Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo ( 21/04/2009 22:16)
filoha
mampiomehy mahamenatra ny zava misy any amintsika,fa manana filoha roa isika izao. ny filoh airay dia any antoerana,(filohan'ny HAT)izy dia manome baiko sy manana n yfahefan aao madagasikara.ary mife... tohiny
novalian'i fijo ny 22/04/2009 21:45
fijo ( 16/04/2009 19:53)
la frantsa
may volotratra ny frantsay ka manomboka mivadika,milaza indray ry zalahy fa fahefan atsy fantatra hoe avy aiza no ananan'i andry.nefa teo nihazakazaka nilelaka ny vo...ahita ko aireo franstay ireo ani... tohiny
novalian'i fijo ny 17/04/2009 22:22
fijo ( 15/04/2009 21:25)
mpanoa politika maty
amin'izao fotoan aizao,dia tsy mbola tena hay izay ten ahiafaran'ity resaka ao mada ity.raha tena tafaverina i ravalo,izay hinoako ,fa mbola ho tafaverina eo,dia hisy ny mpanoa politika izay hofaty ho... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 16/04/2009 13:01
fijo ( 10/04/2009 19:32)
governemanta HAT
manontany ten any vahoak a(misaina)hoe,ary maninona no tsy mbola mety feno foan aio governemanta HAT io?????hatramin'izay anefa mihazakazaka ny rehetra hidiitra amin'izany titre hoe "minisitra izany" ... tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 14:44
fijo ( 03/04/2009 19:44)
RATSIRAKA,RAVALO,ANDRY
ny zavatra tsy vitan'i RATSIRAKA 25 taona,nataon'i RAVALO tao anatin'ny 7 taona,Ary noravan'i ANDRY 2 volana. i andry izany no tena mafy indrindra.hummmmm tgv e... tohiny
novalian'i milamm ny 06/04/2009 13:29
fijo ( 02/04/2009 21:52)
minisitry ny fiarovam pirenena.
maninona no tsy mbola misy minisitry ny fiarovam pirenena ny "governementa roindefo nefa tany misahotaka i madagasikara? ny mety ho antony dia izao. _ny capsat ,dia tsy manaiky raha tsy olona ekeny ... tohiny
novalian'i fijo ny 03/04/2009 20:11
fijo ( 25/03/2009 23:47)
inona ihany no tena izy e?????a
vao itako tamin'ny gazety"le figaro" androany ity:"sida:le vatican reconnait l'efficacite du preservatif en ouganda"ka izy iona enao mihaiky nyasa dia mamela azy na tsia,fa aza manao resaka manakoront... tohiny
novalian'i fijo ny 01/04/2009 21:43
fijo ( 24/03/2009 23:43)
pretra sy fanambadiana
france 2 tamin'ny alahady ihany.no nanambara,fa manomboka maro izao ny pretra no manana sipa,no efa manomboka mitaky ny ahafahan'izy ireo manambady sady manohy ny asany.i abe pierre moa dia efa nanoka... tohiny
fijo ( 21/03/2009 05:19)
mazava ny lalana hizorana ry zalahy
araka ny filazan'ilay pretra nanala tsy ho mpandray kominio ilay renin jaza (9 taona avoaholana ary nitoejaza kambana)ka nesorina.dia tsotra.ny fanolanana dia maivana kokoa noho ny fanalana zaza. mar... tohiny
novalian'i xxx ny 09/04/2009 12:57
fijo ( 19/03/2009 21:31)
ramaroson
itako tamin'ny gazety midi homaly fa to anisy nandroba tao ko any tranon'i ramaroson tao andoharanofotsy???hummmm milay wa ity lalao ity... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:18
fijo ( 16/03/2009 00:30)
tgv
manomboka matahotra sy tsy maharitra i andry,satria manomboka tsapany fa mih amandao azy ny vahoaka notaritiny. maro mantsy ireo vahoaka ireo no tia azy ,fa manda ny goaikantitra mijapy azy. maro ko... tohiny
novalian'i xxx ny 16/03/2009 01:33
fijo ( 11/03/2009 20:41)
may sa ahoana???
ny vaovao milaza fa may ny tranonn'y solombavam bahoak atim tao ankadifotsy.ny namana eto milaza fa niaro izany ny vahoak aka tsy may.iza no marina?... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2009 20:50
fijo ( 10/03/2009 21:12)
pretra ao brezil
tena efa mihevitra nytenany ho tsy eto an tany ve sa ahoana???? ny zavanisy dia ,nisy ankizy vavy kely 9 taona novetavetan'ny raikeliny ary bevohoka (kambana).nasain'ny reniny nesorina ireo zaza ireo... tohiny
novalian'i fijo ny 19/03/2009 20:47
fijo ( 06/03/2009 19:35)
odon
niseho tamin'ny tena hendriny ny anareo.hay mpanohanaTGV ilay kary.maty aho mopera... tohiny
novalian'i xxx ny 07/03/2009 08:33
fijo ( 05/03/2009 19:49)
sao dia tokony hovaina ny mpitantana ity resaka politika
toa ny mitranga any an tanana,dia misy manararaotra be koa ny resaka politika eto,ary mameno sy manakana ny hafa tsy hisera.ka asa izay tena antony,na ny tomponandraikitra no mamela azy,na ahoana ,f... tohiny
novalian'i fijo ny 06/03/2009 20:30
fijo ( 04/03/2009 21:05)
ratsivalaka
de mba ahoan aizany i nenitoa ratsivalaka ry zalahy???sa nisitrika koa iny?... tohiny
novalian'i xxx ny 04/03/2009 21:48
fijo ( 03/03/2009 22:19)
ny famakiana baiboly
raha niresaka momba ny niandohana tao amin'ny FR2 ny pretra iray"FRANCOIS EUVE"jezoita izy ary fizisianina ihany koa no pretra.dia izao no nolazainy. raha profo no tadiavina hanamarinana ny niandohan... tohiny
fijo ( 19/02/2009 20:05)
mininter
de tafiditra tao ny tgvista,de nanova ministra ny atitany ravalo.de inona no hitranga rahampitso???eo no tena ahitana azy,fa di amiandry ny vaovao isika... tohiny
novalian'i xxx ny 20/02/2009 08:41
fijo ( 18/02/2009 21:18)
miaramila herim pamoretana
rehefa nitranga ny asa nataon'ny miramila tany madagasikara,dia maika ery isika nilaza fa hery famoretana. misy korontana koa izao any amin'ny dom,antille,inona no avy dia natan'ny zandary sy polisy ... tohiny
novalian'i klitika ny 19/02/2009 03:52
fijo ( 12/02/2009 20:11)
inona indray re ity nataon'i lebeno e???
dia niarah anaheno indray ny zavatra nataon'i lebeno ,namerina ao anatin'ny fianakaviamben'ny kanto ireo pretra "integrista"efa nahoraka ny resaka vao mody nanintsy ny dia lebeno ka nilaza fa tsimaint... tohiny
novalian'i fijo ny 20/02/2009 21:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6558