Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo ( 29/04/2010 18:10)
demokrasia TGV
La liberté de la presse a encore reculé dans le monde en 2009 La liberté de la presse a encore reculé dans le monde en 2009, pour la huitième année d'affilée, affirme l'ONG américaine Freed... tohiny
novalian'i pikatti ny 30/04/2010 00:49
fijo ( 07/04/2010 21:04)
io ary fa mifanipaka
vita hatreo ny an'i noely,voahendaka ra"jeneraly" noely lehibean'ny capsat"de iza koa re,de iza koa re ny manaraka???... tohiny
fijo ( 16/03/2010 21:47)
omar
hilatsaka ny sazy izay tsy azo hiodivirana,dia efa mifanondro ao ry foza iray arona,ny HAT misy milaza fa ny HCC koa no diso nanaiky an'ny andry teo, fa lasa ny saiko,ary i ODON izany dia hafaka main... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2010 21:40
fijo ( 15/03/2010 22:05)
mananjary/lalana???
mimenomenona ny vahoaka fa simba sy tapaka ny lalana ao mananjary,ka miha lafo ny fiainana??????aiza daholo le mpanao politika nilaza hoe "fa ngah ny lalana azo hoanina"??????... tohiny
novalian'i fijo ny 16/03/2010 21:42
fijo ( 06/03/2010 22:58)
andriamanitra????
araka ny hevitrareo mpino azy,lahy ve sa vavy io andriamanitra io????????mahita mantsy aho etsy ambany fa misy avy dia sahy milaza fa "lahy" andriamanitra,ka nahagaga ahy ilay izy.... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:23
fijo ( 04/03/2010 20:23)
foza iray harona
Teny ifampierana» Nirava maina ny mpivory, tsy nisy zavatra tapaka omaly Saika mpanohana an’Ing. Andry Rajoelina ny ankamaroan’ireo mpizaika. Dia hita anefa fa toa miady an-trano izy ireo. F... tohiny
novalian'i fijo ny 07/03/2010 22:06
fijo ( 26/02/2010 22:37)
hay vyyyyy
Rolly Mercia dévoile que des hautes personnalités de la HAT sont derrière la vague d’insécurité 23/02/2010 Publié dans Politique Rolly Mercia fait son enquéte Rolly Mercia fait son e... tohiny
novalian'i fijo ny 03/03/2010 22:37
fijo ( 26/02/2010 22:02)
voa koa ny prost
dia lasa vaovao mahoraka ao alemana,ny fametrahampialan'ny lehibean'ny pros ao aminy. ny anton'io fametrahampialana dia tsotra. -tratra nitondra fiara nandika afo mena i ramatoa lehibe. rehefa noje... tohiny
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:28
fijo ( 25/02/2010 21:54)
mety ho izany ve???,,
Définition du mot : pédophile Adjectif singulier invariant en genre qui manifeste une attirance sexuelle pour les enfants Nom masculin singulier personne qui manifeste une attirance sexu... tohiny
novalian'i fijo ny 27/02/2010 22:32
fijo ( 17/02/2010 21:01)
ary aiza aby kay le?????
-PPN avy any arabia? -le vary sy menaka mora vidy? -le vola 50 000 000€ efa vonona hanampiana raha vao azony fitondrana? -le fahafahana sy demokrasia nampanantenana teny an kianja? -le fahaf... tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2010 20:38
fijo ( 29/01/2010 08:04)
sao mba misy
sao mba misy mahita ny sarin'i bitrokely aty frantsa,fa toa efa mandehandeha any hono.... tohiny
fijo ( 26/01/2010 20:11)
silamo eto frantsa
nijery vaovao aho aninkeo dia nahita fa efa manomboka misy sahy miseo ny silamo manohitra ilay "firehana silamo tery saina" ny imam avy ao drancy dia nilaza mivantana ary niseho tarehy fa tsy misy fi... tohiny
novalian'i fijo ny 11/03/2010 23:20
fijo ( 21/01/2010 21:08)
monja rohindefo
mampiomehy ahy ihany ranamana ity. isan'ireo nanongam panjakana lery,ary nony nesorin'ny akamny teo,dia nilaza fa ratsy ny manongam panjakana"nefa aza ny azy le fosika an" isan'ireo mitsikera an d... tohiny
novalian'i fijo ny 22/01/2010 20:45
fijo ( 20/01/2010 20:51)
fitiavana sy finoana
milaza ny mpino fa andriamanitra dia fitiavana.izany hoe le finoany io dia mitarika fitiavana. raha sipa sy bandy samy hafa finoana anefa no tafaraka,dia ady lava no aterany noho io tsy fitoviana fin... tohiny
novalian'i fijo ny 04/02/2010 20:28
fijo ( 19/01/2010 20:29)
lebeno
dia hita sy re tamin'ny fahita lavitra fa niaro an'i PI 12 indray lebeno,noho ireo fahanginana nampiteny ny maona nataon'i pi12 teo anatrehan'ny fandripahana ny jiosy tamin'ny ady lehibe faharoa.hummm... tohiny
novalian'i fijo ny 26/01/2010 20:18
fijo ( 04/01/2010 22:17)
hoadaray re ry fis e
inona indray re ity ry HAT e,mba tandremo wa ireo zazamaditra ireo Kolonely tafiditra amin’ny halatra vola roa gony Manamboninahitra iray mitondra ny galona kolonely no voarohirohy tamin’ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2010 22:19
fijo ( 04/01/2010 20:45)
hetram piangonana
raha ny resaka mandeha ,di ahakana hetra ny fiangonana.izao izany vao tsapa fa be"kil" ny fiangonana fa tsy misy "mpivavaka",ka raha "kil" kosa ve tsy aleo hakana hetra e.... tohiny
novalian'i 100tinl ny 04/02/2010 13:56
fijo ( 19/12/2009 07:46)
inona indray ity nataon dratsiraka?????
araka ny vaovao hita tamin'ny gazety ,dia isan'ireo olona anaty lisitra firehana ratsiraka ao amin'ny parlemanta tetezamita ingahy kotity??????fa nivadika inona ity radidy,sa tena mampiseo ny hendriny... tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2009 22:15
fijo ( 18/12/2009 20:54)
2012 hoavy tokoa ka..;;
araka ny resaka efa mandeha sy mahoraka moa,dia hoavy ny 2012 izay lazaina fa hifaranan'izao tontolo izao. tena hoavy tokoa ny 2012 aorinan'ny 2111,ka izao ry zareo an,ho vita ity fiainana ity,ka rah... tohiny
novalian'i Nandra1 ny 02/02/2010 09:36
fijo ( 18/12/2009 20:31)
hummmmm hafana ty zama eeeeeee
dia tonga iny ny voasakana,dia efa nanao ny vavany ambenan'ny tafika mpiaro azy.dia namoak any azy koa zandry kely ,ka nanafoana ny didy nanendrena an'i mangalaza,ary nanedry an'y manorohanta.?????,,h... tohiny
novalian'i dadabe ny 19/12/2009 18:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0648