Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo ( 12/06/2009 20:20)
tgv
efa manomboka mitambatra miady sy manohitra ny tgv sy hat izao ny antoko politika misy hery rehetra.tim,ratsiraka,zafy. izany hoe ny hat ihany no mitady ny hampahalemy azy.ary rehefa izay no hitran... tohiny
novalian'i Noue ny 12/06/2009 21:22
fijo ( 04/06/2009 19:55)
gasy marseille
miarahaba, hoan'ny gasy eto marseille izany dia ny asabotsy 13 juin amin'ny 15h no fotoana ery amin'ny canebiere. tongava daholo e... tohiny
novalian'i fijo ny 18/06/2009 21:45
fijo ( 02/06/2009 21:43)
10 000€
dia mahereza mandoa hetra ry naritsimba sy ny namany ,fa toa tsy hoampy ny saosy raha 10 000€ ny kaly indray alina an.hummmmm milay le revy ka. tsy manao ratsy izy fa rehefa voky ve izy tsy han... tohiny
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:25
fijo ( 29/05/2009 21:48)
indrisy
indrisy,fa dia tsy sahy namaly ilay fanamby ny namana .ka mampanontany tena hoe tena nisy fa fankahalana olona fotsiny no tena izy?????... tohiny
novalian'i Noue ny 30/05/2009 14:47
fijo ( 29/05/2009 18:49)
filoa sa piraty?
http://tf1.lci.fr/infos/monde/0,,4428062,00-quand-un-president-detourne-un-vol-pour-paris-.html... tohiny
novalian'i Noue ny 30/05/2009 14:46
fijo ( 28/05/2009 22:53)
hoan'i naritsimba
satria milaza ise,fa tsy maintsy miteny eo anoloan'ny tsy rariny dia misy fanamby kely ity. ataovy ny lisitry ny zavatra tsy eken'ise tamindravalo ka misy porofo,dia anao izay vitan'ny TGV koa aho.de... tohiny
novalian'i rakaroka ny 30/05/2009 20:31
fijo ( 27/05/2009 18:49)
tantara tsiahy
Samedi Rouge du 7 février 2009 La principale machination machiavélique des TGVistes a été le Samedi Rouge du 7 février 2009 au Palais d'Etat d'Ambohitorohitra (voir reportage Photos) Il fal... tohiny
novalian'i fijo ny 28/05/2009 22:34
fijo ( 26/05/2009 22:49)
sarla kely
ary mba aiza marin aizoa i rasarla kely e????? toa tsy heno intsony???sza nisy nahay noho izy koa tao?... tohiny
fijo ( 22/05/2009 21:18)
vaovao farany
LA UNE (23/05/09) Eléction présidentielle Les anciens chefs d'Etat peuvent étre candidats 14 mois maximum. Il peut se présenter au méme titre que Andry Rajoelina, l'amiral Didier Rat... tohiny
novalian'i xxx ny 23/05/2009 16:41
fijo ( 22/05/2009 19:38)
he he he la frantsa io an
http://jhouhlambout.tsenagasy.com/327/5787/manipulations-sous-haute-tension.html... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2009 08:52
fijo ( 21/05/2009 20:45)
senegaly
naheno vaovao aho ,fa toa tsy noraisin'ny filoha senegalais i andry???marina ve io??? amiko mantsy ,tsy itako izay antony ts ynandraisana azy.tsy aminn'y maha"filoha" azy no andehanany any ,fa aminn'... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 20:38
fijo ( 20/05/2009 20:21)
fampanantenana
hono hoa ry zareo,mba milaza hoe nareo tgv fampananetnana natao teny ankianja ka tanteraka izao??? tsy ilaina ny sadecaiza izao? tsy ilaina ny faneken'ny vahiny.aiza izao? efa misy 50 millions any.... tohiny
novalian'i fijo ny 22/05/2009 21:09
fijo ( 12/05/2009 22:25)
andry
i andry rajoelina io aloha,dia mihomana,fa ny ekipan'i pierrot no hampihinana ny tsy aiko intsony azy eo.efamanomboka miseho ny fifampitsipahana misy eo amin'i monja(ekipa tgv)sy i pierrot(ekipa ratsi... tohiny
novalian'i xxx ny 13/05/2009 13:31
fijo ( 07/05/2009 20:40)
isika namana eto
mamaky ny resak aao ambany ao aho momba ilay resaka nataon'i oay,valin'ny fanazavana nomeko. ny tsikaritra dia lasa fifanalana vangy ilay resaky ny sasany. ny antony mahatonga izany dia maro amintsi... tohiny
novalian'i fijo ny 08/05/2009 21:55
fijo ( 07/05/2009 19:42)
dinika tsy misy bedy
saly , maninona rahery n omisy namana efa ekena nef atsy mety tafiditra ao amin'ilay dinika????... tohiny
fijo ( 06/05/2009 21:26)
fijo
misy resak anatsipin'i falyfenosoa momba ahy sy ny havako ato,ka efa novaliako eo ambany eo. ny tiako lazaina fotsiny dia izao.amiko ts yravalo no toanako eto,fa ny aradalana.ka na i andry na i ratsi... tohiny
novalian'i fijo ny 07/05/2009 20:45
fijo ( 05/05/2009 20:51)
essera
mba fantar'i essera ve hoe hoatrinona izao no karaman'ny ao amin'ny hat???4 000 000 ariary,izany hoe 20 000 000fmg.ka fandaniampoana io sa ahoana,fa ny vahoak anandany andro nametraka azy teo izao mba... tohiny
novalian'i razily1 ny 06/05/2009 22:41
fijo ( 30/04/2009 19:39)
odon henatra hoan'ny olony
Lettre ouverte à l’attention de Mgr Odon Razanakolona 30 avril 2009 COURRIEL’’ OUVERT A L’ATTENTION DE L’ARCHEVEQUE D’ANTANANARIVO, MGR ODON MARIE ARSENE RAZANAKOLONA Très respectÃ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2009 19:57
fijo ( 29/04/2009 20:19)
hoan'i essera
nilaza i essera tetsy ambany fa misy avocat mbola mikaroka artikla, asa raha mba nianatra lalana taiza ity essera,fa mba tiako hanontaniana hoe "mba fantatrao sy azonao lazaina ve hoe firy ny isan'ny... tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:19
fijo ( 28/04/2009 21:38)
HCC
vaovao ngezabe,itako tamin'ny midi mada teo,fa nivadika ny HCC,ka namoak adidim pitsarana milaza ,fa tsy aradalana ny fisian'ny HAT sy ny fomba nahatongavany teo.ka asa izay hitranga ,fa tena fiovan a... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2009 19:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.077