Liste des messages

Liste des messages, inserés par fijo, par ordre de date
fijo ( 16/09/2009 21:56)
ha ha ha eshhhhh e
La HAT a décidé en conseil des ministres de faire venir l’armée lybienne pour assister l’armée malagasy, vaovao notsongaina tao aminn'y gazety "topmada" oka letsy ... suite
répondu par patrick2002 le 18/09/2009 01:11
fijo ( 15/09/2009 22:28)
rossy
voaroaka tampoka teny ivato i rossy.ary lery koa voa lava an... suite
répondu par fijo le 17/09/2009 22:18
fijo ( 12/09/2009 19:58)
11 septembra madagasikara
diso ny TIM, ny tenako dia manohan any aradalana,io dia tsy miova,saingy omaly dia homeko tsiny ny mpitarika ny mpomba an dravalo. homeko tsiny ,satria efa nifanaraka fa hiarak any firehana telo;"ra... suite
répondu par fijo le 15/09/2009 23:01
fijo ( 01/09/2009 22:47)
feom-baovao
Investisseurs « saoudiens » Une ardoise de 3000 euros de frais d'hôtel 2 milliards de dollars. C'est le montant des investissements que des hommes d'affaires saoudiens promettaient de faire... suite
répondu par pikatti le 02/09/2009 20:55
fijo ( 12/08/2009 20:48)
Mr felix d'antsirabe
manahy mafy ny amin'io rangahy io aho,fa toa hendry lavitra noho i ngahy odon izy ,ka mety hanelingelina andry zareo.hatramin'izao,dia tena fampihavanana no ataony ,fa tsy toa ilay raika lahy mpitarib... suite
répondu par fijo le 14/08/2009 20:39
fijo ( 07/08/2009 22:07)
tgv
nisy fandaharana tamin'ny tv androany "paroles du monde"dia nisy vazaha mpanao gazety tany mada niresaka tao.izy dia nanaraka ny "tgv "mandrapahatingan'i andry eo.dia nilokaloka mihintsy andry hozy fa... suite
répondu par Noue le 08/08/2009 07:24
fijo ( 06/08/2009 21:29)
presida
raha izao no voasonia ,fa i ravalo mijanona filoha fa ny hat tarihin'i andry no manana ny fahefana,ary zafy sy didy no mitarika ny (CRS) izy teo,dia sahiko ny milaza fa ,amin'izay vao sahy hiseo amin'... suite
répondu par xxx le 10/08/2009 08:47
fijo ( 05/08/2009 20:42)
ravalo???
ahoana tokoa re no ataon'i ravalo,raha izao i ratsiraka sy zafy ary andry no milaza hoe manao sonia izahay raha samy tsy misy milatsaka intsony isika???????? kaykaykay,hisy raharaha be ao an. izany ... suite
répondu par fijo le 07/08/2009 22:15
fijo ( 30/07/2009 19:26)
BEPC
nanontany ny ankizy ny HAT hoe tanisao izay zavatra vitany, dia mba hoanontaniako ary ianareo mpomba azy,mba tanisao hoe ny zavatra vitany hojerena tokoa?????? tsy izay notokanany akory ,fa izay ten... suite
répondu par pikatti le 02/08/2009 19:12
fijo ( 22/07/2009 22:27)
ny marina
hoanareo milaza zavatra ,mba mahalala ny atao hoe marina. rehefa miteny zavatra dia arosoy ny porofo,fa tsy hoe (manao xxx i fijo)nefa tsy mahita na porofo iray aza. izao indray koa hoe (magro no ma... suite
répondu par fijo le 23/07/2009 20:05
fijo ( 19/07/2009 19:11)
loza ity
BREAKING NEWS MADAGASCAR : 2 AGENTS DE SECURITE DE VIVA EXECUTES, EXPLOSIONS DANS DES CAMPS MILITAIRES 19 juillet 2009 par njnb La tension remonte à nouveau dans la capitale malgache depuis le c... suite
répondu par xxx le 20/07/2009 13:23
fijo ( 18/07/2009 19:21)
hoan'ni patrick2000
17. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 18-07-2009 09:42:40 Lohateny : Re : Resy lahatra hono ny pro-HAT Hoy i benkintana: Efa koboko anie lery le nila vanony t@ lah iny fijo e, kay nedala ty tena... suite
répondu par benkintana le 20/07/2009 15:48
fijo ( 16/07/2009 21:35)
de ahoana indray hono ity ry zareo an
Monja Roindefo Appelé par des adeptes du Doany Andriamisara à se porter candidat jeudi 16 juillet, par Bill Surprise ce mercredi 15 juillet quand le correspondant de la Radio Nationale dans ... suite
répondu par fijo le 17/07/2009 20:26
fijo ( 15/07/2009 20:02)
hay ve ny HAT ka????
Politique Invité du lundi, Rija Rajoelina « Mes relations avec le Président de la HAT génent certains » Parce qu'il a de surcroît le méme patronyme que le président de la HA... suite
répondu par fijo le 19/07/2009 19:54
fijo ( 05/07/2009 21:52)
misaotra ny tgv ny vahoaka fa niha tsara ny fiainana
A LA UNE (06/07/09) Crise. Un peu plus de trois mois après le coup de force qui a provoqué la fuite de Marc Ravalomanana et la prise de pouvoir par Andry Rajoelina, l’économie ne cesse de s’... suite
répondu par fijo le 08/07/2009 21:02
fijo ( 02/07/2009 21:31)
hat tgv
milamina ihany ny aradalana,fa ny tsy vitantsika amin'ny herisetra,dia ny ekipan'i ratsiraka sy zafy no hanao azy.ary ahita raharaha ireo tgv ireo,fa ireo miaramila resep ireo ihany no havadik'i ratsi... suite
répondu par pink le 04/07/2009 12:21
fijo ( 26/06/2009 20:26)
politika
miarahaba ny namana rehetra amin'izao andro sarotra izao. ity resaka politika sy fivavahana ity,dia matetika mitarika ady sy fisarahana hoantsika malagasy. ny antony dia satria isika tsy mahay manoh... suite
répondu par Noue le 27/06/2009 19:59
fijo ( 24/06/2009 21:22)
varotra rano
efa tamin'ny andron'i ravalo no efa nisy io tanjona hivaritra rano io,fa tamin'izany moa dia ry tgv no nilaza fa varotra tanindrazana io,izao nefa toa hivarotra ihany koa ry zalahy. amiko dia tsy oal... suite
répondu par benkintana le 28/06/2009 21:42
fijo ( 19/06/2009 22:38)
marary "h"aty
Grogne des militaires Promesse non tenue. C’est ce qui provoque actuellement la grogne des militaires. En effet, le président de la HAT, Andry Rajoelina, leur a promis une augmentation de salaire... suite
répondu par xxx le 22/06/2009 21:08
fijo ( 19/06/2009 21:49)
hat sy ny olany
Un adage malgache dit : « Ny olona tiana no tenenina » (Ce sont les gens qu’on aime que l’on avise). Car, les beaux parleurs, eux, vous tuent à petit feu. Aussi, qu’Andry Rajoelina agisse... suite
répondu par fijo le 20/06/2009 21:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0519