamako izay
http://es.youtube.com/watch?v=2M_B3rmeSBg&feature=related... tohiny
novalian'i cutie ny 21/03/2008 06:51
fijo ( 14/03/2008 21:10)
voalaza fa niakatra hofaty lery???
efa haintsika fa ,i jesoa dia nahalala hoe hofaty izy raha vao mankany jerosalema,io fahafatesany io nefa dia voalaza fa nilainy mba ahavitany ny iraka. hiarahantsika mahalala koa fa mbola "sekta"r... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2008 21:46
fijo ( 14/03/2008 05:51)
ity hira hoanareo mpino
http://www.dailymotion.com/relevance/search/%2Bmami%2Bbasta/video/x4fl9d_mifona-aho-ry-raiko-o-mami-basta_music... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2008 22:09
fijo ( 13/03/2008 19:55)
io finoana io wa ratsy
odorany ny fananany an-tapitrisa jeudi 13 mars 2008, par Nivo T. A. Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title= Loza no nafitsok’ity raim-pianakavian... tohiny
fijo ( 12/03/2008 23:12)
hay ve ra hery ity ka???
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rija%2Bramanantoanina/video/x3p064_mila-tsy-rija-ramanantoanina-par-he_music... tohiny
novalian'i chrislyd2 ny 26/03/2008 15:47
fijo ( 04/03/2008 20:33)
inona indray hono ity???
Ambondrombe Nifanandrina tamin’i Belzeboba ny Apokalipsy mardi 4 mars 2008, par Hery A. Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title= Nihantsy an’i ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/03/2008 21:56
fijo ( 19/02/2008 21:29)
namadika an'i lery marina ve i jodasy???
io moa no lohatenin'ilay fandaharana tamin'ny alahady tolakandro tao amin'ny la2. ny mpandray anjara tao dia maro ny mpanoratra boky sy mpahay tantara,fa nisy pretra 3 koa tao dia : -pere Hérvé Gi... tohiny
fijo ( 14/02/2008 23:51)
baiboly ihany dia ampy.coran ihany dia ampy
azafady ry namana isany fa mankarary sofina le loahevitra saingy apetrako ihany. ny silamo mantsy,(ny jiosy koa angamba)dia manizingizina fa io coran io ihany dia ampy azy.ary izay voalaza ao dia m... tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2008 21:53
fijo ( 14/02/2008 21:19)
pierre etienne
izany ka mendrika, io rangahy io dia pretra eto frantsa.niresaka tao amin'ny radio RMC izy androany satria voahantso any amin'ny fitsarana. ny maha samy hafa azy amin'ny sasany dia izy no nanao izay... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2008 22:59
fijo ( 13/02/2008 23:11)
baiboly ihany
dia namaly izany ny protes fa ny baiboly ihany dia ampy,ahalalany an dandriamanitra sy ny rehetra tiany hofantatra momba izany. mazava izay.ka ity ary hoantsika namana protes.ita ao anaty baiboly ve ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/02/2008 23:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1053