Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i fijo, milahatra araka ny daty
fijo
(
11/02/2009 21:55)
RFI,radion'iza????
mahagaga ahy,fa isaky ny misy zavatra ao madagasikara ao,dia mandainga foan aity radio ity.
raha nitranga iny zavatra tamin'ny 07 febroary iny,dia nihaino RFI foa aho,ary dia nilaza ny tao,fa farafah...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/02/2009 20:41
fijo
(
05/02/2009 20:26)
simba tanteraka i madagasikara
.salama daholo.
ny 27 dec 2008 aho no tonga tany madagasikara.faly ery nahit any hatsaran'ny tanana.tsy lavina fa sahiran any vahoka saingy efa hafaka niaina ny ankamaroany.raha sendra nijery ireo ...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/02/2009 06:53
fijo
(
19/12/2008 21:17)
firariantsoa
misaotra antsika rehetra mpandray anjara mavitrika eto indray,fa dia feno sy maro tokoa ny hevitra nifanakalozana teto.
hifarana indray moa ity ny taona,ka dia mirary soa hoantsika rehetra ny tenako....
tohiny
novalian'i salopard ny 23/12/2008 15:22
fijo
(
10/12/2008 20:00)
amin'ny anaran'i jesoa koa ity
Masera mpisoloky
« I Jesoa no naniraka ahy »
mercredi 10 décembre 2008, par Crépin Randrianjafy
Soa fa misy tilikambo miaro amin’ny ratsy. Teo ampanaovana ny asa ratsiny i...
tohiny
novalian'i prime ny 05/01/2009 08:20
fijo
(
09/12/2008 20:58)
apokalipsa
dia nitohy tamin'ny asabotsy ilay fandaharana momba ny apokalipsa,
dia voalaza fa tamin'izany fotoan aizany,dia toa nirona ary faly ny mpino kristianina raha maty"martiora"ary maro mihintsy no vonona...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 15/01/2009 22:34
fijo
(
05/12/2008 21:37)
devoly sy satana
ô ry zareo mpino ny devoly sy satana an,milaza matetika ianareo fa misy olona hidiran'ny devoly sy satana sns.izao no lazaiko anareo.raha misy ve izany devoly sy satana izany,tsy izahay tsy mpino no ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 22/12/2008 21:02
fijo
(
20/11/2008 19:55)
de ho izao foana ve izy ity e?
SAVA
La tension confessionnelle tombe à Sambava Les autorités locales sont descendues dans le fokontany d’Antogopahitra, commune rurale de Bemanevika afin de jouer le rôle de médiateurs. En e...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/11/2008 22:58
fijo
(
18/11/2008 22:52)
maso krispijo.
mba namonjy batemy tao amin'ndry kanto tao marseille ny krispijo,ka di amb ahilaza kely izay voamariky ny maso tao.
vopalohany aloha ,dia tara 5 mn ny fiantombohana.io moa azo tsinotsinoavina,satri...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/12/2008 00:10
fijo
(
12/11/2008 23:39)
andriamanitra vola aloha,izay vao....
raha namaky "madagascar tribune"androany ianareo dia nahita fa tsy neken'ny sino any ahatongavan'ny nonce tao amin'ilay fanasana ofisialy nataon'ny fanjakana gasy.ary dia ingahyranjeva no voalaza fa n...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/11/2008 23:19
fijo
(
10/11/2008 22:16)
pretra boxera
tamin'ny canal + androany,nisy vaovao avy any jerosalema,dia nilahatra ny pretra ortodoxa,di anifanena tamina pretra (kristianina )ihany koa fa hafa.de asa izay nanjoa tao,fa totohondry be mihintsy no...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/11/2008 22:22
fijo
(
07/11/2008 22:08)
zamerika sy ny kolontsaina.
nijery fandaharana momba an'ny zamerika sy ny kolontsaina aho,ary tonga saina.
tongasaina aho,satria i zamerika irery no firenena tsy manana minisiteran'ny kolontsaina,nefa dia ny azy no kolontsaina ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 07/11/2008 22:46
fijo
(
31/10/2008 22:11)
"ny tena finoana dia..."
maro ianareo mpino no milaza ,na mampiasa io fomba fiteny io.
ny tianareo ambara ve izany dia hoe"izay tsy mino toa anay dia tsy izy?"tsory raha izay dia ahngina izahay fa efa anareo ambongadiny ny f...
tohiny
novalian'i prime ny 28/11/2008 09:48
fijo
(
23/10/2008 20:32)
finoana,lasa fitaovana politika mahery vaika
Iarahantsika mahalala fa tsy hoela intsony dia hifidy izay ho filohany ny ao US.
rehefa arahana io fifidiaana io,dia tafiditra be,ao amin'ny fakana olona ny resaka fivavahana.
nampiasaina izy io han...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/10/2008 21:01
fijo
(
21/10/2008 19:34)
hay ve?
Masera protestanta
Valo taona ny fanomanana ny voady farany
mardi 21 octobre 2008, par Nivo T. A.
Masera Soa Christine, andiany faharoa amin’ireo masera nahavita voady farany...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 19/01/2015 08:30
fijo
(
16/10/2008 18:48)
tandremo ihany sao.....
Ambohibao
Un théologien ligoté tout nu
jeudi 16 octobre 2008, par Hassy
Un fou presque nu a été vu attaché sur un poteau électrique à Ambohibao près du bureau de la commune...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 01/11/2008 01:13
fijo
(
24/09/2008 21:29)
ahoana no ahalalana azy???
raisiko ilay resakay sy prime atsy ambany atsy ry zareo an,hoanareo mpino,ahoana no ahalalanareo raha tonga tokoa jesoa hoe iny le tena izy,fa tsy ilay sandoka voalazan'ny baiboly.
ny baiboly mantsy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/10/2008 19:52
fijo
(
19/09/2008 18:55)
misy hodiniana ihany an
"le philosophe français Bensaïd quand il parle de la montée de l’intégrisme religieux dans plusieurs pays : « Quand la politique est à la baisse, la théologie est à la hausse. Quand le profa...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/09/2008 20:23
fijo
(
18/09/2008 21:36)
mety hiaraka ve?
hono hoao ry zareo.lasa ny saiko hoe "ekenareo kristianina ve ny homo ,mino sy manaraka ny finoana kristianina????"
manaraka fandaharana homo any amin'ny tany silamo mantsy aho io,ka tena mampalahe...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/09/2008 20:24
fijo
(
18/09/2008 19:42)
jesoa mandroaka biby
Jiromanga bibiolona
Nalemy ilay vehivavy voaolana
jeudi 18 septembre 2008, par Hery A.
Imprimer cet article Enregistrer au format PDF envoyer l'article par mail title=
Na tsaho na tsia, n...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/09/2008 21:34
fijo
(
28/08/2008 20:40)
hic la france
http://www.dailymotion.com/relevance/search/sarkozy/video/x2814u_sarkozy-alcoolise_fun...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/09/2008 21:33
